Tsy maintsy miova i Madagasikara

Tsy maintsy miova i Madagasikara

Share

Eto isika no haneho ny hevitsika hahatonga fiovana MARINA eto Madagasikarantsika

20/10/2025

Tena simba i Madagasikara fa saika isan’ambaratonga tena feno KOLIKOLY.

Andao tantaraintsika ho re izay tranga rehetra fantatrao na avo lenta na ireny kelikely rehetra ireny fa tena mila fongorina!

Ataontsika tsirairay eto ireo hevitra rehetra navoakantsika tamin’ny publication teo aloha hahafahantsika tena mamoaka marina ireo zavatra tsy maintsy atao hanova marina an’i Madagasikara!

17/10/2025

Samia ary milaza ireo zavatra rehetra tsy maintsy ovaina eto Madagasikara e!

Want your business to be the top-listed Government Service in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address

Ampasapito
Antananarivo
101