14/02/2026
Hafatriny mpakafy.
Mba jereo fa tsy mivoaka le feo fa misaosao be le télé MBS zao azafady.
Ity Page ity dia natao ho atsika MPANOHANA NY Filoha Marc Ravalomanana .
Mirary sao ho atsika rehetra , ary ho SAHIA MIJORO AMINY FAHAMARINANA MANDRAKARIVA .Tiako I Madagasikara TIM
14/02/2026
Hafatriny mpakafy.
Mba jereo fa tsy mivoaka le feo fa misaosao be le télé MBS zao azafady.
14/02/2026
14/02/2026
12/02/2026
RIVO-DOZA GEZANI - MIANTSO FIFANOMEZAN-TANANA NY FILOHA TEO ALOHA MARC RAVALOMANANA.
“ Nosy iray i Madagasikara ka miantso fifanomezan-tanana, fifanampiana,firaisankina, misaotra antsika rehetra ”
11/02/2026
Mankahery ireo Malagasy rehetra Tra-boina vokatry ny fandalovan’ny Rivo-doza Fytia. Mirary fiononana feno ihany koa ho an'ireo rehetra izay namoy fianakaviana, namana, mpiara monina.
Efa orambe sy rivotra be Atsimondrano @ zao ora zao( 02h12m) maraina .
10/02/2026
‼️HO AN’ANALAMANGA‼️
FILAZANA MILOKO MENA/LOZA MITATAO :
👉 Efa mihatra amin’ny toerana naharay azy ny loza
🔴Toniana ny saina
🔴Mipetraka amin’ny toerana azo antoka
🔴Tsy mivoaka ny trano intsony
🔴Tapahana ny herinaratra, hamafisina ny hidin’ny varavarana, ny fantsin-drano ary ny fizaran-jiro
🔴Mitandrina amin’ny mety ho fahatonian’ny andro tampoka fa hiverina hiharatsy izany avy eo
🔴Manaraka tsy tapaka ny vaovao momba ny rivodoza.
🔴Mifampizara vaovao indrindra amin'ireo tsy mahazo izany sy ireo marefo
🔑 Météo Madagascar
Miato avokoa ny asa aman- draharaha rehetra eto Analamanga rahampitso alarobia, noho ny cyclone (source: TVM)
Ry Malagasy.
Mifanohàna fa tsy mifandroba.
Raha misy mpiara-monina iharam-boina: ampio izy fa tsy ny fananany no alaina.
Cirgn