âś…Fambolen-kazo izay notanterahin'ny Antokon'ny VAhoaka MIasa (AVAMI)tao amin'ny Kaominina Ambanivohitra Vilihazo, ny 28 Martsa 2026.
👉 Andao hiara-hientana hamboly sy hiaro ny tontolo iainantsika!
AVAMI Madagasikara Ofisialy
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from AVAMI Madagasikara Ofisialy, Political organisation, Antananarivo.
01/04/2026
✅FAMBOLEN-KAZO 🌱
Seho antsary nandritra ny fambolen-kazo izay notanterahin'ny Antokon'ny VAhoaka MIasa (AVAMI)tao amin'ny Kaominina Ambanivohitra Vilihazo, ny 28 Martsa 2026.
Tsy hetsika tsotra fotsiny izao fa porofo mivaingana fa isan’ny laharam-pahamehan’ny Antoko ny fiarovana ny tontolo iainana sy ny fanajariana ny hoavin’ny taranaka.
Ny hazo volena anio no antoky ny aina rahampitso: miaro ny tany, misoroka ny fihotsahan’ny tany, ary mitondra aina sy fahavelomana ho an’ny vahoaka.
👉 Andao hiara-hientana hamboly sy hiaro ny tontolo iainantsika!
✅ Interview nataon'ny Président Régional AVAMI nandritra ny Fankalazana ny andron'ny 08 Mars
AVAMI Faritra Analamanga
08/03/2026
âś…Fanehoana an-tsary ny fankalazana ny 08 Mars 2026
🫱AVAMI RÉGION ANALAMANGA
âś…Fankalazana ny 08 Mars 2026
Nandray anjara mavitrika ny Vehivavy AVAMI Faritra Analamanga 👍
10/12/2025
✅Notanterahina androany alarobia ,10 décembre 2025 teto aminy CCI Ivato ny fotoam-panokafana fikaonandoham-pirenena ka nandray anjara tamin'izay ny Antoko AVAMI Madagascar.
Hafatra Lehibe hoentin'AVAMI
“Tsy olona no ovaintsika fa rafitra. Tsy tombontsoa manokana fa tombontsoa iombonana. Tsy teny mamy fa asa mivaingana. Ny fanovana dia miainga eny ifotony ka miroso hatrany amin’ny sehatra nasionaly.”
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Website
Address
101
