BMH Isotry

BMH Isotry Direction.de l' Eau ,de l' Assainissement et de l' Hygiène

🤝Adidiko , adidinao , adidintsika ny mifampitaona hitandro ny fahadiovana .  ✍🏽Andao tsy hiova firenena fa hiova toe- ts...
13/10/2026

🤝Adidiko , adidinao , adidintsika ny mifampitaona hitandro ny fahadiovana .
✍🏽Andao tsy hiova firenena fa hiova toe- tsaina .
.

28/09/2026

🗞️ Andao fantarina ny asa sy ny andraikitra ny biraom- panjakana ato amin' ny BMH .

22/09/2026

👉🏽 EH!!!!! ANDAO FANTARINA ☺️
✅ Zo fototra ny mahafantra ny andraikitra ny biraom- panjakana .
✅ Adidinao , adidintsika ny mampafantatra ny tranga misy eny amin' ny fiaraha monina misy
antsika .
✅ Andao hifanome tanana hampandroso sy hampandray andraikitra ny manodidina antsika .
" TANANA MADIO ISIKA REHETRA NO MANDRAY ANDRAIKITRA "
HO_ANTSIKA.

10/09/2026

This version of Facebook uses less data and works in all network conditions.

05/09/2026

‼️FAMPAHATSIAHIVANA

Araka ny Fehezam-pitsipika Monispaly Misahana ny Fikoaloampahasalamana,

Andininy59:

🟡Voarara ny mamela ny fikorinan’ny rano mivantana avy amin’ny lalambahoaka na amin’ny mpifanolobodirindrina.
Ny ranonorana dia tsy maintsy akoriana amin’ny fantsom-pivoahana hatrany amin’ny fantsona akaiky indrindra aorian’ny fahazoana alalana mialoha.

https://www.cua.mg/cmh

28/08/2026

Address

BMH ISOTRY
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when BMH Isotry posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category