Jesus Christ is my heart

Jesus Christ is my heart

Share

Jésus Christ is my heart
--
Monsieur Miora Andrialalaina Florlys
un homme christianisme
Contact :

27/07/2017

IZA NO HANOME NY FONY AN' I JESOSY??
NY OLONA MANOME NY FONY AN'I JESOSY KRISTY DIA HO SAMBATRA MANDRAKIZAY ARY TSY VERY NY FANAHINY FA HIAINA AO AMPARADISA, KA FIADANANA SY FAHAFINARETANA NO IAINANA AO. AMEN

RAHA MANAIKY IZANY IANAO DIA PARTAGEVO ITY HAFATRA ITY

Photos 15/07/2017

AZA MATAHOTRA FA JESOSY DIA MIANDRY ANAO FONA

Photos 08/07/2017

JESOSY KRISTY NO FOKO
💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖

Photos 20/06/2017

DINIHO TSARA ANGEEE!!!!
MATETIKA NY OLONA REHE MANAO PUBLICATION SARIN'OLO-MATY DIA MARO NY OLONA MANAO J'AIME AN' ILAY SARY, NEFA RAHA AMIKO DIA TSY TOKONY HATAO J'AIME MIHITSY SATRIA RAHA MANAO J'AIME AHO DIA MIDIKA IZANY FA TIKO ILAY OLONA MATY.
ALEO AHO MANAO COMMENTAIRE HOE " MANDRIA AMPIADANANA NA MAMPIASA EMOJI MAMPANAHELO OHATRA ( 😥😥😥😥😢😢😢😢😢😪😪😪😪😪😔😔😔)

Photos 31/05/2017


Na inona na inona ny olana misy eo aminao 😧😧 dia tsarovy fa Jesosy Kristy irery ihany 🤔 no mamaha ny zavatra manjo anao, ka raiso ny baiboly dia vakio mba hahalalanao ny fampiononana rehetra, sy halalanao ny tenin'Andriamanitra.
Mahaiza mampionon-tena fa tsis olona hampionona anao ny ety ambon'ny tany fa jesosy sy ny baiboly irery ihany no hamponona anao.
ALELOUIA

Photos 29/04/2017

Tsy tery lalana ny ratsy

Mivavaha ihany ianao , ary tena manompoa an'Andriamanitra fa ny devoly dia tsy tery lalana akory, matetika izy dia mamerivery antsika foana mba tsy halalan-tsika an'Andriamanitra intsony, fa raha vao manaraka ny ataony ianao dia tadidio fa tsy anisany ho miaina ao am-paradisa ianao.

Photos 16/04/2017

LE JESUS DE L'HISTOIRE
La foi en Jésus-Christ se réfère à l'histoire de Jésus le Nazaréen, hébreu de Galilée, qui apparaît au ier siècle dans le cercle de Jean le Baptiste avant de s'engager, entouré de quelques disciples, dans une carrière de prédication itinérante d'un à deux ans et demi, essentiellement en Galilée, en pratiquant guérisons et exorcismes. Il suscite engouement et ferveur, s'attirant la méfiance des autorités politiques et religieuses, avant d'être arrêté, condamné et crucifié vers l'an 30 à Jérusalem pendant la fête juive de la Pâque, sous l'administration du préfet Ponce Pilate

Dans les premières décennies qui suivent la mort de Jésus de Nazareth vers 30, ses disciples vont se constituer en petites communautés autour de deux croyances : celle que Jésus était le messie attendu par les juifs, et celle qu'il était ressuscité et était apparu à un certain nombre de témoins. Ce « mouvement des disciples de Jésus », par ses croyances en la messianité et la résurrection de Jésus, constitue alors une secte particulière au sein du judaïsme dit du second Temple, beaucoup plus diversifié que ce qu'il deviendra après 70 sous l'impulsion du judaïsme pharisien, qui donnera le judaïsme rabbinique.

La foi en Jésus-Christ est marquée dès ses débuts par la prédication de Paul de Tarse, l'« apôtre des gentils » qui ne connut pas le Jésus historique, mais à qui celui-ci serait apparu après sa résurrection.

Photos 15/09/2016
Photos from Jesus Christ is my heart's post 29/08/2016

ROMANA 12:12
Mifalia amin'ny fanantenana; miareta amin'ny fahoriana; mahareta amin'ny fivavahana.

JESUS CHRIST 24/08/2016

Túmulo no Cemitério da Saudade Marília panoramio Alexandre Possi

Photos 23/08/2016

II PETERA
21 fa tsy nisy faminaniana avy tamin'ny sitrapon'ny olona tany aloha rehetra; fa avy tamin'Andriamanitra no nitenenan'ny olona araka izay nitondran'ny Fanahy Masina azy.

Photos 22/08/2016

Jesosy Christ dia Maty Tamin'ny fanavotana antsika Zanakolombelona.
- - -
Raha mba ihany ianao dia -vo ity sary izay maneho fa tena marina Jesosy Christy.

Want your business to be the top-listed Government Service in Amboasary Sud?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address

Miora Andrialalaina Florlys
Amboasary Sud
603