IPA Ampahidralambo - Lycée Privé de Formation Technique et Professionnelle

IPA Ampahidralambo - Lycée Privé de Formation Technique et Professionnelle

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from IPA Ampahidralambo - Lycée Privé de Formation Technique et Professionnelle, Government Building, Ampahidralambo, Ambohidrabiby.

12/08/2025

LES ÉPREUVES DU CONCOURS D’ENTRÉE EN PREMIÈRE ANNÉE DE TYPE INITIAL A L'IST !!

Photos from IST Antananarivo (Page Officielle)'s post 12/08/2025
12/08/2025

~BUILD YOUR FUTURE NOW~

📣 Misokatra ny fisoratana anarana ny amin'ny taom-pampianarana manaraka eto amin'ny Lycée Technique de Formation Professionnelle Privée "IPA Ampahidralambo"

👨‍🎓 IPA dia manolotra antsika rehetra ireto sampam-pampianarana manaraka ireto :
> AGRI-ELEVAGE
> BTP

FIDIRANA : Talata 16 septambra 2025

Ny mpianatra dia manomana ny fanadinam-panjakana "Brevet d'Etude Professionnel" sy "Baccalauréat Professionnel"

Ho fitsinjovana ny avy lavitra dia :
- misy trano tsy handoavana hofan-trano
- Misy jiro sy rano fisotro madio
- Misy lakozia
- Misaraka ny fatorian'ny lahy sy ny vavy
- Misy dokotera eto an-toerana : FANDRAISANA ANJARA AMIN'NY FITSABOANA NO ALOA
- Misy fitsipi-pifehezana hentitra
Rehefa manao travaux pratique ny eto amin'ny IPA Ampahidralambo dia :
- Tsy miantoka akora izay ho ampiasaina ny ankizy
- Mpampianatra ampy traikefa no mampianatra
- Mandray anjara daholo ny ankizy tsirairay
- Isan-kerinandro ny fanaovana travaux pratique
Ho fitsinjovana ny ray aman-drenin'ny mpianatra amin'ity taom-pianarana ity dia:
- 0 ariary ny saram-pisoratana anarana
- Mirary dia mirary ny saram-pianarana ho an'ny kilasy rehetra

📣 TONGAVA MIALOHA FA VOAFETRA NY TOERANA !
Raha mila fanazavana fanampiny dia antsoy ny 034 46 115 44/ 033 29 293 35/ 032 49 282 08
Na manantona ety an-toerana : RN3 / Commune rurale Ambohidrabiby / PK24 arrêt bus vatomitsangana

Want your business to be the top-listed Government Service in Ambohidrabiby?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address

Ampahidralambo
Ambohidrabiby
103