16/10/2026
Tsy nanana trano i Liz Murray.
Tsy nanana fiainana luxe izy.
Very ny reniny, ary tsy nanana olona maro nino ny fahaizany izy
Kanefa, tsy navelany hamaritra ny hoaviny ny fahasahiranana niainany. 💪
Avy teny an-dalambe izy no tonga tao Harvard, iray amin'ireo oniversite malaza indrindra eran-tany.
Ary ianao? Inona no mahatonga anao hijanona tsy handroso?
❌ Tsy manam-bola?
❌ Matahotra ny tsy hahomby?
❌ Matahotra ny fitsaran'ny olona?
❌ Sa mbola mitady fialan-tsiny hanemorana izay tokony hataonao?
*tsy voatery ho manam-bola be ianao vao afaka manana fiainana tsara !
Tsy afaka misafidy ny zava-drehetra mitranga aminao ianao, fa afaka misafidy ny dingana manaraka hataonao.
🔥 **Aza miandry ny fiainanao ho tonga lafatra vao manomboka miova. Atombohy amin'izay anananao, eo amin'izay misy anao!**
👇 IZAO NY ANJARANAO!
💬 Soraty ao amin'ny commentaire ny teny hoe « HANOMBOKA AHO » raha vonona ny hiala amin'ny be excuse ianao ka hanomboka handray andraikitra amin'ny hoavinao.
📌 Partageo amin'ny olona iray izay mila mahatsiaro fa mbola afaka manova ny fiainany izy.
**Tsarovy: ny fiavianao tsy mamaritra ny toerana hahatongavanao. Ny dingana ataonao anio no afaka manova ny ampitso.** 🚀