OFNAC Madagascar
Office National des Arts et de la Culture
Organisme rattaché au Ministère de la Communication et de la Culture
14/07/2025
Manome fotoana antsika amin'ny Sabotsy 19 Jolay 2025 hiaraka hanandratra ny kanto isika. Koa manasa anareo ho tonga maro.
09/07/2025
09/07/2025
Ho fanomezam-boninahitra farany an'i SAHONDRAFININA ZANANY dia handalo ao amin'ny KIANJAN'NY HIRAGASY Anosy - bibliothèque nationale ny nofo mangatsiakany ny Alarobia 09 Jolay 2025 amin'ny 9 ora maraina ary hotoloran'ny fitondram-panjakana mari-boninahitra izy.
05/07/2025
Misaona ny tontolon'ny Hiragasy
Nodimandry io maraina io ny Filohan'ny tarika Sahondrafinina Zanany Fenoarivo. Ny ofisim-pirenena misahana ny zavakanto sy ny kolontsaina dia mirary fiononana feno ary mankahery indrindra ny tarika Sahondrafinina Zanany Fenoarivo sy ny fianakaviany manontolo.
02/07/2025
Manome fotoana antsika amin'ny Alahady ho avy zao faradoboka ady hiragasy goavana amin'ity taona 2025 ity koa tongava maro.
24/06/2025
Click here to claim your Sponsored Listing.
OFNAC
Ofisy Nasionaly misahana ny Kolontsaina sy ny Zavakanto/Etablissement Public Etablissement Public Administratif Organisme Rattaché au Ministère de la Communication et de la Culture
Location
Category
Website
Address
Antananarivo
101
