Pôles Anti-Corruption Madagascar

Pôles Anti-Corruption Madagascar

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Pôles Anti-Corruption Madagascar, Government Organization, Immeuble CNAPS 67Ha, Antananarivo.

Photos from Pôles Anti-Corruption Madagascar's post 28/05/2026

‎📝 Nihaona tamin'ireo tomponandraikitra eo anivon'ny Tendrom-pitsarana manokana iadiana amin'ny Kolikoly ( PAC ) teto amin'ny trano fiasana Immeuble CNAPS 67ha , ny alakamisy faha 28 May 2026 ny Lehiben'ny Tetikasa antsoina hoe : " Tous redevables pour une gouvernance démocratique et des finances publiques transparentes à Madagascar " , Andriamatoa David HACQUIN Expertise France , niaraka tamin-dRamatoa F***y LACROIX Economiste , chargée de programme gouvernance.
‎📍Tetikasa izay vatsian'ny Vondrona Eoropeana vola .
‎✒️ Fampahafantarana ilay tetikasa vaovao no noresahana nandritra ny fihaonana ary ireo laharam-pahamehan'ny PAC.
‎🖇️ Marihina fa mbola hihaona amin'ireo Lehiben'ny Rafitra miady amin'ny Kolikoly eto Madagasikara ireto delegasiona ireto.

Photos from Ministère de la Justice de Madagascar's post 21/05/2026
Photos from Primature -  Lapan'i Mahazoarivo's post 17/05/2026
Photos from Pôles Anti-Corruption Madagascar's post 13/05/2026

🗓️Alarobia faha , 13 Mai 2026

📌 Tonga nitsidika ny Tendrom-pitsarana manokana iadiana amin'ny Kolikoly ( PAC ) teto amin'ny birao fiasany , Immeuble CNAPS 67ha , ny delegasiona avy amin'ny SECFIN AFRICA izay notarihin'ny Taleny , Andriamatoa David BENICHOU sy ny ekipany .
📍 Nandray azy ireo ny mpiara-miasa eto amin'ny PAC ; ny avy ao amin'ny Direction de Coordination Nationale sy ny Juridiction .
📌 Nisy ny dinik'asa notanterahina ka anisan'ny noresahana nandritra izany ny fanamafisana ny fahaiza-manao amin'ny ady amin'ny Kolikoly .

Photos from Pôles Anti-Corruption Madagascar's post 06/05/2026
Photos from Pôles Anti-Corruption Madagascar's post 06/05/2026

🗓️ Taorian'ny " Appel à candidature " ho an'ireo mpitsara eo anivon'ny Tendrom-pitsarana manokana iadiana amin'ny Kolikoly dia notanterahana teto amin'ny birao fiasan'ny PAC Immeuble CNAPS 67ha Antananarivo ny faha 27 , 28 , 29 , 30 Aprily 2026 ny fanadinana am-bava ( entretien ) ireo mpiadina .
📌 Nitarika izany ny Mpitahiry ny Fitombokasem-panjakana , Minisitry ny Fitsarana , Ramatoa Fanirisoa ERNAIVO , niaraka tamin'ireo mpikambana ao anatin'ny Komitin'ny fanaraha-mason'ny PAC na CSE.

30/04/2026
Want your business to be the top-listed Government Service in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Address

Immeuble CNAPS 67Ha
Antananarivo