25/09/2026
URGENT SOS FANDIDIANA MAIKA alina izao an’i FABIEN JAMBA mpihira, nohon’ny fahatapahana lalan-drà @ loha, izay ho atao ato @ Polyclinique St François d’Assise Ankadifotsy. Ny ankohonany sy ny FI.ART.TO dia manao antso sy tolo-tanana tsara sitrapo. M’VOLA : 034 15 127 29 (Jean Fabien ) na 034 15 391 96 (Ravoniarisoa Raymonde, vadiny). Ampitampitao, soa ty filongoa!