CUA-Impôt Foncier sur les Propriétés Bâties-IFPB

CUA-Impôt Foncier sur les Propriétés Bâties-IFPB

Share

Tongasoa ato amin’ny pejy ofisialin’ny IFPB an’ny CUA.

Manasa antsika hamantatra ireo mombamoban’ny taotao-ketra IFPB izay tokony ho efain’ny tsirairay hoan’ny tananantsika

28/10/2024

FAMPATSIAHIVANA❗️

Fantaro fa hifarana ny 7 novambra 2024 ny iray volan'ny hetra IFPB 2021-2022

Manentana ny fahatongavanao eny amin'ny toerana voatokana hanaovana sy hanitsiana ny fanambaran-ketranao mandritra izao iray volan'ny hetra trano izao.




Voir moins

25/10/2024

IFPB

FAMPATSIAHIVANA FANENAN-KETRA❗️

Araho araky izao ny hetra tokony alohanao sy ny taha fanenan-ketra mifanaraka aminy izany.

BORIBORITANY :
I - TRANOM-POKONOLONA
Site I : ISOTRY/ Site II : ANALAKELY
II- BIRAOM-POKOTANY AMBATOROKA
Site I : TRANOM-POKONOLONA
III- ANKORONDRANO ANDREFANA
Site II TRANOM-POKONOLONA AMBOHITRAKELY
IV - Site I : DACVC IMV TSARAFARITRA – TSIMBAZAZA
Site II : IVON-KETRA ANOSIPATRANA
V- CNEARGR NANISANA
VI- BORIBORITANY ANOSISOA



24/10/2024

HETRA TRANO
Fanenan-ketra faobe 2021-2022

Lahatsary fanehoan-kevitra avy amin'ireo izay nandray anjara tamin'ny fandoavana hetra 2021 - 2022 ary nisitrak ireo tombotsoa amin'izao iray volan'ny hetra trano izao




23/10/2024

🗓 FAMPATSIAHIVANA❗️

Fantaro fa hifarana ny 7 novambra 2024 ny iray volan'ny hetra IFPB 2021-2022

Manentana ny fahatongavanao eny amin'ny toerana voatokana hanaovana sy hanitsiana ny fanambaran-ketranao mandritra izao iray volan'ny hetra trano izao.




22/10/2024

Oronan-tsara fohy, hiarahana amin'ireo izay efa nandoha ny Hetra

22/10/2024

📣FAMPAFANTARANA📣

Fanenan-ketra trano faobe 07 oktobra - 7 novambra 2024

Ny CUA dia mampafantatra anao ny ora sy fotoana ahafahanao manatona ireo toerana voatokana sy manantanteraka ny fandoavana sy fanitsiana ny hetranao




22/10/2024

𝑭𝑨𝑴𝑷𝑨𝑻𝑺𝑰𝑨𝑯𝑰𝑽𝑨𝑵𝑨

Hifarana ny 7 novambra 2024 ny iray volan'ny hetra IFPB 2021- 2022

Manasa antsika ny kaominina mba hanefa izany hafahanao misitraka ny fanenanketra

👉 Ny kaominina dia miasa ho anao
👉 Manamora ny fandoavanao hetra ny kaominina

Photos from CUA-Impôt Foncier sur les Propriétés Bâties-IFPB's post 22/10/2024

FANENAN-KETRA FAOBE 2021-2022
👉Ny CUA dia manampy ny mponin’Antananarivo ahalala ny atao
hoe IFPB, ireo antony tokony hanefana izany, ary ireo tombotsoa mandritra izao iray volan’ny hetra trano izao.

👉Koa manentana anao hanatona ireo toerana voatondro hanaovana sy hanitsiana ny fanambaran-ketranao mandritra izao iray volan’ny hetra trano izao.




21/10/2024

FANENAN-KETRA TRANO FAOBE 7 oktobra-7 novambra 2024.

Ny CUA dia mampatsiahy ny mponin' Antananarivo fa misy ny fanenan-ketra fao be 2021-2022.

Noho izany , asaina isika rehetra hanatona ireo toerana voatondro ho an'izany . Hahafahana manao sy manitsy ny fanambaran-ketra.



18/10/2024

𝗛𝗘𝗧𝗥𝗔 𝗧𝗥𝗔𝗡𝗢 𝗜𝗙𝗣𝗕 𝟮𝟬𝟮𝟭-𝟮𝟬𝟮𝟮
I𝗿𝗲𝗼 𝘁𝗼𝗲𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗵𝗮𝗳𝗮𝗵𝗮𝗻𝗮 𝗺𝗮𝗻𝗱𝗼𝗵𝗮 𝗻𝘆 𝗵𝗲𝘁𝗿𝗮 eto amin'ny 𝟲 è𝗺𝗲 𝗮𝗿𝗿𝗼𝗻𝗱𝗶𝘀𝘀𝗲𝗺𝗲𝗻𝘁
Hoantsika eto amin’ny boriboritany faha enina, ireto avy ny toerana hafahana mandoha ny hetra


18/10/2024

𝗛𝗘𝗧𝗥𝗔 𝗧𝗥𝗔𝗡𝗢 𝗜𝗙𝗣𝗕 𝟮𝟬𝟮𝟭-𝟮𝟬𝟮𝟮
I𝗿𝗲𝗼 𝘁𝗼𝗲𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗵𝗮𝗳𝗮𝗵𝗮𝗻𝗮 𝗺𝗮𝗻𝗱𝗼𝗵𝗮 𝗻𝘆 𝗵𝗲𝘁𝗿𝗮 eto amin'ny 𝟱 è𝗺𝗲 𝗮𝗿𝗿𝗼𝗻𝗱𝗶𝘀𝘀𝗲𝗺𝗲𝗻𝘁
Hoantsika eto amin’ny boriboritany faha dimy, ireto avy ny toerana hafahana mandoha ny hetra


Photos from CUA-Impôt Foncier sur les Propriétés Bâties-IFPB's post 18/10/2024

𝗛𝗘𝗧𝗥𝗔 𝗧𝗥𝗔𝗡𝗢 𝗜𝗙𝗣𝗕 𝟮𝟬𝟮𝟭-𝟮𝟬𝟮𝟮
I𝗿𝗲𝗼 𝘁𝗼𝗲𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗵𝗮𝗳𝗮𝗵𝗮𝗻𝗮 𝗺𝗮𝗻𝗱𝗼𝗵𝗮 𝗻𝘆 𝗵𝗲𝘁𝗿𝗮 eto amin'ny 4 è𝙢𝙚 𝙖𝙧𝙧𝙤𝙣𝙙𝙞𝙨𝙨𝙚𝙢𝙚𝙣𝙩
Hoantsika eto amin’ny boriboritany faha efatra, ireto avy ny toerana hafahana mandoha ny hetra


Want your business to be the top-listed Government Service in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address

Analakely
Antananarivo
101