Tamami

Tamami

Share

Political Party

14/06/2026

MITAIZAN-TENA MBA HO OLOM-PIRENENA VANONA.
NEVER GIVE UP RY TANORA!

14/06/2026

💪 Restez concentré sur vos objectifs
❌ Et n'abandonnez jamais !
🤔 Un état d'esprit de guerrier 👍🏼

MIANÀRA FOANA MBA TSY HAMERINA NY ERREUR!

04/06/2026

📈 Raha ny FIKAONAN-DOHAM-PIRENENA no takian’ny be sy ny maro mba HISIAN’NY FAMPANDROSOANA an’i MADAGASCAR dia Handray anjara mavitrika ny Antoko TAMAMI, satria heverinay fa amin’io no handrafetana ny Laharam-pahamena ny isam-paritra ka samy ho tomponandraikitra ny tsirairay.
Ny fampiharana haingana an’izay tapaka eo anefa no tena antokin’ny FIROSOAN-TSIKA @ FAMPANDROSOANA .

Tamami
TANORA MALAGASY MIROSO

01/06/2026

📈 NY TANORA MALAGASY MIROSO NO LAKILÉ 👍
🧭MAZOTOA MAMAKY.

23/05/2026

👉🏽 TSY HO MORA VELIVELY, SATRIA TSY MBOLA NISY NANAVOTRA, VAO HANOMBOKA, KANEFA NY FOTOANA MANDEHA, MILA ANAO MBA HAMBOLY NY FITIAVAN-TANDRIZANA.

🇲🇬 NY SAIN-DRATSY MILA MIALA AO
🇲🇬 FIFANTOHANA HOAN’NY TARANAKA ILAINA
🇲🇬 NY FIJERY HOE: IANAO IRERY MAHAVITA ANIO TSY MARINA☝🏽
🇲🇬 NY FAMPIASANA NY FORMULE MAMPANDROSO NO ILAINA IZAO DE IZAO☝🏽
🇲🇬 BLAH BLAH NO, TSY HANAMPY ANTSIKA!!

NY FIRAINKINA SY FIJOROANA @ FAMAHANA NY OLANA NY LAKILÉ, DIA IZAHO SY IANAO!

👉🏼 JODASY KOA MILA MIALA!!!

Photos from Chasse-info's post 19/05/2026

AZA KIVY FA ILAINA NY FANDRAISANA ANDRAIKITRA, FA TSY MAHAZO MIFAMPIJERY FOTSINY🙏🏼

Photos from Tamami's post 18/05/2026

🇲🇬 TANORA MALAGASY MIROSO,
dia hiifantoka tanteraka amin’ny fampiroboroboana ny TANORA MANANA VINA, na ny tsy manana ka homena ny TOE-TSAINA hoentina MAMOKATRA amin’ny SEHETRA misy azy.

🇲🇬 NY FAMPANDROSOANA DIA ARAHINA FANETREN-TENA SY FITIAVANA MBA HATRATRARANA NY TANJONA.

🇲🇬 NY TAHOTRA NY HANOMBOKA DIA SAKANA @ FAMPANDROSOANA SY NY FANAVAOZAN-TENA.

🇲🇬 NY FAHAVONANAO HIALA SY HIADY @ SAKANA NO LAKILÉ VOALOHANY..
👉🏽 ANDAO ARY HIROSO MIARAKA ISIKA, HOAN’I MADAGASCAR💪🏻

Lahaten’ny Filohan’ny TAMAMI Vaovao.

Want your business to be the top-listed Government Service in Antsirabe Afovoany?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address

Antsirabe Afovoany
101

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 17:00