π‘¨π’π’•π’π’Œπ’ 𝑨𝑳𝑭𝑨 π‘Άπ’‡π’Šπ’”π’Šπ’‚π’π’š

π‘¨π’π’•π’π’Œπ’ 𝑨𝑳𝑭𝑨 π‘Άπ’‡π’Šπ’”π’Šπ’‚π’π’š

Share

Bienvenue sur la Page Antoko ALFA
- IdΓ©ologie "REGENERATIONNISME"
Avy @ vahoaka,miaraka @ vahoaka.

22/04/2026

Aorian'ny Gen Z, miomana hijoro ny Gen Alfa

07/04/2026

NY ANTOKO ALFA TSY MANAIKY NY FANENDRENA PDT FKT, FA RAHA TSY MAINTSY DIA ALEO CLS NO HAPETRAKA.

27/03/2026

Hira Fanevan'ny KILONGA ALFA

Photos from π‘¨π’π’•π’π’Œπ’ 𝑨𝑳𝑭𝑨 π‘Άπ’‡π’Šπ’”π’Šπ’‚π’π’š's post 16/03/2026

Arabaina isika Fianakaviam-ben'ny Antoko ALFA nahavita soa iny Fivoriam-be iny, izay nahitana ireo solontena avy any @ Kaominina sy Distrika maro samihafa na dia nosemban'ny loza voajanahary aza. Naseho voalohany omaly koa ny solofo sy dimbin'ny Antoko : KILONGA ALFA. Nararaotintsika moa ny fihaonana niaraha- nikorana nohon'ny taona vaovao. Misaotra, mirary soa,.ary mankasitraka.

09/03/2026

AOKA ISIKA TSY HO DISO
AZA AFANGARO
NY FETY NY RENY SY
FANKALAZANA NY 8 MARS

Photos from π‘¨π’π’•π’π’Œπ’ 𝑨𝑳𝑭𝑨 π‘Άπ’‡π’Šπ’”π’Šπ’‚π’π’š's post 08/03/2026
Photos from π‘¨π’π’•π’π’Œπ’ 𝑨𝑳𝑭𝑨 π‘Άπ’‡π’Šπ’”π’Šπ’‚π’π’š's post 08/03/2026

Vita soamantsara ny Fankalazan'ny Antoko ALFA ny 08 Mars, izay notanterahin'ny VEHIVAVY ALFA notarihin'i Ramatoa Jenny RAKOTONIAINA, vadin'ny Filoha Nasionaly 08 Mars 2026 tetsy Nanisana Iadimbola, omaly Asabotsy 07 Mars. Famelabelaran-kevitra no fanamarihana izany, ka Ramatoa Vonitatamo Haingonirainy RAZAFINDRAKOTO nitondra ny famelabelarana ny lohahevitra hoe: "Inona ny vehivavy, iza ny vehivavy, avy aiza ka ho aiza ny vehivavy", tonga nizara ny traikefany ihany koa ho an'ireo vehivavy ireo Andriamatoa Général Lumène RASOLOFO mikasika ny "Vehivavy Mpitarika".

08/03/2026

Arahaba ry vehivavy namako tratr'izao andro natokana ho an'ny vehivavy maneran-tany izao. Mijoroa aza kivy na ketraka fa tsy mbola vita ny tolona, tsy azo ialana ny maha tompon' andraikitra antsika vehivavy manoloana ny fampandrosoana ny firenena. Ndao hifanome tanana isika.

02/03/2026

Ny Antoko ALFA dia mametraka ho zava-dehibe ny fanovana ny fomba fanovana politika eto Madagasikara, ka anisan'ny dingana lehibe ny famolavolana ny ankizy ho tena olom-pirenena tompon' andraikitra, ka nanangana ny rafitra "KILONGA ALFA". Indro asehonay ny lalan-. tsaina hitondrana azy.

26/02/2026
14/02/2026

Hoy ny ANTOKO ALFA
"NY TENA FANAVAOZANA DIA
FAMERENAN-KASINA NY FOKONTANY."
Ambarao ny hevitrao

Want your business to be the top-listed Government Service in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address

Antananarivo
101