18/10/2025
Inona ary io 😀
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from AMBOSITRA TIAKO, Landmark & historical place, Ambositra.
AMBOSITRA TIAKO ❤️
✅ Fanehoana ny kolontsaina sy ny lovantsika
✅ Fizaràna ny hakanton’ny tanindrazana
✅ Fanandratana ireo talenta sy hevitra vaovao
"Ambositra Tiako – Fiaraha-misaina, Fiaraha-mientana" 🐂
18/10/2025
Inona ary io 😀
17/10/2025
Eto ambaravarakely aho no mitazana...
👉 Tohizo
16/10/2025
🪶 Fantatrao ve hoe avy aiza ny hoe Ambohitsorohitra, izay ahitana ny Lapan'Ambohitsorohitra ao Antananarivo ?
Avy amin’ilay voronkely antsoina hoe “Sorohitra” izany. Raha adika ara-bakiteny, dia midika hoe “Am-bohitra misy sorohitra” (na koa tendrombohitra misy sorohitra) ny hoe Ambohitsorohitra.
Io vorona io dia fantatra amin’ny anarana hafa koa hoe “Alouette Malagasy” na “Madagascar Lark”, ary ny anarany siantifika dia Eremopterix hova. Karazam-borona tsy hita afa-tsy eto Madagasikara izy io.
Hita manerana ny nosy izy, indrindra any amin’ny “savane” na lemaka ahitra, eny amin’ny lalana, ary indraindray aza ao an-tokontaninao ao. Mora hita izy rehefa lavitra, satria tiany ny mipetraka eny amin’ny bozaka na hazo kely, fa rehefa manakaiky kosa ianao, dia mandositra anaty bozaka haingana izy.
Ankoatra izany, ohabolana Malagasy maro no ahitantsika ny “Sorohitra”, toy ity manaraka ity ohatra : “Fody lahy ririnina ka mitovy volo amin’ny sorohitra”. Ny fody lahy manko miloko mena rehefa fotoanan’ny orana, fa miova toy ny an’ny sorohitra ny lokony rehefa ririnina, izay somary matroka. Sarinteny maneho ny fiovan’ny toetran’olona manoloana trangan-javatra iray izany.
Mampatsiahy antsika izao fa ny harena voajanahary eto Madagasikara dia tsy any anaty ala, faritra mando, na ranomasina ihany.
Ary ianao koa ve efa nahita sorohitra ?
Lahatsoratra sy sary : Domoina Rakotomalala
16/10/2025
Ohabolana momba ny Tantely? Sorato ao anaty commentaire 👇
16/10/2025
Mba hainareo ve hoe aiza ity toerana ity?
"Fa Izaho mahalala ny hevitra iheverako anareo, hoy Jehovah, dia hevitra hahatonga fiadanana, fa tsy loza, mba hanome anareo fanantenana ny amin'ny farany." Jeremia 29 : 11
12/10/2025
✅ Lina Vanessa Marcela Medina Vásquez, avy any Pérou, no vehivavy zandriny indrindra niteraka teo amin'ny tantaran'ny siansa.
✅ Teo amin'ny faha-5 taonany sy 7 volana ary 17 andro izy no niteraka ny zanany voalohany ary nodimandry ny taona 2015 teo amin'ny faha-82 taonany.
✅ Voatery natao césarienne moa izy niteraka io zanany io.
11/10/2025
Aza matahotra fa miady ny adintsika Andriamanitra ❤
09/10/2025
Volan'ny Rôzery, Oktôbra 2025, andro alakamisy,
Mistery Manazava na Mistery Mamirapiratra
Atsaharo ny fisaraham-bazana fa fifankatiavana no didy. Tsy mahafaly anao ny hitia ny namanao ? Izay anefa no didy ka mandidy anao ho tia namanao
09/10/2025
Omeo lohateny "titre" hoe ity sary ity 💔
| Monday | 09:00 - 17:00 |
| Tuesday | 09:00 - 17:00 |
| Wednesday | 09:00 - 17:00 |
| Thursday | 09:00 - 17:00 |
| Friday | 09:00 - 17:00 |