30/03/2025
Direction Régionale de la Communication et de la Culture ANÔSY
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Direction Régionale de la Communication et de la Culture ANÔSY, Public & Government Service, Ambovomaiky, Fort-Dauphin.
30/03/2025
29/03/2025
🇲🇬29 Martsa 1947/29 Martsa 2025🇲🇬
FORT-DAUPHIN
29/03/2025
Alefa DRCC ANÔSY
27/03/2025
ANDRO MANERAN-TANY HO AN'NY TEATRA
Niompana tamin'ny ady amin'ny Doro-tanety ny loha-hevitra noentina ary naseho an-tsehatra izay notanterahin'ny mpianatra avy ao amin'ny CEG de Référence Fort-Dauphin.Ny Talem-paritry ny Serasera sy ny Kolontsaina Anôsy Atoa JOE KAMAMY no nanokatra tamin'ny fomba ofisialy an'ity lanonana ity.Nanotrona an'izao lanonana izao ihany koa ny DREN ANÔSY,'ny Solontenan'ny Prefektiora,ny avy amin'ny Solombavambahoka sy Ben'ny Tanana ary ny avy amin'ny DREFT indrindra ireo Ray Amandreny ara-drazana izay nanotrona
25/03/2025
21/03/2025
🇲🇬21 Martsa 2025🇲🇬
👉Nankalaza ny andro maneran-tany ho an'ny angano sy Poezia izahay ato anatin'ny Faritra Anôsy ka teto amin'ny EPP LOHALOVOKY Fokontanin'ny Ambinanibe Tolagnaro no nankalazana an'izany.Tamin'ny alalan'ny Fifaninana takasiry sy tononkalo no nanatanterahana an'izany ka navitrika ny mpianatra nanomboka tamin'ny T1 ka hatramin'ny T5 amin'ny fandraisana anjara.Ny Talem-paritry ny Serasera sy ny Kolontsaina Anôsy Atoa JOE KAMAMY no nitarika an'ity fankalazana ity.Ny tanjona moa dia ny hitazomana an'io Kolontsaina iray mampiavaka ny Faritra Anôsy io mba ho hain'ny taranaky amampara
13/03/2025
🇲🇬11/12 Martsa 2025🇲🇬
👉Nandritra ny roa andro no nidinana ifotony taty amin'ny Kaominina ambanivohitry RANOPISO, AGNALAPATSY ANKILIVALO, Distrikan'ny FARADOFAY izay notarihin'ny lehiben'ny fileovana eto Tolagnaro.Ny politika ankapoben'ny fanjakana izay tarihin'ny Filoha ANDRY RAJOELINA no natolotra teto ary samy nanolotra an'ireo Programan'asa avokoa ny isaky Ministera ka anisany nandray anjara amin'izany ny ato amin'ny Fitaleavam-paritry ny Serasera sy ny Kolontsaina Anôsy izay nosoloin'i Tale tena.Nisy ihany koa ny fanontanina sy fihenoana ny hetahetan'ireo vahoaka ty ifotony ka samy namaly an'ireo fanontanina izay manandrify azy ny Talem-paritra tsirairay. "Serasera vatofototry ny fampandrosoana"
08/03/2025
Ireo Vehivavy lehiben'ny sampandraharaha ato anatin'ny Fitaleavam-paritry ny Serasera sy ny Kolontsaina Anôsy ary ny Delegen'ny Serasera sy ny Kolontsaina ao Amboasary.Mirary soa ho azy ireo
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Contact the business
Website
Address
Fort-Dauphin
614
