19/03/2025
Commissariat Ambohijatovo
Commissariat De la Securité Publique Du Deuxième Arrondissement Ambohijatovo
19/03/2025
19/03/2025
Moto hitan'ny Polisy tao Antsobolo Ambolokandrina ny alin'ny 18 Mars 2025, hiangaviana n'y tompony Haka azy ato amin'ny Commissariat 2e Arrondissement Ambohijahovo, mitondra taratasy fanamarinana, Manantona n'y Chef de Service, tel 0340551728
Efa hita sy voarain'ny Fianakaviany ilay tovolahy voalaza fa very, tsy nahatadidy ny trano sy toerana tokony nodiany, misaotra amin'ny fiarahana miasa Tompoko
https://www.facebook.com/100063617185455/posts/1181329313997630/?app=fbl
23/02/2025
Filazana olona very, ts mahita sy tsy mahalala ny toerana na trano hodiany, milaza ho RAZAFIMANANTSOA Naina Michel, 24 ans, avy any Itaosy izy, notazomina ao amin ny Commissariat de Police Ambohijatovo izao alina izao ho fiarovana azy, teo Ambatovinaky izy no hita irery zao alina izao, hiangaviana izay mahafantatra azy, indrindra ny havany, mba haka azy, zarazarao Tompoko
26/06/2024
ARRIVAGE
MOTO ITA
ILAZANA ISIKA IZAY VERY MOTO MBA HO TONGA HAKA AZY IREO ATY AMIN NY KAOMISARIA BORIBORY TANY FAHAROA MIARAKA @ TARATASY MAHAKASIKA IZANY. HO AN IZAY VERY MIARAKA AMINY MOTO NY TARATASY DIA MITONDRA TARATASY FANAMARINANA HAFA, Manantona ny Chef de Service CSP2
30/12/2023
Notanterahina androany ny fizarana vato mamy narahana fizarana ganagana sy menaka ary karazana sakafo maromaro nentina nanamarika ny fiafaran ny taona 2023 sy handraisana ny taona vaovao 2024, izay natolotry ny Chef de Service 2e Arrondissement Ambohijatovo, sy ny Sosialy ny polisy ato amin 2em, izay nampian ny fikambanana Fivapova A16, ary teo anatrehan ny Reny mpiahy ny fikambanana Fivapova A16 dia ny vadin ny Chef de service. Natolotra ny Polisy rehetra sy ny vady aman- janaky ny polisy, Faly sy ravo ny rehetra teo anatrehan'izany rehetra izany. Ary tsy hadino sy tsy very anjara tamin'izany ireo Promotion Mahefa sy Promotion Sandratra.
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Antananarivo
101
