11/05/2026
‼️ Fermeture exceptionnelle jusqu'au 17 Mai, nous ouvrons nos portes le 18 🙏
Toerana findramana sy famakiana boky kristiana tsara. Fifampizarana momba ny famakiana boky kristiana.
11/05/2026
‼️ Fermeture exceptionnelle jusqu'au 17 Mai, nous ouvrons nos portes le 18 🙏
14/04/2026
📢 FAMPAHAFANTARANA: FIOVAN'NY ORA FISOKAFANA
Mampahafantatra antsika izahay fa hisy fiovana ny ora fisokafan'ny Tranomboky 3M manomboka rahampitso Alarobia 15 Aprily.
Indreto ny ora vaovao handraisana antsika:
🗓 Isaky ny: Alatsinainy - Alarobia - Zoma
🕘 Amin'ny: 9 ora maraina hatramin'ny 12 ora atoandro
Mirary tontolo andro feno fitahiana ho antsika rehetra.
09/04/2026
‼️ Fermeture exceptionnelle 🙏
❓Ahoana ny fomba hanararaotako tsara ny fiainako 🤔
💐Vaovao ity ny taona dia mandray fanamby vaovao avokoa ny rehetra.
Fa ahoana raha handeha hanararaotra tsara ny fiainana nomen'Andriamanitra antsika? ✨
Ny fomba ahafahana manao izany no atoron'i ✍️John Piper antsika ao anatin'ity 📚bokiny amin'ny teny anglisy atolotra antsika ity hoe 📖"Don't Waste Your Life".
Manararaotra tsara ny fiainanao ve ianao? 🤗🙏
01/01/2026
✨ Mirary ny soa sy ny tsara rehetra ho anao ao amin'i Jesosy amin'ity taona 2026 ity 💐🤗
📖 "Ary Andriamanitry ny fiadanana anie hahamasina anareo samy ho tanteraka, ka aoka harovana avokoa ny fanahinareo sy ny ainareo ary ny tenanareo ho tanteraka ka tsy hanan-tsiny amin'ny fihavian'i Jesosy Kristy Tompontsika."
I Tesaloniana 5:20
26/12/2025
✨ Amin'ny heritaona indray ny fotoana omenay anao 🤗
💐 Hisitaka kely izahay mba hiverenana handray tsara anao indray 🎉
👉Amin'ny alatsinainy 5 janoary indray ny fotoana omenay anao, ety amin'ny tranomboky 3M Ambatoroka.
25/12/2025
✨ Mirary Noely sambatra ho antsika rehetra 🤗🎉
💐 Hitondra fifaliana, hanamafy ny finoana sy ny fitomboantsika tsirairay ara-panahy anie ny fisaintsainana ny nahaterahan'ny mpamonjy sy ny famonjena nataony androany 🙏
💐 Ho feno fiderana Azy anie isika androany noho ny famonjena lehibe nataony, araka ity tenin'i John Piper ity hoe:
📖"Tsy afaka mamaha ireo olantsika sarotra indrindra i dadabe noely, kanefa Jesosy dia namaha ilay olantsika sarotra indrindra, dia ny fahotantsika sy ny fisarahantsika amin'Andriamanitra" 🎉
12/12/2025
❌ La bibliothèque sera exceptionnellement fermée aujourd'hui‼️
✨ Rendez-vous à partir de lundi prochain 🤗
Inona ilay Teny mampahery anao amin'izao fotoana izao? 🤗
❓Inona ny tanjonao mamaky boky?
I Faly Ravoahangy ihany no manohy manampy antsika mamaritra ny tanjotsika kristiana amin'ny famakiana boky.
Mba zarao aminay hoe ny vaky bokinao amin'izao, sy ny tanjonao amin'izany?
| Monday | 09:30 - 16:30 |
| Tuesday | 09:30 - 16:30 |
| Wednesday | 09:30 - 16:30 |
| Thursday | 09:30 - 16:30 |
| Friday | 09:30 - 16:30 |
| Saturday | 10:30 - 12:30 |