13/07/2022
FIARABE MPITATITRA (CAMION): Hiakatra 50% ny saram-pitaterana rehetra manomboka rahampitso. Tapaka nandritra ny fivorian'ny fikambanan'ny mpitatitra "Camionneur" androany io. Fiakaran'ny vidin-tsolika no antony voalohany, eo ihany koa ny fahasimban'ny làlam-pirenena sy ny halafon'ny kojakojan'ny fiara. Izy ireo izay tsy isan'ny nantsoina tamin'ny fifampiresahana momba ny saran-dalana niarahana tamin'ny mpitatitra.
02/04/2021
Miarahaba Tompoko!
Misy camion Depart isika androany Vendredi 02/04/21.ho antsika zay manana entana maika dia afaka miantso ireto Num ireto:034 67 903 52/033 08 664 72/032 63 088 25.
Toerana Andranobevava,Tana Sava
Misaotra Tompoko
31/12/2020
Tsy ho ela dia hifarana ny taona 2020, samy manao izay hitany fa mahafaly azy ny tsirairay, tsara izany...nefa aza adino fa tsy ho ela ihany koa anefa dia hifarana izao tontolo izao, ho avy Jesosy, inona no tiantsika atao manoloana an'izany? Mbola anohy ny ratsy natao sa itodika amin'Andriamanitra sy hahafoy ny ratsy?
Efa ampy solika iakarana ho an-danitra ve izaho sy ianao? Miomàna fa tsy fantatsika na ny andro na ny ora
26/10/2020
🚐🚐 Rahampitso 27/10/2020 indray ny départ eto amin'ny Nary Laza Pasy
Toerana aleha : Faritra S.A.V.A
10/10/2020
Amin'ny herinandro indray ny départ ny Sprinter eto amin'ny Transporteur NARY LAZA Pasy
( talata - Alakamisy - Asabotsy)🚐🚐
Mirary faran'ny herinandro mahafinaritra ☺️☺️
01/10/2020
🚐🚐 Depart ny Asabotsy 03 Octobre 2020 indray SPRINTER antsika eto amin'ny Transporteur Nary Laza
👉👉 Toerana aleha : faritra S.A.V.A
Toerana iaingana : Nary Laza Pasy Andranombevava
Téléphone : 034 67 903 52 / 033 24 056 15
Afaka manantona ny hafatra miafina (MP) ihany koa raha mila fanazavana fanampiny
NB : Mandray commision mandeha sambava
Mirary tontolo andro mahafinaritra tompoko!