Menafify Ambohipo

Menafify Ambohipo

Share

Ho Mpitarika hampandroso Firenena, Hanampy ny namana, Hanao firotsahana, Hitory ny Filazantsara no kendrena

Photos 28/03/2017

FETY NY AO AN-TANANA.
Ny FARITANY MPANAZAVA SY TILY ANALAMANGA ATSINANANA dia faly manasa ny rehetra amin'ny FAMPISEHOANA miaraka amin'ny Joseph D'AF ary ireo vahiny nasaina manonkana.
Coliseum 2 aprily 2017 amin'ny 3 ora tolakandro.
Tsy misy vidim-pidirana fa Valopy no tatazana.
Ireto toerana ireto azo hangalana ny valopy:
Super Music Analakely, Nect Art Ankaditapaka, Librerie Antso, Librerie Loteranina Analakely ary any amin'ireo mpikambana.
Tongava maro.Ary zarao ho an'ny rehetra ihany koa ny fanasana.

Photos 16/02/2017

Ndao ndray hidera e :)
Ndao hiaraka ankakaza Azy :)
Omeo Azy ny voninahitra :)
@ 05 Martsa indray ny fotoanantsika miaraka @ Antsa An'i Kristy sy ny SAMPATI ao @ FJkM Zoara Fanantenana Ambohipo...
Peace !!!!!

Photos 15/02/2016

Andao iara-hidera an'Andriamanitra miaraka amin'ny SAMPANA MPANAZAVA SY TILY Ambohipo sy ny tarika Tana Gospel Choir ary hanasana ny sy ny Tarika
Asehoy ny tenanao ho fianarana ny asa tsara

Photos from Ministère de la Jeunesse et des Sports's post 05/02/2016
07/12/2015

Miarahaba e!
Aza adino le fivoriana tsy arapotoana rapitso fa important io a!
De mivavaha oan sampana misy antsika sy ny bandy tsirairay. Indrindra fa le manao fanadinana ireny.
Ny activité antsika: ClicTaxiB, Serigraphie, Ombre de mba ho voninahitr'Andriamanitra hatrany!
TANANA HAVIA!!!

06/12/2015

Fiadanan e!
Fivoriana tsy arapotoana ny talata 08 décembre izao ao @ zoky Sitraka momba ny projet ClicTaxiB
de efa apatsiahivina sahady ny fiarahamanotrona ny Komitipivondronana izay tokanina ny alahady 13 decembre à 07h fidirana faha 2 manao fanamiana aradalàna.
TANANA HAVIA!!!

Les startup gagnants du SWAT 04/12/2015

http://t.emk04.com/DDnC_m/YT02NCZtPTExODI4MiZiPTIzMTUyMCZjPTY4MzAwMDcmaj0xMjY4NTUmZD0yMDE1LTEyLTAxIDE0OjMwOjAwJmU9NCZrPTEmcD0xJmw9ZnImZXM9ZjdlYjlhMGRlOWJiOTc5OWM3OWExZmQ3NTUyMDIzNjQ4M2M1YjI2Yw

Les startup gagnants du SWAT Pour clôturer le mois de novembre dédié à l’entrepreneuriat et au Startup en général, le Startup Weekend 4ème édition a procédé à l’annonce des 3 meilleurs projets et à la remise des prix à la Maison de l’Entrepreneur. L’évènement a été honoré par la présence du DG de la CCI, de nombreux sponsors, d…

30/11/2015

Fiadanana.
3em place ny Menafify t@ startup 2015.
Misaotra an'i Tompo.

Photos 28/11/2015

Ireo izahay 3 mirahalahy :) Menafify Andry sy Sahy
Mpirahalahy mianala

Photos 27/11/2015

Bonsoir à tous :)
Nous tenons à vous remercier de votre forte participation au soutien que vous avez donné à notre projet en nous offrant 1 J'AIME :) Grâce à vous nous avons obtenu 521 J'AIME jusqu'à la fermeture du vote :)
Nous en avons encore besoin de votre soutien afin que nous puissions réaliser ce fameux projet :)
MISAOTRA
MERCI
THANK YOU
DANKE
GRACIAS
SPASIBA
L'équipe N°3 Startup Weekend Antananarivo 2015

Photos 26/11/2015

Faly miarahaba antsika rehetra izahay ekipa Menafify Ambohipo!
Maro ianareo no manohana anay amin'ny tetikasa CLIC TAXIB ka tsy hay ny tsy hisaotra anareo rehetra eto. Misy tsy voavaly ny Message privé anareo ka ialana tsiny mialoha.
Mbola tsy tapitra akory ny lalao tsika an!
Asao hatrany ny namana tsy tapaka i- J'AIME be dia be e!!!!!
M I S A O T R A ! M I S A O T R A ! M I S A O T R A ! M I S A O T R A !
Tanana havia!

Want your business to be the top-listed Government Service in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address

Antananarivo