Manampy ny mpiara-mianatra namana amin'ny alalan'ny torohevitra sy toro-lalana eo amin'ny toe-javatra misy amin'ny fiainan'ny mpianatra amin'ny andavanandro. Miantoka ny fandrindrana ireo efitrano fianarana aty anaty campus.