03/10/2026
[ FANARAHA MASO NY FOTODRAFITRASA RANO FISOTRO MADIO ]
✓ Fokontany Ankilimida/ Tsarahonenana , Commune Ampanihy, District Mahabo, tonga teny antoerana ny Talem-paritra Rano Fanadiovana sy Fidiovana Menabe nijery ifotony ny asa .
✓ Fotodrafitrasa hisitrahany vahoaka maheriny 2000 isa , izay mamatsy tanana 02 bé izao .
✓ Fiarahana miasa miaraka aminy Helvetas Madagascar sy ny Charity Water .
✓ Marihina fa efa mananika ny 70% ny fandrosony asa ankehitriny ary vinavinaina ho vita ny farany volana Octobre izao .
DREAH MENABE miasa ho anao .