31/05/2026
Hafatra avy aminâny Filohanâny Isika Mpandresy Razafimandimby Rija Ethel Niaina ho an ireo renim-pianakaviana manerana ny Nosy.
đŁEny ifotony isika no miasa...đŁ
Te hiaraka aminay..., 'ndao ary e!
31/05/2026
Hafatra avy aminâny Filohanâny Isika Mpandresy Razafimandimby Rija Ethel Niaina ho an ireo renim-pianakaviana manerana ny Nosy.
24/05/2026
Manasa antsika rehetra, Ramatoa Filohanâny Isika Mpandresy hanaraka ny fandaharana « ALEO RESAHANA » ny Asabotsy 10 mey aminâny 8 ora alina.
Razafimandimby Rija Ethel Niaina Rija ETHEL
11/05/2026
đŻTanteraka ny Asabotsy 09 Mey teo ny Fihaonambenâny Ivonâny Fanavaozana ny Repoblika (IFR) tao aminâny lapa kely Mahamasina, sehatra iray mampivondrona antoko politika maro, fikambanana, solombavambahoaka, olontsotra ary indrindra ny Gen Z Ofisialy Madagasikara. Ity farany izay tena nandray anjara teny an-kianja sy nanosika ny fahatongavanâizao fanavaozana izao.
â©ïžNy tanjona iraisanâizy ireo dia ny hanomana lalam-panorenana vaovao hidirana aminâny Repoblika Fahadimy, mifototra aminâny fizakantena isam-paritra.
đŁNandritra ny lahateniny, nanamafy ny Filohanâny Isika Mpandresy Razafimandimby Rija Ethel Niaina fa ny asa eny ifotony no tena mampandroso ny vahoaka fa tsy ny fanapahan-kevitra eny ambony latabatra fotsiny. Nomarihiny ihany koa fa raha tiana ny hisianâny tena fanavaozana eto Madagasikara dia tsy maintsy atao mitovy sy ara-drariny ny fizarana ny harena hatrany aminâny fokontany tsirairay.
âïžTsiahivina fa ny antoko Isika Mpandresy dia mitondra ny filamatra hoe : âEny ifotony isika no miasa.â
đŁđŁđŁđŁđŁđŁđŁ
đŻLa confĂ©rence de lâInstitut pour la Refondation de la RĂ©publique (IFR) sâest tenue ce samedi 09 mai au petit palais Mahamasina. Cette plateforme rassemble plusieurs partis politiques, associations, dĂ©putĂ©s, citoyens engagĂ©s et surtout la GĂ©nĂ©ration Z Officielle Madagascar. Cette derniĂšre a jouĂ© un rĂŽle important sur le terrain dans la mise en Ćuvre de cette dynamique de rĂ©forme.
â©ïžLeur objectif commun est de prĂ©parer une nouvelle Constitution permettant lâentrĂ©e dans la CinquiĂšme RĂ©publique, fondĂ©e sur lâautonomie rĂ©gionale.
đŁLors de son discours, la PrĂ©sidente du parti Isika Mpandresy Rija ETHEL a soulignĂ© que ce sont les actions de terrain qui font avancer le peuple, et non uniquement les dĂ©cisions prises autour des tables de rĂ©union. Elle a Ă©galement affirmĂ© que si Madagascar veut rĂ©ellement Ă©voluer, la rĂ©partition des richesses doit ĂȘtre Ă©quitable jusque dans chaque fokontany.
âïžPour rappel, le slogan du parti Isika Mpandresy est : « Câest sur le terrain que nous travaillons. »
đŁđŁđŁđŁđŁđŁđŁ
đŻThe conference of the Institute for the Refoundation of the Republic (IFR) was held on Saturday, May 9. This platform brings together several political parties, associations, members of parliament, ordinary citizens, and especially the Official Gen Z Madagascar movement. The latter played a key role on the ground in driving this reform initiative forward.
â©ïžTheir shared objective is to prepare a new Constitution that would pave the way for the Fifth Republic, based on regional autonomy.
đŁDuring her speech, the President of Isika Mpandresy RAZAFIMANDIMBY Rija Ethel Niaina, emphasized that real progress for the people comes from grassroots action rather than decisions made only around meeting tables. He also stated that if Madagascar truly wants change, wealth distribution must be fair and balanced down to every local community (fokontany).
âïžIt should be noted that the slogan of the Isika Mpandresy party is: âWe work at the grassroots level.â
Isika Mpandresy
Grad Iloafo
Leader Fanilo
Fanarenana
Madagasikarantsika
diaspora
solombavambahoaka
Gen Z ofisialy Madagasikara
Groupe Berthin
RALI
AMM
Kabarinâny Filohanâny Antoko Isika Mpandresy Ramatoa Razafimandimby Rija Ethel Niaina mandritra izao fihaonam-be eto anovinâny I F R izao.
Notsindriany nandritra izany fa eny Ifotony ihany no hahafahana mampandroso ny ambany lanitra.
05/05/2026
Manasa antsika mianakavy hijery sy hihaino ny Filoha Mpanorina ny Isika Mpandresy Rahariva aminâny 05 ora sy sasany hariva ao Aminâity pejy ity ihany sy I.F.R
Horesahina Aminâizany:
1- ny antoko Isika Mpandresy
2- ny andraikitra eo Aminâny IFR
3- ny fihaonam-benâny IFR aminâny 09 mai ao aminâny Petit Palais Mahamasina
Manasa anao ary eđ
04/05/2026
Faly Miarahaba manokana anâi Rasomotra Youssef Jahakim nahazoany ny marim-pankasitrahana avy aminâny Ministeranâny serasera sy ny kolontsaina.
Izy moa dia mpikambana mavitrika mampiroborobo ny Isika Mpandresy