20/11/2024
ARABAINA ireo nandresy tamin'ny fifaninanana baolina kitra nataon'ny Kandida Ben'ny tanana kaominina ampanefy laharana faha-4 AREMA.
Nandresy tami'izany ny ekipan'ny -miaona ary laharana faha 2 kosa ny ekipan'ny
Voray ny fangatahanareo amin'ny fanohanana sy fanampiana ny Kolontsaina sy fanatanjahatena eto amin'ny kaominina AMPANEFY. Ary hamaly sy andray ny andraikitra manandrify azy amin'izany ny Kandida laharana faha 4 AREMA.
20/11/2024
Hafatry ny Sekertera Nationaly AREMA Ho an'ny vahoaka eto Kaominina AMPANEFY :
: "Indray mandeha anatin'ny 5 taona ihany no eo amplatanan'ny vahoaka ny fahefana hanova ny hoaviny ka fidio ny Kandida laharana faha-4 AREMA Ho Ben'ny tanana Ampanefy"
20/11/2024
Tanteraka soa tsara ny fanokafana ny fampielezan-kevitra ho an'ny Kandida N°4 ho Ben'ny tanana Ampanefy.
Misaotra antsika vahoaka Tonga marobe nanontrona.
Misaotra an'ny Secrétaire nationale AREMA sy ny delegasionina miaraka aminy tonga nihaino ny hetahetan'ny vahoaka ary manome vaha olana amin'izany : Kandida laharana faha-4 AREMA