Clinic Moto Antsirabe

Clinic Moto Antsirabe

Share

Réparation - Entretien - moto toutes marques aux alentours de Vakinakaratra Antsirabe.

Lieu: Vatofotsy Mahafaly, akaikin'ny Soa Guest House

Contact et watsapp 034 13 418 04 / 034 86 837 23

13/05/2026

✨🏍️ Ny lalana mety ho lavitra… fa ny passion tsy mijanona.
Isaky ny manomboka ny asa ianao dia misy aventure vaovao miandry.
Moto tsy hoe fitaovana fotsiny… fa:
🔥 Fahafahana
🔥 Passion
🔥 Hery manosika handroso isan’andro
Na inona olana sedrainao, tohizo ny dia 😎
Satria ny olona matanjaka dia tsy mijanona eny an-dalana. 💪
💡 Karakarao tsara ny motonao… dia hitondra anao lavitra izy.
🔧🏍️ Raha mila:
✔️ Entretien
✔️ Diagnostic
✔️ Fanamboarana moto rehetra
✔️ Conseil sy accompagnement
👉 Tongava eto amin’ny Clinic Moto Antsirabe
⚡ Mitohy foana ny asa… na week-end aza!
📍 Eto Antsirabe
📩 Mandefasa message dieny izao
👍 Ataovy J’aime ny pejy
🔁 Zarao amin’ny namanao motards
💬 Ary commentaire hoe: “Vonona ny dia!” 😎🔥

02/05/2026

week end Masaka.

01/05/2026

🔥🏍️ PROJET EN COURS… TRANSFORMATION ROUTIÈRE!
Tsy fanamboarana tsotra intsony 😎
👉 Manova moto ho routière izahay
⚙️ Amboarina:
✔️ Confort sy position conduite
✔️ Suspension sy stabilité
✔️ Look sy finition
✔️ Performance ho an’ny lalana lavitra
🎯 Tanjona: Moto mahafinaritra, matanjaka, ary vonona amin’ny dia lavitra
❓ Te hanova ny moto-nao ho lasa “routière” ve ianao?
🔧🏍️ Clinic Moto Antsirabe
✔️ Transformation moto
✔️ Entretien & réparation
✔️ Asa matihanina
⚡ Mitohy foana ny asa… na week-end aza!
📍 Eto Antsirabe
📩 Mandefasa message dieny izao
👍 J’aime & partage raha tianao ny transformation moto!
🔥 Clinic Moto Antsirabe – Manova ny moto ho lasa nofinofinao!

29/04/2026

🔥🏍️ Ela ela tsy nanao pub… fa MIVERINA izahay an! Ilzao ny havana sy ny namana, mpiara-miasa rehetra.

🔧 Clinic Moto Antsirabe dia efa miverina mandray asa indray 💪

✔️ Entretien
✔️ Diagnostic
✔️ Fanamboarana moto rehetra

⚡ Mandray asa na WEEK-END aza!

💡 Ary eny, misy GARANTIE ny asa - Raha manaraka tsara ny conseil sy entretien ny client 😉

📍 Eto Antsirabe
📩 Mandefasa message dieny izao

👍 J’aime & partage raha mitady service azo itokisana ianao!

🔥 Clinic Moto Antsirabe – miasa ho anao! 🏍️💪

18/04/2026

🔧🏍️ Clinic Moto Antsirabe
👉 Tsy kabary fa asa mivaingana!
⚡ Mitohy foana ny asa… na weekend ary!
📍 Eto Antsirabe
📩 Mandefasa message dieny izao
👍 J’aime & partage raha tianao ny service tena matihanina!
🔥 Clinic Moto Antsirabe Moto Antsirabe – Vokatra no porofo!

05/04/2026

🎉🐣 Mirary P***a sambatra ho anareo rehetra!
Enga anie ity fotoana ity hitondra fahasalamana, fifaliana ary fiadanana ho anareo sy ny ankohonareo.
🔧🏍️ Mbola eto hatrany izahay ho an’ny:
✔️ Entretien
✔️ Diagnostic
✔️ Fanamboarana moto rehetra
📍 Eto Antsirabe
📩 Mandefasa message raha mila fanampiana
👍 Aza adino ny manao “J’aime” sy zarao ny pejy!
Clinic Moto Antsirabe – Misaotra amin’ny fitokisana, miara-dalana hatrany! 🙏🔥

30/03/2026

🏍️ TE HIVIDY MOTO VE? AZA DISO SAFIDY — JEREO NY BUDGET!

Ny hadisoana lehibe ataon’ny maro dia Mividy mora… fa avy eo mandany vola be amin’ny fanamboarana 😅

💡 Tsarovy: Tsy ny vidiny ihany no jerena, fa ny totalin’ny fandaniana!

💰 1️⃣ Jereo ny BUDGET TENA ILAINA

Rehefa mividy moto dia tsy ny prix d’achat ihany 👇
✔️ Prix moto
✔️ Carte grise sy taratasy
✔️ Entretien voalohany (huile, filtre…)
✔️ Piesy mety soloina

👉 Indraindray, moto “mora” = lafo kokoa any aoriana

🔧 2️⃣ Jereo tsara ny état mécanique

✔️ Henoy ny feon’ny moteur (tsy tokony misy feo hafahafa)
✔️ Jereo raha misy fuite d’huile
✔️ Jereo ny frein sy pneu
✔️ Testeo amin’ny lalana (vitesse, vibration…)

⛽ 3️⃣ Jereo ny consommation

Sao :❌ Mandany lasantsy be

✔️ Misafidiana moto mifanaraka amin’ny vola ampiasainao isan’andro

🛠️ 4️⃣ Jereo ny disponibilité pièces

✔️ Mora hita ve ny piesy? sa mila manafatra?
✔️ Mora amboarina ve? (Tsy de misy)

👉 Zava-dehibe indrindra eto Madagascar!

⚠️ 5️⃣ Aza mividy irery raha tsy matoky

Maro ny moto:
👉 Tsara ivelany
👉 Fa ratsy ao anatiny 😏

❓ Ianao ve mikasa hividy moto?
❓ Budget ohatrinona no napetrakao?

💬 Valio ao commentaire 👇

🔧🏍️ Aza maka risque!
Alohan’ny hividianana moto dia afaka manatona ny Clinic Moto Antsirabe ianao,

✔️ Manampy hijery moto
✔️ Manome conseil matihanina
✔️ Mba tsy ho very vola ianao e

📍 Eto Antsirabe izahay Tompoko
📩 Mandefasa message dieny izao

👍 Ataovy “J’aime” ny pejy
🔁 Zarao amin’ny namanao te hividy moto maba tsy hahazo taolana
💬 Afaka manoratra amin'ny Commentaire raha mbola misy afaka milaza ny zavatra hafa tokony fantariana alohan'ny hividy moto iray.

🔥 Clinic Moto Antsirabe – Tsy hoe mividy moto fotsiny… fa mividy am-pahendrena! 🏍️💰

19/03/2026

😏🏍️ Misy olona manambany ny scooter Jog Pro… fa tena fantatrao ve ny heriny?

Aleo lazaina mazava 👇
Ny Jog Pro dia tsy natao hisehoseho… fa natao hiasa sy haharitra! 💪

🔥 Ireo atout-ny Jog Pro (tombony):

✔️ Mora entina
✔️ Consommation ambany – mitsitsy lasantsy
✔️ Entretien tsotra – tsy sarotra karakaraina
✔️ Mety amin’ny lalana eto Madagascar – mahazaka lalana ratsy
✔️ Pièces mora hita – tsy sahirana amin’ny fanamboarana

💡 Raha karakaraina tsara, ny Jog Pro dia maharitra ela sy azo itokisana!

❓ Ary ianao? Manambany sa mankasitraka Jog Pro? 😎

🔧🏍️ Raha tianao ho milamina, matanjaka ary azo antoka ny scooter-nao:

Tongava eto amin’ny Clinic Moto Antsirabec(Vatofotsy)
✔️ Entretien sy fanamboarana scooter rehetra
✔️ Diagnostic mazava
✔️ Service matihanina
✔️ Garantie amin’ny asa vita nefa tsy lafo ✅

📍 Eto Antsirabe
📩 Mandefasa message na antsoy dieny izao

👍 Aza adino ny manao “J’aime” sy zarao amin’ny namanao!

🔥 Clinic Moto Antsirabe – Tsy mijery karazana moto, fa mijery kalitao! 🏍️

Sary indrana

17/03/2026

🏍️🔧 Ahoana no hisafidianana Pneus tsara ho an'ny motonao?

Ny pneus dia fifandraisana mivantana amin’ny lalana. Raha tsy mety ny pneus, dia mety hiteraka:
⚠️ fihenan'ny traction
⚠️ fihenan'ny fanitsahan'ny frein
⚠️ fitomboan'ny loza eny an-dalana

🔹 1️⃣ Safidio ny pneu araka ny karazana moto

✔️ Routière → Pneus ho an’ny lalana
✔️ Trail / Cross → Pneus ho an’ny lalana ratsy sy vovoka, fotaka
✔️ Scooter → Pneus kely sy mahazaka tanàna

🔹 2️⃣ Jereo tsara ny taille sy référence

✔️ Mitovy ao amin’ny Fiche technique ve?
✔️ Ny dimensions rehetra?

🔹 3️⃣ Jereo ny marque sy kalitao

✔️ Marika malaza = vrai sy tsara
✔️ Marike Sinoa= Tsy maharitraa

🔹 4️⃣ Jereo ny profil sy lalan’ny raina

✔️ Profil matanjaka → Cramponée ve? sa aohana?

💡 Tsarovy: Pneus tsara = moto milamina + fiarovana anao sy ny namana eny an-dalana

🔧🏍️ Raha mila torohevitra, fanoloana na diagnostic pneu ho an’ny motonao, tongava eto amin’ny Clinic Moto Antsirabe.

✔️ Diagnostic haingana
✔️ Pneus kalitao
✔️ Fanamboarana sy entretien moto rehetra

📍 Eto Antsirabe
📩 Mandefasa message na antsoy dieny izao

👍 Manindry “J’aime” ary zarao amin’ny namanao motards!

Clinic Moto Antsirabe – Miaro ny motonao, miaro ny dianao! 🔥

16/03/2026

🏍️🔧 Fikafika efatra (04) hahafantarana Piesy tsara alohan'ny hividy.

Rehefa manolo pièces moto dia zava-dehibe ny misafidy kalitao. Piesy ratsy dia mety hiteraka panne haingana sy fandaniana vola indray. Ireto misy 4 fomba hahafantarana piesy tsara 👇

1️⃣ Jereo sy diniho ny kalitaon’ny piesy

Piesy tsara dia:
✔️ Mafy sy matanjaka
✔️ Tsy mora miolakolaka na vaky
✔️ Vita tsara ny finition

2️⃣ Jereo ny marika na référence

Matetika ny piesy tsara dia:
✔️ Misy marika mazava
✔️ Misy référence na code
✔️ Tsy misy soratra voafafa na tsy mazava

3️⃣ Ampitahao amin’ilay piesy taloha

Raha soloina piesy:
✔️ Tokony hitovy habe sy endrika
✔️ Tokony hifanaraka tsara amin’ny moto

4️⃣ Mividiana amin’ny toerana azo itokisana

Aza mividy piesy amin’ny toerana tsy azo antoka.
Mety ho copie ka mora simba izy ireny. (Betsaka eto Mada)

💡 Tsarovy: Piesy tsara = moto maharitra sy milamina eny an-dalana.

🔧🏍️ Raha mila torohevitra na fanoloana piesy ho an’ny motonao, tongava aty amin’ny @ Clinic Moto Antsirabe.

✔️ Diagnostic mazava
✔️ Piesy kalitao
✔️ Fanamboarana moto rehetra

📍 Eto Antsirabe
📩 Mandefasa message dieny izao.

👍 Aza adino ny manao “J’aime” ny pejy ary zarao amin’ny namanao motards!

Clinic Moto Antsirabe – Miaro ny motonao sy ny dianao. 🔥

Want your business to be the top-listed Government Service in Antsirabe?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Website

Address

Ville
Antsirabe
110