03/04/2026
๐ป Toy izao ny saram-pandraharahana aminโny harena an-kibonโny tany ho anโny taona 2026.
โผ๏ธSarany/Efamira/Isan-taona
Le BCMM a pour mission principale la gestion des autorisations et permis miniers ร Madagascar
03/04/2026
๐ป Toy izao ny saram-pandraharahana aminโny harena an-kibonโny tany ho anโny taona 2026.
โผ๏ธSarany/Efamira/Isan-taona
25/03/2026
๐ฃ Miarahaba am-panajana anโAndriamatoa Carl Andriamparany, Minisitry ny Harena an-kibonโny tany noho ny fanendrena azy indray hitarika ny Minisitera.
๐ฏ Ny BCMM dia manamafy hatrany ny fahavononany hanohy ny fiaraha-miasa akaiky sy mahomby ho fampandrosoana ny sehatry ny harena an-kibonโny tany eto Madagasikara.
๐ฒ๐ฌ Mirary fahombiazana feno aminโny fanatanterahana ny andraikitra masina sahaniny.
05/03/2026
๏ธFonds Minier d'investissement Social et Communautaire (FMISC)
26/02/2026
๐๐ ๐๐๐๐-๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐
๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐
๐๐๐๐๐๐๐-๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐'๐๐ ๐๐๐๐
๐ก FANAZAVANA IREO VOAMBOLANA ARA-TEKNIKA
โช๏ธ ๐๐ข๐ฉ๐ข๐ป๐ฐ๐ข๐ฏ-๐ฅ๐ข๐ญ๐ข๐ฏ๐ข ๐ฉ๐ช๐ฌ๐ข๐ณ๐ฐ๐ฌ๐ข (๐๐) : alalร na hanao fikarohana indostrialy sy goavana aminโny fikarohana akora ankibon'ny tany ao anaty toerna voafaritra.
โช๏ธ ๐๐ข๐ฉ๐ข๐ป๐ฐ๐ข๐ฏ-๐ฅ๐ข๐ญ๐ข๐ฏ๐ข ๐ฉ๐ช๐ต๐ณ๐ข๐ฏ๐ฅ๐ณ๐ข๐ฌ๐ข (๐๐) : alalร na hitrandraka sy hanodina amin'ny fomba indostrialy ireo akora ankibon'ny tany hita ao anaty toerana voafaritra .
โช๏ธ ๐๐ข๐ฉ๐ข๐ป๐ฐ๐ข๐ฏ-๐ฅ๐ข๐ญ๐ข๐ฏ๐ข ๐ฏ๐ข๐ต๐ฐ๐ฌ๐ข๐ฏ๐ข ๐ฉ๐ฐ ๐ข๐ฏ'๐ฏ๐บ ๐๐ฑ๐ช๐ต๐ณ๐ข๐ฏ๐ฅ๐ณ๐ข๐ฌ๐ข ๐ฎ๐ข๐ฅ๐ช๐ฏ๐ช๐ฌ๐ข (๐๐๐๐) : Natokana ho an'ny olom-pirenena sy fikambanana Malagasy irery ihany. Manome alalร na hikaroka sy hitrandraka amin'ny fomba fiasa mampiasa herin-tsandry sy fitaovana ara-mekanika maivana.
โช๏ธ ๐๐ช๐ฐ๐ทร ๐ฏโ๐ฏ๐บ ๐ง๐ข๐ฉ๐ข๐ป๐ฐ๐ข๐ฏ-๐ฅ๐ข๐ญ๐ข๐ฏ๐ข : iantsoana ny fiovana rehetra eo aminโny ny fahazoan-dalana aminโny akapobeny mahakasika ny karazany, ny tompony, ny velarany na ny faharetan'ilay fahazoan-dalana .
โโ๏ธโโ๏ธโโ๏ธโ
๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐
โช๏ธ ๐๐ฆ๐ณ๐ฎ๐ช๐ด ๐ฅ๐ฆ ๐๐ฆ๐ค๐ฉ๐ฆ๐ณ๐ค๐ฉ๐ฆ (๐๐), accorde le droit de mener des recherches industrielles et de grande envergure visant la dรฉcouverte de gisement minier dans un pรฉrimรจtre.
โช๏ธ ๐๐ฆ๐ณ๐ฎ๐ช๐ด ๐ฅ'๐๐น๐ฑ๐ญ๐ฐ๐ช๐ต๐ข๐ต๐ช๐ฐ๐ฏ (๐๐), accorde le droit d'exploiter et de transformer industriellement des substances miniรจres dans un pรฉrimรจtre.
โช๏ธ ๐๐ฆ๐ณ๐ฎ๐ช๐ด ๐รฉ๐ด๐ฆ๐ณ๐ทรฉ ๐ข๐ถ๐น ๐๐น๐ฑ๐ญ๐ฐ๐ช๐ต๐ข๐ฏ๐ต๐ด ๐๐ณ๐ต๐ช๐ด๐ข๐ฏ๐ข๐ถ๐น (๐๐๐๐), rรฉservรฉ exclusivement aux citoyens et groupements Malagasy, accorde le droit de rechercher et d'exploiter avec des techniques artisanales et du matรฉriel mรฉcanique lรฉger dans un pรฉrimรจtre.
โช๏ธ ๐๐ฐ๐ถ๐ท๐ฆ๐ฎ๐ฆ๐ฏ๐ต ๐ฅ๐ฆ ๐ฑ๐ฆ๐ณ๐ฎ๐ช๐ด : dรฉsigne tout changement, modification affectant en gรฉnรฉral le type, le titulaire, la superficie ou la durรฉe de validitรฉ du permis
26/02/2026
๐๐ข๐ง๐ข๐คโ๐๐ฌ๐ ๐ฆ๐ข๐ค๐๐ฌ๐ข๐ค๐ ๐ง๐ฒ ๐๐๐ง๐๐ญ๐ฌ๐๐ซร ๐ง๐ ๐ง๐ฒ ๐๐๐ง๐ข๐ญ๐ซ๐ ๐ฆ๐จ๐ฆ๐๐ ๐ง๐ฒ ๐๐ข๐ญ๐ซ๐๐ง๐๐ซ๐๐ก๐๐ง๐ ๐ก๐๐ซ๐๐ง๐ ๐๐ง-๐ค๐ข๐๐จ๐งโ๐ง๐ฒ ๐ญ๐๐ง๐ฒ
๐น Notanterahina androany ny dinikโasa sy fampahafantarana mikasika ny fanamafisana ny fenitra sy ny fomba fiasa eo aminโny sehatry ny fitrandrahana harena an-kibonโny tany, izay niarahana taminโny Ministeranโny Harena an-kibonโny tany, tety aminโny Mining Business Center (MBC) - Mamory Ivato.
๐น Ity hetsika ity dia natokana ho anโireo mpangataka sy tomponโny fahazoan-dร lana hitrandraka harena an-kibonโny tany (PE, PR, PREA). Nifantoka manokana taminโny Plan de Responsabilitรฉ Sociรฉtale des Entreprises (PRSE), na Drafitra momba ny andraikitra ara-tsosialy sy ara-tontolo iainana ho anโny orinasa, ny fampahafantarana sy fifanakalozana natao.
๐น Ho anโireo tomponโny fahazoan-dร lana PE, dia nisy ihany koa ny fampahafantarana momba ny รtudes de Prรฉfaisabilitรฉ (PFS), izay singa manan-danja aminโny fandrindrana sy fanombanana mialoha ny tetikasa fitrandrahana.
โโ๏ธโโ๏ธโโ๏ธโโ๏ธโ
๐๐ญ๐๐ฅ๐ข๐๐ซ ๐๐ ๐๐จ๐ง๐๐๐ซ๐ญ๐๐ญ๐ข๐จ๐ง ๐ฌ๐ฎ๐ซ ๐ฅ๐ ๐ซ๐๐ง๐๐จ๐ซ๐๐๐ฆ๐๐ง๐ญ ๐๐๐ฌ ๐ง๐จ๐ซ๐ฆ๐๐ฌ ๐ซ๐๐ฅ๐๐ญ๐ข๐ฏ๐๐ฌ ร ๐ฅโ๐๐ฑ๐ฉ๐ฅ๐จ๐ข๐ญ๐๐ญ๐ข๐จ๐ง ๐ฆ๐ข๐ง๐ขรจ๐ซ๐
๐น Un atelier de concertation et de sensibilisation portant sur le renforcement des normes et des pratiques dans le secteur de lโexploitation des ressources miniรจres sโest tenu ce jour, en collaboration avec le Ministรจre des Mines, au Mining Business Center (MBC) - Mamory Ivato.
๐น Cette rencontre รฉtait destinรฉe aux demandeurs et titulaires de permis miniers (PE, PR, PREA). Les รฉchanges ont portรฉ principalement sur le Plan de Responsabilitรฉ Sociรฉtale des Entreprises (PRSE).
๐น Pour les titulaires de permis PE, une prรฉsentation sur les รtudes de Prรฉfaisabilitรฉ (PFS) a รฉgalement รฉtรฉ rรฉalisรฉe. Celles-ci constituent un รฉlรฉment clรฉ dans la planification et lโรฉvaluation prรฉalable des projets miniers.
25/02/2026
๐
๐๐ง๐๐ญ๐ฌ๐๐ซร ๐ง๐ ๐ง๐ฒ ๐
๐๐ง๐ข๐ญ๐ซ๐ ๐ฆ๐จ๐ฆ๐๐ ๐ง๐ฒ ๐๐ข๐ญ๐ซ๐๐ง๐๐ซ๐๐ก๐๐ง๐ ๐๐๐ซ๐๐ง๐ ๐๐ง-๐ค๐ข๐๐จ๐ง'๐ง๐ฒ ๐๐๐ง๐ฒ : ๐ผ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐'๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐'๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ข ๐ผ๐๐๐๐๐๐๐๐
โญ Ho ๐๐๐ฃ๐๐ข๐๐๐๐จ๐๐ฃ๐ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐๐๐๐ฏ๐๐ข๐๐ฃ๐๐ค๐ฃ'๐๐ง๐๐ค ๐ข๐ฅ๐๐จ๐๐๐๐ฉ๐ง๐ ๐๐๐ง๐๐ฃ๐ ๐๐ฃ-๐ ๐๐๐ค๐ฃ'๐ฃ๐ฎ ๐ฉ๐๐ฃ๐ฎ, dia hisy dinik'asa sy fampahafantarana ho an'ireo mpangataka sy tomponโny fahazoan-dร lana (PE, PR, PREA) hitrandraka harena an-kibon'ny tany izay hiompana amin'ny Plan de Responsabilitรฉ Sociรฉtale des Entreprises " na Drafitra momba ny Andraikitra ara-tsosialy sy ny tontolo iainana ho an'ny Orinasa (PRSE).
โญ Ho anโireo tomponโny fahazoan-dร lana PE dia hisy ny fampahafantarana momba ny "รtudes de Prรฉfaisabilitรฉ" (PFS). ๐๐ฎ ๐ฉ๐๐ฃ๐๐ค๐ฃ๐ ๐๐๐ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐จ๐๐๐ฃ'๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฃ๐๐ง๐๐๐จ๐๐ฃ๐ ๐จ๐ฎ ๐๐๐ข๐ฅ๐๐๐๐ง๐๐ฃ๐ ๐๐๐๐ ๐ ๐ค๐ ๐ค๐ ๐๐ง๐๐ค ๐๐๐ฃ๐๐ฉ๐ง๐ ๐ฉ๐๐ ๐๐๐ฃ๐ ๐ข๐๐ ๐๐๐จ๐๐๐ฃ'๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ง๐๐ฃ๐๐ง๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐๐จ๐ ๐๐ข๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ข๐ค๐๐๐๐ฃ๐ ๐ฃ๐ฎ ๐๐ค๐ ๐๐ฃโ๐๐ฃ๐๐ง๐๐๐ ๐๐ฉ๐ง๐.
โญ Hotontosaina ny Alakamisy ๐๐ ๐๐๐๐ซ๐จ๐๐ซ๐ฒ ๐๐๐๐ manomboka amin'ny 09 ora maraina ao amin'ny ๐๐๐ฃ๐๐ฃ๐ ๐ฝ๐ช๐จ๐๐ฃ๐๐จ๐จ ๐พ๐๐ฃ๐ฉ๐๐ง (MBC) - Mamory Ivato izany. Dingana manan-danja miantoka ny fanatsarร na ny fomba fiasa anivon'ny seha-pihariana harena an-kibon'ny tany ny ๐๐๐ฃ๐ค๐ข๐๐ฏ๐๐ฃ๐ ๐ก๐๐ฃ๐๐ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐๐๐ข๐ฅ๐๐ง๐๐จ๐๐๐๐ฃ๐ ๐จ๐ฎ ๐๐๐๐๐ฃ๐๐ ๐๐ก๐ค๐ฏ๐๐ฃ๐.
๐ท Sary fanehoana
02/02/2026
๐Ireo tsara ho fantatra momba ny fahazoan-dร lana hitrandraka harena an-kibonโny tany eto Madagasikara.
31/01/2026
๐ฃ Raha misy fitarainana eo aminโny sehatry ny harena an-kibonโny tany dia atsoy ny laharana maitso 918 โ๏ธ
28/01/2026
โ
๏ธ 2010 - 2026, 16 taona aty aoriana, hisokatra ny fanomezana fahazoan-dalana hitrandraka harena an-kibonโny tany.
๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐
๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐
๐๐๐๐๐๐๐-๐ร๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐-๐๐๐๐๐'๐๐ ๐๐๐๐
โญ Andry iankinan'ny toekarem-pirenena sady fanoitra ho amin'ny fampandrosoana ny sehatry ny harena an-kibon'ny tany. Fepetra takian'ny lalร na ho an'ireo rehetra maniry hiantsehatra eo amin'io tontolon'ny seha-pihariana io ny fananana fahazoan-dalana izay niato efa 16 taona izay. Ankehitriny, taorian'ireo ezaka sy dingana maro nolalovana toy ny fanavaozana ny Fehezan-dalร na momba ny harena an-kibon'ny tany sy ireo Didim-panjakana mifandraika amin'izany, ny drafi-panadiovana ny Birao momba ny sora-pananana momba ny harena an-kibon'ny tany, sy ny fijerena ireo pitsopitsony rehetra dia nankatoavina tao anatin'ny Filankevitry ny Minisitra ny Talata 27 Janoary 2026, ny fanokafana indray ny fanomezana fahazoan-dร lana hitrandraka harena an-kibon'ny tany vaovao ๐๐ฃ๐ ๐ค๐๐ฉ๐ง๐๐ฃ' ๐ฃ๐ฎ ๐ซ๐ค๐ก๐๐ข๐๐ฃ๐.
โญ Tanjona ny hanadiovana ny seha-pihariana, hanamafisana ny mangarahara sy ny fahaiza-mitantana, ny fisorohana sy fampitsaharana ny fitrandrahana tsy manara-dalร na, ahafahana mampiroborobo ny seha-pihariana ara-dalร na hitondra fampandrosoana sy fanatsarana ny toekarena ho an'ny tombontsoan'ny mpisehatra, ny Kaominina, ny Faritra ary ny Firenena izay samy hisitraka tombontsoa na tamberim-bidy avokoa. Fotoana ihany koa izao hametrahana an'i Madagasikara ho firenena afaka mifaninana sy hanaovana fampiasam-bola ao anatinโny fanarahana ny lalร na manan-kery.
โญ Ny Ministeran'ny harena an-kibon'ny tany amin'ny alalanโny biraon'ny sora-pananana momba ny harena an-kibon'ny tany na ny BCMM no tomponandraikitra sy mikirakira ny fahazoan-dร lana. Marihina hatrany fa misy ny fepetra mazava sy masontsivana araka izay efa voafaritry ny lalร na amin'ny fisitrahana izany.
***----*****----*****-----*****-----***
๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐โ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐
โญ Pilier de lโรฉconomie nationale et levier de dรฉveloppement, le secteur extractif occupe une place stratรฉgique. Le cadre lรฉgal exige l'obtention de permis minier pour tout individu souhaitant oeuvrer dans ledit secteur, un processus qui รฉtait suspendu depuis 16 ans. Actuellement, grรขce aux efforts dรฉployรฉs et aux diffรฉrentes rรฉformes, entre autres , la rรฉvision du Code minier et les dรฉcrets y affรฉrents, le plan dโassainissement du Bureau du Cadastre Minier (BCMM), ainsi que lโexamen approfondi de tous les aspects techniques, le Conseil des ministres du mardi 27 janvier 2026, a adoptรฉ la rรฉouverture de lโoctroi de nouveaux permis miniers, ร ๐กโ๐๐ญ๐๐๐ฅ๐ฉ๐๐ค๐ฃ ๐๐ ๐๐๐ช๐ญ ๐ง๐๐ก๐๐ฉ๐๐๐จ ร ๐กโ๐ค๐ง.
โญ Cette relance vise notamment ร assainir le secteur, ร renforcer la transparence et la bonne gouvernance, ร prรฉvenir et mettre fin ร lโexploitation illicite, et ร promouvoir les activitรฉs miniรจres lรฉgales afin de favoriser le dรฉveloppement et lโamรฉlioration de lโรฉconomie, au bรฉnรฉfice des opรฉrateurs, des Communes, des Rรฉgions et de la Nation, qui en tireront tous des avantages ou des retombรฉes รฉconomiques. Ansi, cette dรฉmarche ouvre une opportunitรฉ de rendre Madagascar plus compรฉtitif et attractif en terme d' investissements, dans le respect des lois en vigueur.
โญ Le Ministรจre des Mines, ร travers le Bureau du Cadastre Minier (BCMM), est lโentitรฉ responsable de la gestion et du traitement des permis miniers. Notons que lโoctroi de ces permis est soumis ร des conditions et critรจres clairs dรฉfinis par la loi en vigueur.
26/01/2026
๐ Rendez-vous pour la prรฉsentation du Rapport EITI 2023 et une confรฉrence-dรฉbat ouverte sur lโavenir du secteur extractif ร Madagascar.
โ
๐
๐๐๐๐๐๐๐โ
๐Eo ambany fiahin' Andriamatoa ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐ซ๐ฅ, Minisitry ny Harena an-kibon'ny tany, ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐.
Voninahitra ho anay ny manasa anao amin'ny fampahafantarana ny ๐๐๐๐ญ๐ข๐ญ๐ซ๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐ arahana ๐๐๐ข-๐ก๐๐ฏ๐ข๐ญ๐ซ๐ ๐ฆ๐จ๐ฆ๐๐ ๐ง๐ฒ ๐๐ข๐ญ๐๐ง๐ญ๐๐ง๐๐ง๐ ๐ง๐ฒ ๐ฌ๐๐ก๐๐ญ๐ซ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐๐ข๐ญ๐ซ๐๐ง๐๐ซ๐๐ก๐๐ง๐ iarahana amin'ny ๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐ฌ๐ข๐ค๐๐ซ๐.
๐
๐Ny Alakamisy 29 janoary 2026 amin'ny 09 ora ao amin'ny Mining Business Center Mamory Ivato.
๐eitimadagascar.mg
EITI
| Monday | 08:00 - 16:00 |
| Tuesday | 08:00 - 16:00 |
| Wednesday | 08:00 - 16:00 |
| Thursday | 08:00 - 16:00 |
| Friday | 08:00 - 16:00 |