Dren Androy

Call

Dren Androy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Dren Androy, Government Organization, Ambovombe, Ambovombe.

✳️Tanterahina ao amin'ny Lycée manara-penitra Ambovombe nanomboka ny talata 25 aogositra 2026, ny fiofanana mikasika ny ...
26/08/2026

✳️Tanterahina ao amin'ny Lycée manara-penitra Ambovombe nanomboka ny talata 25 aogositra 2026, ny fiofanana mikasika ny fanabeazana ho amin'ny fiaraha-miaina mirindra na "Éducation à la Vie en Harmonie" (EVH).

▶️Nanokatra tamin'ny fomba ofisialy ity fiofanana ity ny Tale Jeneraly misahana ny sekoly anivon'ny Minisitera foibe.

▶️Haharitra 5 andro izao fiofanana izao, izay tarihin'ireo mpampiofana avy any amin'ny Minisitera foibe, ary fiaraha-miasa miaraka amin'ny mpiara-miombon'antoka UNESCO.

▶️Miisa 107 ny mpandray anjara amin'izany izay ahitana solontena avy ao amin'ny DREN, CISCO, Lehiben'ny ZAP, Talen-tsekoly, mpampianatra ary avy amin'ny fiarahamonim-pirenena Androy.

▶️Tanjon'ity fiofanana ity ny hanamafisana ny fahaiza-manaon'ireo mpiantsehatra amin'ny fanabeazana momba ny fiaraha-miaina mirindra eny anivon'ny sekoly sy ny fiarahamonina.

UCOM MEN/Aogositra 2026

20/04/2026

Mirary herinandro feno fahombiazana ho antsika rehetra.



Minisiteran'ny Fanabeazam-pirenena Ofisialy
UCOM MEN/ Avrily 2026

10/04/2026
10/04/2026

Address

Ambovombe
Ambovombe
604

Telephone

+261340630697

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Dren Androy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share