Pejy mampifandray antsika,fampahafantarana ireo tolotra sy vokatra omen'ny Paositra Malagasy antsika.Hanehoana ireo hetaheta sy tsikera avy amintsika mpanjifa hanatsarana hatrany ny asa.Mankasitraka tompoko #PaositraMalagasy #CpVakMen Jereo izay mahasoa