Isaorana anareo MAFI-M any faritra Vakinakaratra. Dia.mirary soa ho anareo MAFI-M rehetra dia manantena aantsika rehatra hanao izay tratry ny heritsika. Misaotra Nofy Andrianjaka izay lehiben'ny Mafi-M any faritra Vakinakaratra iny.
Mafi-M
MAFI-M est une plateforme apolitique engagée pour le développement, la transparence et la participation citoyenne à Madagascar.
Nous œuvrons pour une société juste, inclusive et tournée vers l’avenir.
Isaorana anarei MAFI-M any faritra Vakinakaratra. Dia.mirary soa ho anareo MAFI-M rehetra dia manantena aantsika rehatra hanao izay tratry ny heritsika. Misaotra Nofy Andrianjaka izay lehiben'ny Mafi-M any faritra Vakinakaratra iny.
Ny MAFI-M dia hiasa hanatratra tanjona sy VINA ho fampandrosoana ny Madagascar araka ny SLOGAN-NY. Mba hipaka amin'ny fiain'olona andavanandro izany ary hanan'ny vahoka malagasy ny fahaleovatena aminy toekarena . Vonona ny hanao izay tratrany ny VOVONANA Mafi-M .
Omenay anareo ny angady fa anareo vahoaka kosa no miasa manatratra ny tanjona.
26/04/2026
Totosa androany Alahady ny fihaonan'ny Mpitarika ny Mafi-M manerana ny Madagascar ( Diego, Tulear, Fianarantsoa,Mahanjanga,Tana, ary Tamatave) izany dia natao teto Antananarivo. Ny votoanto-kevitra tamin'izany dia ny tetikady hoetina amin'ny fampandrosoa izay hirosoan'ny MAFI-M ( Mijoro ho An'ny Fampandrosoana Ifotony eto Madagascar). Akasitrahana ny bureau maharitra National nanatotosa izany.
Slogan MAFI-M : FAMPANDROSOANA IFOTONY LOHARANOM-PAHOBIAZANA.
25/04/2026
Ny Mafi-M mijoro ho fampandrosoana eny Ifotony, miantraika amin'ny vahoaka tanteraka ny resaka "Vola" sy Fanovana ny rafitra mety hiseho, hisy ihany koa fan-kankevitra atao eto Antsirabe ville mahakasika izany
25/04/2026
Isaorana.ny formateur nahatotosana izao fampiofanana fiompiana akoho gasy mantianina izao, Ary Ialana tsiny ho anareo tsy tafiditra sy tara vao voavaly ny msg ka tsy nahita ilay toerana.
25/04/2026
Fitsenana ny PRRM tao Antsirabe, izay nataon'ny Mafi-M Mirary soa anareo rehetra manerana Nosy . Ary akasitrahana anareo tao faritra vakinakaratra tao naneho.ony firaisakina.iny.❤️❤️🎤🙏🙏
24/04/2026
🐔🔥 FIOMPIANA AKOHO GASY NOHATSARAINA 🔥🐔
👉 Manasa anao hanatrika formation maimaim-poana izay karakarain’ny -M sy Malagasy Mandroso
👉 Ny fiompiana akoho gasy nohatsaraina dia iray amin’ireo lalana azo antoka sy mahasoa amin’izao fotoana izao.
🔎 Inona no mampiavaka azy?
🔸 Akoho gasy voafantina amin’ny kalitao tsara
🔸 Fivoarana haingana sy mahomby
🔸 Famokarana atody avo lenta 🥚
🔸 Hery fiarovana amin’ny aretina ambony kokoa
📊 Antony maha safidy tsara azy:
🟢 Vokatra azo ao anatin’ny fotoana fohy (hena + atody)
🟢 Tsy mitaky vola be amin’ny fanombohana
🟢 Mora tantanana na ho an’ny vao manomboka aza
🟢 Afaka atao na an-tanàna na any ambanivohitra
Koa manasa antsika rehetra ary hanatrika izany fotoana izany.
📌 Toerana : ICM Ambomanarina
📌 Daty : Asabotsy 25 Aprily 2026
⏰ Ora : 08:30 maraina
💰 Saram-pandraisana : MAIMAIM-POANA (GRATUIT)
👨🏫 Mpampiofana :
➡️ Mr Edson – avy ao amin’ny Malagasy Mandroso
"Fampandrosoana ifotony, loharanom-panavaozana…."
Nisy fanentanana sy fanadiovana ireo Loto teny Andravohangy nataon'ny Mafi-M
omeo lanja ny fiarahamonina hoy ny VPN Rahaingoharilalao Elia Hajao ny fahadiovana
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Website
Address
101
