๐‚๐จ๐ฆ๐ฉ๐š๐ ๐ง๐ข๐ž ๐ ๐ž๐ง๐๐š๐ซ๐ฆ๐ž๐ซ๐ข๐ž แด€ษดแด›แด€ษดแด€ษดแด€ส€ษชแด แด แด ษชสŸสŸแด‡

๐‚๐จ๐ฆ๐ฉ๐š๐ ๐ง๐ข๐ž ๐ ๐ž๐ง๐๐š๐ซ๐ฆ๐ž๐ซ๐ข๐ž แด€ษดแด›แด€ษดแด€ษดแด€ส€ษชแด แด แด ษชสŸสŸแด‡

Share

GENDARMERIE NATIONALE

13/09/2023

๐—™๐—ถ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ถ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ต๐—ถ๐—ฑ๐—ถ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—บ๐—ฝ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ต๐—ผ ๐˜‡๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฎ๐—ฟ๐˜† ๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธ๐Ÿ‘ฎโ€โ™€๏ธ

FIFANINANANA HIDIRANA HO MPIANATRA HO ZANDARY

ho an'ireo mpifaninana rehetra ato anatin'ny faritanin'Antananarivo.

Ny 16 - 17 Septambra 2023 izao ny datin'ny fifaninanana.

Antsoina ny mpifaninana rehetra ho tonga amin'ny (regroupement) sy ny datin'ny fifaninanana.
ร—ร—ร—ร—ร—ร—ร—ร—ร—ร—ร—ร—ร—ร—ร—ร—ร—ร—ร—ร—ร—ร—ร—ร—ร—




: Zoma 15 septambra 2023
: 2 ora tolak'andro (14 h)
: CEG Nanisร na

: CEG & EPP Nanisร na.
------------------------------------------------




: Zoma 15 Septambra 2023.
: 9 ora maraina
: Terrain basket caserne GN Antanambao Atsimo Miarinarivo.

:
Lycรฉe FJKM Antanisoa Miarinarivo
-------------------------------------------------


:
: Zoma15 Septambra 2023
: 2 ora tolak'andro (14 h).
: Toerana malalaka Brigade Tsiroanomandidy.

: CEG Centre Tsiroanomandidy.
----------------------------------------------


:
: Zoma 15 Septambra 2023.
: 8 ora maraina.
: Terrain basket Groupement Antanimenakely (Mahazoarivo Nord).

:
CEG Antsirabe I (Mahazoarivo Manarapenitra).

=========================


๐Ÿ”ดMitondra karapanondro sy taratasy fiantsoana amin'ny andron'ny fampivondronana.
๐ŸŸ Ireo voasoratra anaty lisitra fa tsy nahazo convocation noho ny antony samihafa, dia asaina ho tonga amin'ny andron'ny fampivondronana.
๐ŸŸกIreo te hanamarina na anaty lisitra na tsia dia afaka tonga amin'ny andron'ny fampivondronana.
๐ŸŸขIreo mpiadina nanatitra dossiers any amin'ny faritra hafa, ka tonga eo amin'ny centre d'examen nangatahiny, kanefa tsy nahazo convocation dia tantsoina ho tonga amin'ny andron'ny fampivondronana.
๐Ÿ”ตIreo tratry ny antony tsy azo anoharana, ka tsy tonga any amin'ny toerana voasoratra hanaovany fifaninanana kanefa voasoratra anarana hiadina dia antsoina hanatona ny centre d'examen akaiky azy.
๐Ÿ›‘ Hajao ny ora sy ny fandaminana mipetraka.
โ„น๏ธ Manontania tompontany raha tsy hita ny toerana aleha.

๐Ÿ›‘ Omena anareo amin'ny fotoanan'ny regroupement ny pitsopitson'ny zavatra ilaina rehetra sy ny tokony atao ary ny tsy tokony atao.
โ›”โ›” TANDREMO NY KOLIKOLY SY MAMPIASA HOSOKA


๐Ÿ‘ฎ๐Ÿปโ€โ™‚๏ธ๐Ÿ‘ฎ๐Ÿ‘ฎ๐Ÿผโ€โ™‚๏ธ๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธ๐Ÿ‘ฎ๐Ÿฝโ€โ™‚๏ธ๐Ÿ‘ฎ๐Ÿฟโ€โ™‚๏ธ๐Ÿ‘ฎ๐Ÿปโ€โ™‚๏ธ๐Ÿ‘ฎ๐Ÿ‘ฎ๐Ÿผโ€โ™‚๏ธ๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธ๐Ÿ‘ฎ๐Ÿฝโ€โ™‚๏ธ๐Ÿ‘ฎ๐Ÿฟโ€โ™‚๏ธ

Want your business to be the top-listed Government Service in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Address

Antananarivo