05/02/2026
Plateforme des Associations des Femmes Antsiranana!
Hiompagna bebe kokoa amin'ny endriky fanabeazagna ny magnangy, irô hetsiky hankalazagna ny 8 mars 2026 eto Antsiranana. Lohahevitry telo (3) no ndeha hifanakalözandrô, ao agnatin'izegny ny:
✅ Autonomisation des femmes
✅ Lutte contre la violence et l'égalité
✅ Participation des femmes aux élections
Irô no fagnavaozagna ho ezahin'ny birao vaovao tarihin'ny Filohany Pr LANDY Soambola Amélie, amiagna ny viavy eto Antsiranana ho an'ity taogno 2026 ity. Tsy hijanogno amin'ny 8 mars fo irô hetsiky voatanisa irô fa ho tohizagna mandritran'ny taogno izay ho hanokafagna fiaraha-miasa amindrô haino aman-jery misy eto an-toeragna.
Magnasa anao agnaraka tsy tapaka ny pejy!
📝 Le Coin du Nord
17/12/2025
Savaranonando fikaonandoham-paritry ho an'ny fagnovagna teto Antsiranana.
Tsy nitsitsy nagnoloagna ireo iraka avy amin'ny minisiteram-panjakana misahana ny fanavaozana ny mponign'i Antsiranana namaky bantsilagna irô heveriny fa tsy mampandro i Madagasikara. Ity aby izegny raha fintigniny:
✅ Tsy matoky ny hitarian'ny FFKM io fikaonandoham-pirenena io
✅ Mitaky ny hialagna eo ambany vahoan'i Antananarivo ny fibaikoagna ny aty amin'ny faritry
✅ Mitaky ny fizakantegna ny aty amin'ny faritry ara-bola, ara-panapahan-kevitry
✅ Mitaky ny tondrozotra mazava hitondragna ny fagnavaozagna
✅ Takiagna ny hagnamezagna tetikasa irô tanora nahavita fianaragna mba hialagna amin'ny tsy fahitagna asa
✅ Tsy magneky ny fagnamezagna vahagna foko tokagna amin'ny fisitrahagna asa sy tombontsoa eto Madagasikara
Sns....
27/06/2025
OdaCompagnie DS , orinasa madinika mitondra vahaolana ho antsika momba famokarana angovo azo avy @ masoandro.
Jifao ny vita Malagasy!
Contacts: 0327142526 / 0335353715
Call now to connect with business.
06/08/2024
El Ojo, une île circulaire intrigante en Argentine
Au cœur du delta du Paraná, dans la province de Buenos Aires en Argentine, se trouve une île mystérieuse unique en son genre. Surnommée El Ojo ("l'œil" en espagnol), cette île présente une forme circulaire presque parfaite et une géographie unique. "The Eye" est un cercle de terre d'un diamètre de 118 mètres, entouré d'un mince canal d'eau. Cette île mystérieuse intrigue par sa forme géométrique parfaite, mais aussi par son mouvement de rotation ! Deux phénomènes qui ont attiré l'attention des chercheurs et des passionnés de phénomènes surnaturels.
Globe-Trotting
20/07/2024
Générateur solaire vita eto Antsiranana.
Ho antsika izay mampiasa panneau solaire na an-tanan-dehibe indrindra fa ny añy Ambanivolo, afaka mamokatra Générateur solaire amin'ny tanjaka rehetra ilaintsika ny Oda Compagnie Antsiranana. Misy ihany koa ny Kits anti-délestage ho an'ny an-tanan-dehibe, manaña autonomie 4h à 8h de temps.
Jifao ny vita Gasy!
Oda Compagnie Antsiranana, tel: 032 71 425 26
16/04/2021
Friedrich Ebert Stiftung et Sénat
Partenariat toujours au beau fixe
Suite à la demande du Sénat, plus précisément les sénateurs élus dans le Nord, Mino Seramila Avizara et Eddie Fernand ont pu rencontré les maires et participé à un atelier sur la vanille et le bois de rose, dans la région Sava, récemment. En outre, ils ont visité
les centres d'intérêts économiques de' la région et la distribution des médicaments pour la lutte contre le Covid-19 sera confié à la direction régionale de la santé.
Par ailleurs, le partenariat entre ces sénateurs et la région a été consolidé. Les missions constitutionnelles ont été bel et bien réalisées, grâce à l'appui de FES. Cela montre que le partenariat entre FES er le Sénat n'a aucune zone d'ombre.
Tsiry Rakotosolofo