My Library

My Library Vente des livres numériques à Madagascar | 1000Ar l'unité💸 / 5.000ar pack de 7| Livres au choix | Livraison rapide sur whatsApp.📱📁

Gentle reminder for all of our followers..✨We are starting October. The perfect moment to read a new book...😍📖
01/10/2026

Gentle reminder for all of our followers..✨
We are starting October. The perfect moment to read a new book...😍📖

01/10/2026

Les 6 livres à absolument lire si vous êtes fan de romance avant la fin d'année 2026😍

01/10/2026
🔎 PDF sa EPUB: Inona no maha-samy hafa azy ireo?🧐Fantatrao ve fa misy karazany roa ny endrika ahafahana mamaky boky numé...
28/09/2026

🔎 PDF sa EPUB: Inona no maha-samy hafa azy ireo?🧐

Fantatrao ve fa misy karazany roa ny endrika ahafahana mamaky boky numérique? Dia ny PDF sy ny EPUB izany. 👀

📌 Inona no itovizany?

* Samy endrika ampiasaina hamakiana boky numérique izy roa.

* Samy azo vakina amin’ny téléphone, tablette na ordinateur.

* Samy ahafahana mitahiry boky maro ao anaty fitaovana iray.

📕 PDF (Portable Document Format)

✅ Mitovy hatrany ny fisehon’ny pejy, ny soratra ary ny sary, na inona na inona fitaovana ampiasaina.

✅ Mety tsara raha tianao hitovy amin’ny endriny tany am-boalohany ilay boky.

❌ Indraindray, mila manao zoom na manetsika ny pejy miankavia sy miankavanana ianao rehefa mamaky amin’ny téléphone.

📗 EPUB (Electronic Publication)

✅ Miova ho azy arakaraka ny haben’ny efijery ny soratra sy ny fandaminana ny pejy.

✅ Afaka manova ny haben’ny soratra ianao mba hahazoana aina kokoa rehefa mamaky.

✅ Mety kokoa amin’ny famakiana boky lava amin’ny téléphone.

❌ Mety hiova ny fandaminana sy ny isan’ny pejy arakaraka ny fitaovana na ny haben’ny soratra nofidinao.

💡 Raha fintinina: Samy ahafahana mamaky boky numérique izy roa, fa ny PDF mitazona ny endriky ny pejy, raha ny EPUB kosa mampifanaraka ny soratra amin’ny efijery.

💬 Ary ianao, iza no tianao kokoa?

❤️ PDF sa 💚 EPUB?

Lazao ao amin’ny commentaires ny safidinao ary nahoana!

26/09/2026

EHH !
🫵🏼 Enao io ve tsy efa tenenina hoe manàna fahazarana mamaky boky.📖

Tsotra kely mamaky pejy iray isan'andro ary manokana fotoana kely otrany enao rehefa anokatra facefacebook io.🫣

Tongava ato aminay mijery boky PDF izay mety ahasoa anao.✅

Iza ilay nitady « Tu es ta priorité » nefa mbola tsy nahazo Oh ? 👀👉 Raisinao GRATUITEMENT izy  indray mitoraka ity, dire...
23/09/2026

Iza ilay nitady « Tu es ta priorité » nefa mbola tsy nahazo Oh ? 👀

👉 Raisinao GRATUITEMENT izy indray mitoraka ity, directement sur WhatsApp / E-mail. 🎁

Condition :
✅ Asiana j'aime ary abonnéna ny pejy

📸 Alefaso aminay en MP ny capture d’écran

🪙PREMIUM E-BOOKS • LIVRES NUMÉRIQUES • PDF / EPUB( Aucun livre papier)💎Ce Pack 25livres avec bonus 🎁 à 10.000ar seulemen...
23/09/2026

🪙PREMIUM E-BOOKS • LIVRES NUMÉRIQUES • PDF / EPUB
( Aucun livre papier)

💎Ce Pack 25livres avec bonus 🎁 à 10.000ar seulement 😱😱

✅ Réception sur WhatsApp ou Email
✅Paiement par Mobile Money

📚 E-BOOKS • LIVRES NUMÉRIQUES • PDF / EPUB( Aucun livre papier)💎Pack 5 000 ArChoisissez 7 livres de votre choix parmi no...
22/09/2026

📚 E-BOOKS • LIVRES NUMÉRIQUES • PDF / EPUB
( Aucun livre papier)

💎Pack 5 000 Ar
Choisissez 7 livres de votre choix parmi notre catalogue et recevez 1 livre bonus🎁

🔎 Vous recherchez un livre précis ?
Pas de souci ! Envoyez-nous le titre et le nom de l’auteur, nous vérifions sa disponibilité.

📱 Réception de vos livres en quelques instants sur WhatsApp ou Email.

💲Paiement par Mobile Money

16/09/2026

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when My Library posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category