Cntemad Antenne Betafo

Cntemad Antenne Betafo 261 38 14 942 57
Adresse : Antsinanantsena betafo

Avis au public Samia mivonona tompoko.
22/09/2026

Avis au public
Samia mivonona tompoko.

💢Vaovao mafana💢Ity Ilay nandrasan-tsikaAfaka aloha tsikelikely ny vidiny boky, ary tsy voatery milahatra eny amin'ny pao...
18/06/2026

💢Vaovao mafana💢
Ity Ilay nandrasan-tsika
Afaka aloha tsikelikely ny vidiny boky, ary tsy voatery milahatra eny amin'ny paositra malagasy intsony fa efa afaka hatao aminy alalan'ny ORANGE MONEY izany, amin'ny sarany 0ar (tsy misy frais aloha)

TONGAVA MANAO NY INSCRIPTION SY RÉ-INSCRIPTION 🙏

📢 MBOLA MITOHY NY FANDRAISANA MPIANATRA AO AMIN'NY CNTEMAD BETAFO💰 Saran'ny inscription sy réinscription : 45 000 Ar🎓 Fi...
11/06/2026

📢 MBOLA MITOHY NY FANDRAISANA MPIANATRA AO AMIN'NY CNTEMAD BETAFO
💰 Saran'ny inscription sy réinscription : 45 000 Ar
🎓 Filières azo isafidianana : ✅ Gestion
✅ Droit
✅ Informatique
✅ Information et Communication
✅ Économie
✅ Commerce
✅ Télécommunication
✅ Génie Industriel
📚 Misokatra ho an'ny mpianatra vaovao sy ireo manao réinscription ny fisoratana anarana.
📍 Adiresy : Antsinanantsena, Ambadikin'ny cecam
📞 034 72 957 09
📱 Whatsapp 0381494257

Address

Antsirabe
Betafo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Cntemad Antenne Betafo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share