SDSP Ikalamavony

SDSP Ikalamavony Service de District de Santé Publique

26/10/2026
ADY AMIN'NY TAZOMOKA - SDSP IKALAMAVONYIarahana amin'ny PNLP sy PMI Evolve.Anisan'ny paikady iray iadiana amin'ny Tazomo...
26/10/2026

ADY AMIN'NY TAZOMOKA - SDSP IKALAMAVONY
Iarahana amin'ny PNLP sy PMI Evolve.

Anisan'ny paikady iray iadiana amin'ny Tazomoka ny famendrahana Ranom-panafody mamono moka.Misitraka izany ny Distrikan'Ikalamavony amin'ity taona ity.

Manombaka androany 26 Oktobra 2026 ary hitohy hatramin’ny 20 Novambra 2026 .ny famendrahana ranom-panafody mamono moka andiany fahatelo ato amin'ny Distrikan'Ikalamavony. Izay iarahana
Tanjona amin’izany ny hiarovana ny tokantrano tsirairay amin'ny Tazomoka.

Manentana ny toka-trano rehetra ato Ikalamavony mba hampandroso ireo mpamendraka ranom-panafody ireo ho fisorohana ny Tazomoka.

Ny malagasy tsy ho fatin'ny Tazomoka.




18/09/2026
10/09/2026

VIH : AZA MANAIKY VOAREBIREBY AMIN’NY FITSABOANA TSY MAHOMBY

❌ Aza mino ny “fanafody mahasitrana VIH” amidy miparitaka amin’ny tambajotra sosialy.
💊 ARV ihany no fitsaboana voaporofo sy mahomby, eo ambany fanaraha-mason’ny mpiasan’ny fahasalamana.
✅ Maimaimpoana ny ARV.

❤️ Aza manaiky voarebireby sy voafitaka. Manatona Tobimpahasalamana!

13/08/2026
AVIS DE RECRUTEMENT CAID 2026 / IKALAMAVONY
12/08/2026

AVIS DE RECRUTEMENT CAID 2026 / IKALAMAVONY

Address

Ikalamavony
314

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when SDSP Ikalamavony posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share