LYCEE Imerintsiatosika

LYCEE Imerintsiatosika

Share

Fizarana vaovao sy Fanehoan-kevitra

25/12/2025
07/11/2025

Miverina mianatra n'y mpianatra rehetra n'y alatsinainy 10 novambra 2025 izao.....mirary soa o....

23/10/2025

Vacance de Toussaint :25 oct-02 Nov.

Photos from LYCEE Imerintsiatosika's post 11/09/2025

Rentrée scolaire 2025-2026

Tompo homba anareo rankizy a 🥰
Mankahery sy mirary soa hoatsika mpanabe ❤️
"Masina ny fanabeazana "

02/09/2025

ECLIPSE LUNAIRE TOTALE 🌑

Araho ny fitsipika e ! 🙏

‎Ny alahady 07 septambra 2025, ny lanitra dia hanolotra antsika rehetra eto Madagasikara éclipse lunaire totale 🌍🇲🇬

‎🔭 Ora eto Madagasikara (heure locale - EAT) :

‎🌒 Fanombohan’ny phase pénombrale : 18h28

‎🌓 Fanombohan’ny phase partielle : 19h27

‎🌑 Fanombohan’ny totalité : 20h31

‎🔴 Maximum : 21h11 → hiseho mena manjelanjelatra ny Volana (“Lune de sang”)

‎🌕 Fiafaran’ny totalité : 21h52

‎🌔 Fiafaran’ny phase partielle : 22h56

‎🌘 Fiafaran’ny phase pénombrale : 23h55

‎👉 Ny totalité dia haharitra eo amin’ny 82 minutes !

‎✨ Torohevitra hahafahana mijery tsara :
‎- Tsy mila fitaovana manokana, ny maso ihany dia ampy 🤩
‎- Mitadiava toerana malalaka tsy misy jiro be loatra 🌌

‎📅 Tsarovy tsara ny daty : 7 septambra 2025
‎Seho tsy fahita firy ho an’ny rehetra – hahita ny Lune de sang. Aza adino ity fotoana miavaka ity! 🌠
Amin'ny 31 Desambra 2028 indray vao hisy éclipse lunaire hita eto Madagasikara 😊.

29/08/2025

Ho an'ireo rehetra maniry ny hikatroka ny "concours d'entrée en première année" ety amin'ny Ecole Supérieure Polytechnique d'Antananarivo dia afaka mijery ity rohy ity ianareo : https://concours.espa-tana.mg

24/08/2025

Félicitations à tous les élèves. Et merci au corps enseignant pour leur engagement dans l'éducation.

24/08/2025

Miarahaba hoan'ireo Mpianatra izay afaka baccalauréat 2025 ary mankahery hoan' ireo tsy afaka.
Résultats lycée public Imerintsiatosika
*Serie L :
Inscrit : 65 ( 1 absent)
Admis: 31 soit 48,43%
*Serie OSE:
Inscrit : 70
Admis : 38 soit 54,28%
*serie S :
Inscrit: 104
Admis : 50 soit 48,07%

Total
Inscris :238
Admis : 118 soit 50%

Misotra an' Andriamanitra ny amin'ny Zavatra rehetra ❤️🙏
Isaorana ihany koa ireo mpanabe rehetra namolavola ireto zanatsika ❤️

24/08/2025

Arabaina daholo ireo zay afaka bacc t@ iti taona iti.
De mampahery an ireo tsy afaka koa🥺courage fona nareo.....efa ao n'y (résultats baccalauréat).ooo.

17/08/2025

🔴Afaka ny BEPC, classe de seconde no fakàna aina hoe??
⚠️TANDREMO!
➡️Ao amin'io kilasy io no hamaritanao ny ho avinao, raha eny @ sekolim-panjakana ianao no hianatra, dia ny sekoly no misafidy ny série hidiranao arakaraky ny vokatra azo ao amin'io kilasy io (manana safidy ianao fa izy no tompon'ny teny farany) A- C- D- S- L- OSE
➡️Ao no hamaritra tanteraka na ho lasa dokotera tokoa ianao na tsofin-drano hanao zavatra hafa, ary fanapahan-kevitra tsy misy lalana miverina intsony
✅Ataovy ny fialan-tsasatra, nefa mivonòna hiatrika ny ho avy, apetraho amin'ny tany ny tongotra!
❌Mety sahirana ianao tamin'ny taranja mathématiques ny taon-dasa nefa te ho dokotera? Ingénieur ? Agronome ? Économiste? ....
➡️Aza atao manova ny tanjonao ny fahasahiranana nandalo, mbola tsy tara Raha izao ianao no hanezaka. ENY AZO ATAO IZANY TOMPOKO
🤓🧑‍🎓Mirary fahombiazana ho antsika rehetra ☺️

Want your business to be the top-listed Government Service in Imerintsiatosika?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address

Tsarafaritra, IMERINTSIATOSIKA
Imerintsiatosika
112