Direction des Services Fonciers Décentralisés

Direction des Services Fonciers Décentralisés

Share

La DSFD est une des Directions au sein de la Direction Générale des Services Fonciers

05/06/2026

📣 Ny Ministeran'ny Fanajariana ny tany sy ny Raharahan-tany dia mampahafantatra ny mpanan-draharaha rehetra fa atao peta-dridrina toa izao ny saran'ny fanatanterahana ny ODOC. Izany dia tafiditra amin' ny fanavaozana ny fomba fiasa : "standard de service".

⚠️ Raha mbola misy maka vola ankoatra an'ireo dia afaka manao fitarainana ao amin'ny Direction de la Promotion de l'intégrité et de la Transparence (DPIT) na manatona ny BIANCO.

Photos from Direction des Services Fonciers Décentralisés's post 05/06/2026

FAMPAHANTARANA NY LALANA MIFEHY NY FANANANTANY

🛑 Notanterahina ny Alakamisy 04 Jona 2026, ny fampiofanana fahatelo nataony ekipan’ny Direction des Services Fonciers Décentralisés ho an'ireo mpikambany Holafitry ny Mpisolovava.
Ity asa ity dia natao hanamafisana ny fahalalana sy ny fahaiza-manao momba ny fitantanana ny fananantany eny anivony Kaominina amin'ny alalan'ny Birao Ifotony Fananantany.

🛑 Lohahevitra nodinihina: Lalana laharana 2022.013 tamin’ny 1 jolay 2022
✅ Paik'ady fazahoana Kara-tany
✅ Paik'ady famadihana Karatany ho Titra

🛑 Ny Ministeran’ny Fanajariana ny Tany sy ny Raharahan-tany dia manohy hatrany ny ezaka fampahafantarana ny didy aman-dalana mifehy ny Fananantany an'ireo mpisehetra rehetra tsy ankanavaka.

Photos from DGSF's post 26/05/2026
06/05/2026

Tatitry ny Filan-kevitry ny Minisitra, Talata 05 May 2026.
Minisiteran'ny Fanajariana ny Tany sy ny Raharahan-tany.

Photos from Direction des Services Fonciers Décentralisés's post 29/04/2026

FAMPIOFANANA MOMBA NY RAHARAHAN-TANY – MATSF (MINISTERE DE L’AMENAGEMENT DU TERRITOIRE ET DES SERVICES FONCIERS) / DSFD (Direction des Services Fonciers Décentralisés- IS2M (Institut Supérieur des Métiers de Madagascar) Ambohimitsimbina

Ny 29 aprily 2026 dia nampahafantatra ny mpianatra miisa 43 (L1 & L2) sy ireo Tompon’andraikitra 4, ny fitantanana sy fiarovana ny fananantany eto Madagascar ny teo anivon’ny DSFD
Izany no natao mba hanamafy ny fahalalan’ny tanora momba ny fitantanana ny fananantany, indrindra ny rafitra ifotony sy ny andraikiny amin’ny maha olom-pirenena.
Lohahevitra nodinihina :
• Fototra momba ny fananantany
• Satan-tany eto Madagasikara
• Ny andraikitra sy ny fanambin’ny Raharahan-tany
• Fomba fiarovana ny zo fananantany
• Ady amin’ny disadisa ara-tany
• Anjara toeran’ny tanora
Nafana ny fifanankalozana, Vonona ireo tanora handray andraikitra amin’ny hoavin’ny fananantany!
“Ny tanora anio no mpiaro ny fananantany rahampitso!”

Photos from Minisiteran’ny Fanajariana ny Tany sy ny Raharahan-tany's post 18/04/2026
17/04/2026
Want your business to be the top-listed Government Service in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address

Bâtiment Topo Anosy Porte 111
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00