Gasy Tia Manjono Antsirabe

Gasy Tia Manjono Antsirabe

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Gasy Tia Manjono Antsirabe, Playground, Antsirabe.

Photos from Gasy Tia Manjono Antsirabe's post 04/04/2026

Mitady toerana hitsangatsanganana ho an'ny lundi de pâques ve nareo ? 🤔
mba mihataka kely ny ville dia toerana malalaka sy mangigina mba hierahana en famille ? 🤩

📢 misokatra zay ny lundi de pâques ooooh 📢

fidirana : 3000 Ar/Pers .
Raha manjono dia izay Lanjan'ny azo no aloha 😉

pk 20 avant entree Antsirabe
num : 033 75 080 52

Photos from Gasy Tia Manjono Antsirabe's post 16/04/2025

Efa ho avy zao ny p***a !
raha mitady toerana mangina alavitra ny ville nareo , tsotra nefa mafinaritra dia manasa anareo hitsidika ny ato aminay !

PK 20 alohan'ny hidirana eo antsirabe .

Malalaka azo hitsangatsanganana tsara,
afaka hanaovana picnic (afaka mitondra sakafo na afaka mikarakara ho anareo koa zay)
afaka manjono (izay azonareo no vidina)
afaka hivantanana koa ho an'ireo rerakan'ny voyage ( misy chambre familiale )

raha manana fanontaniana na hanao reservation dia mahazo miantso ny 033 75 080 52 na manoratra anay amin'ny hafatra miafina .

Mirary p***a sambatra ho antsika rehetra ary oh !

Want your business to be the top-listed Government Service in Antsirabe?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Website

Address

Antsirabe