Direction Générale de la Promotion de l'Emploi - MTEFOP-Madagascar

Direction Générale de la Promotion de l'Emploi - MTEFOP-Madagascar

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Direction Générale de la Promotion de l'Emploi - MTEFOP-Madagascar, Public & Government Service, Immeuble de la FOP 67ha, Antananarivo.

Photos from Direction Générale de la Promotion de l'Emploi - MTEFOP-Madagascar's post 23/04/2026

Nosokafan'Andriamatoa Ministry ny Asa, ny fampananan'asa ary ny asam-panjakana anio alakamisy 23 aprily 2026 ny hetsika "Salon Asa" izay karakarain'ny Flash Events ary hiarahany miasa amin'ny Direction Générale de la Promotion de l'Emploi - MTEFOP-Madagascar sy ny Office National de l'Emploi et de la Formation - ONEF Madagascar Madagascar

Tanjona amin'ny hetsika ny hampihaonana ny tolotra sy ny tinady eo amin'ny tsenan'ny asa sy mba hanome torolalana hoan'ny tanora mahakasika ny asa tokony hifanaraka amin'ny tsirairay.

23/04/2026

Conférence - Salon ASA Emploi et Formation 2026🤗

Jeudi, 23 dans la matinée 🤩

Avec Direction Générale de la Promotion de l'Emploi - MTEFOP-Madagascar et Office National de l'Emploi et de la Formation - ONEF Madagascar 🇲🇬

Flash Events Votre opportunité au bon endroit !✨

Photos from Ministeran'ny Asa, ny Fampananan'asa sy ny Asam-panjakana's post 23/04/2026

Pôle stage Madagascar 2026

22/04/2026

" SALON EMPLOI ET FORMATION"

23 - 24- 25 Avril 2026

Pour plus d'informations :

👇🏻👇🏻👇🏻

21/04/2026
Photos from Ministeran'ny Asa, ny Fampananan'asa sy ny Asam-panjakana's post 13/04/2026
Photos from Direction Générale de la Promotion de l'Emploi - MTEFOP-Madagascar's post 12/04/2026

**Forum des Énergies Solaires – Fahombiazana iombonana

Nampiseho indray ity Forum des Énergies Solaires natao ny 10 sy 11 aprily lasa teo ity fa ny famoronana asa ho an’ny tanora dia mifototra amin’ny fihaonan’ny talenta sy ny "opportunités".

Tamin’ny alalan’ny « Job Dating », tanora maro no afaka nifandray mivantana tamin’ireo orinasa, ka niteraka fahafahana azo tsapain-tanana toy ny fiofanana, asa ary fiaraha-miasa.

Ny Ministeran’ny Asa, ny Fampananan’Asa ary ny Asam-panjakana, amin’ny alalan’ny DGPE, dia manana anjara asa lehibe amin’ny fampifandraisana : mampifanakaiky ny tanora sy ny tsenan’asa, ary mampifandray ny sehatra mitondra asa amin’ny fahaiza-manao misy.

Hita mazava fa ny angovo azo havaozina dia sehatra iray lehibe afaka mamorona asa ho an’ny tanora malagasy.

Photos from Direction Générale de la Promotion de l'Emploi - MTEFOP-Madagascar's post 31/03/2026

FORUM DES ÉNERGIES SOLAIRES
Antananarivo, 31 Martsa 2026

Notanterahina ny valandresaka ho an’ny mpanao gazety momba ny Forum des Énergies Solaires izay hotontosaina ny 10 sy 11 avrily 2026 ao amin’ny QG Tanora Ankorondrano, karakarain’ny FabLab EnR-out eo ambany fiahian’ny Ministeran’ny Asa, ny Fampananan’Asa ary ny Asam-Panjakana ary ny Ministeran’ny Toe-Karena sy ny Fitantanam-Bola. Hivondrona ao ny olona manodidina ny 300 hiresaka momba ny angovo azo havaozina sy ny asa ho an’ny tanora eto Madagasikara.

Ity hetsika ity dia vokatry ny tetikasa nampiofana tanora mihoatra ny 50 (isan’izany ny vehivavy 30%) amin’ny sehatry ny angovo. Na dia manana tara-masoandro betsaka aza i Madagasikara, mbola vitsy ny mahazo herinaratra, ka ilaina ny fampandrosoana ny angovo amin’ny herin’ny masoandro sy ny fananana tanora mahay.

Hisy hetsika maro mandritra ny forum toy ny konferansa, job dating, fampirantiana asa ary fifaninanana tetikasa. Tanjona ny hampifandray ny fiofanana, ny asa ary ny filàn’ny tsena, mba hanohanana ny fampandrosoana maharitra ny angovo eto Madagasikara.

Want your business to be the top-listed Government Service in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address

Immeuble De La FOP 67ha
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00