05/06/2026
๐๐๐๐๐๐๐๐ "๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐" : ๐
๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐
โ
Notanterahina androany Zoma 05 Jona 2026 ny fivoriana savaranonando ho fametrahana ny lamina sy ny fomba fiasa ao anatinโny tetikasa "๐ด๐ ๐ ๐ป๐๐ก๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐" na "๐ด๐ ๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐" ato anatin'ny Fokontany 17 mandrafitra ny Kaominina Sabotsy-Namehana.
โ
Izao fivoriana izao izay niarahana taminโny solontena avy aminโny FID sy ireo mpiara-miombonโantoka miara-miasa aminy ary ireo Sefo Fokontany sy ireo mpikambana anatinโny komity solontenam-bahoaka ao anatin'izao tetikasa izao.
โ
Nanantrika feno izao fivoriana izao ny Benโny Tanana ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ฃ๐๐ค๐๐ง๐๐ฏ๐๐ฅ๐จ๐ง๐. Ny tenanany izay nanamafy fa ยซ ๐ด๐๐๐ ๐๐๐ โ๐๐๐๐โ๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐ฆ ๐ก๐๐๐๐๐ฆ โ๐ ๐๐ง๐ฆ ๐๐ฆ ๐๐๐๐๐๐โ๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐ง๐๐ฆ ๐ก๐๐๐ ๐ก๐๐๐๐๐ฆ โ๐๐ ๐๐ก๐๐๐๐ ๐๐ โ๐๐๐๐ ๐๐ฆ ๐๐ ๐ ยป.
โ
Marihina fa ity tetikasam-panjakana amin'ny alalan'ny Ministeran'ny Mponina sy ny Firaisankina ary famatsim-bola avy amin'ny Banky Irasampirenena, ny FID kosa mandridra sy manantanteraka ny asa.
03/06/2026
๐งพ๐๐Mpisitraka manodidina ny 60 indray androany Alarobia 03 Jona 2026 no tonga nanatitra ny antontan-taratasy ao anatin'ny hetsika "๐๐จ๐ฉ๐ข๐ ๐
๐๐จ๐๐ ๐๐๐๐".
03/06/2026
โฝ๏ธยซ ๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐ ยป/ ยซ ๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐
๐๐๐๐๐๐๐๐ ยป๐๐ฅ : ๐
๐๐๐๐๐๐๐๐๐-๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐
โ
Lalao fanokafana ho anโny ยซ Kitra Grand Open Top 20 ยป
โ
Lalao ampahefadalana ho anโny ยซ Kitra Inter Fokontany ยป
โ
Eo aminโny sary ny andinindininy
๐ฃTongava maro hatrany manohana ireo ekipa mpilalao ๐!
31/05/2026
โ
Ny Kaominina Sabotsy-Namehana tarihin'ny Ben'ny Tanร na RANDRIANARIVELO Njakanavalona sy mpiara miasa dia mirary fety Sambatra ho an'ny Reny rehetra.
๐๐Miarahaba manokana an-dRamatoa Elisa RANDRIANIRINA ny vadin'ny Filohan'ny Fanavaozana ny Repoblikan'i Madagasikara sady Reny mpiahy ny vahoaka malagasy, eo ihany koa Ramatoa Haingoarimanana RANDRIANARIVELO, vadin'ny Ben'ny tanร na, Reny mpiahy ny vahoakan'ny Sabotsy-Namehana.
"...Arahaba, ry ilay nohasoavina, ny Tompo momba anao" (Lioka 1 : 28)
29/05/2026
๐๐"๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐"๐ฅโฝ : ๐
๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐
๐๐๐๐๐๐๐๐๐
โ
Tontosa androany Zoma 29 May 2026 ny fivoriana nirahana tamin'ireo klioba handray anjara amin'ny fifaninanana "Kitra Open Top20" izay karakarain'ny Kaominina Sabotsy-Namehana tarihin'ny Ben'ny Tanร na ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ฃ๐๐ค๐๐ง๐๐ฏ๐๐ฅ๐จ๐ง๐.
โ
Nandritra izao fivoriana izao no nampatsiahivina ireo tsara ho fantatra amin'ny fifampifehezana ao anatin'ny lalao baolina kitra "Open".
โ
Teo ihany koa ny nanaovana ny hatsapaka namaritana ireo hifanandrina isam-bondrona ao anatin'izao lalao izao.
๐๐ปIsaorana ireo klioba naneho fahavononana tonga namaly ny antso androany.
28/05/2026
โ
๐
๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐-๐๐๐๐๐๐๐โ๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐-๐๐๐๐๐๐๐๐
Ho anโny Tanora tsy ankanavaka 14 ka hatraminโny 35 taona.
๐๐๐๐๐๐๐๐ : Fampandraisana anjara mavitrika ny tanora aminโny fanavaozana anโi Madagasikara aminโny alalanโny fanehoana ny laharam-pahamehany sy ny soso-kevitra.
๐
๐
๐๐๐๐๐๐ : Sabotsy 30 MAY 2026
โฐ๐๐๐ : manomboka aminโny 01 ORA folakandro
๐๐๐๐๐๐๐๐ : SALLE POLYVALENTE SABOTSY-NAMEHANA
๐ฃยซ ๐ป๐ถ๐ต๐ฎ๐จ๐ฝ๐จ ๐ด๐จ๐น๐ถ ๐ด๐จ๐ต๐ฌ๐ฏ๐ถ ๐ฏ๐ฌ๐ฝ๐ฐ๐ป๐น๐จ ยป
ยซ ๐๐ ๐ฆ ๐๐๐ ๐ฆ ๐ก๐๐๐๐๐ ๐ก๐๐๐๐๐ฆ โ๐๐ฃ๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ยป
27/05/2026
โฝ๐"๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐" / "๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐-๐
๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐"โฝ๐ฅ
: ๐
๐๐๐๐๐๐๐๐๐-๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ 30 MAY ๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ 31 MAY ๐๐๐๐
โ
Eo amin'ny sary ny andinindininy
๐ข๐ด๐จ๐ต๐จ๐บ๐จ ๐จ๐ต๐ป๐บ๐ฐ๐ฒ๐จ ๐ฏ๐ถ ๐ป๐ถ๐ต๐ฎ๐จ ๐ด๐จ๐น๐ถ ๐ฏ๐จ๐ป๐น๐จ๐ต๐ ๐จ๐ด๐ฐ๐ต'๐ต๐ ๐ญ๐จ๐ต๐ถ๐ฏ๐จ๐ต๐จ๐ต๐จ ๐ต๐ ๐ฌ๐ฒ๐ฐ๐ท๐จ๐ต๐ป๐บ๐ฐ๐ฒ๐จ๐โ
27/05/2026
"KOPIA FAOBE 2026" : FANDRAISANA IREO ANTONTAN-TARATASY
โ
๐๐ชชTontosa androany Alarobia 27 May 2026 ny fanangonana ireo antontan-taratasy ilaina eny amin'ny "Fitsarana Ambaratonga Voalohany" hanaovana ny dingan'ny "fitsarana manokana" ao anatin'ny hetsika "Kopia Faobe" andiany voalohany ho an'ny taona 2026.
Mpisitraka manodidina ny 40 no tonga nanatitra izany teto. Izao hetsika izao no natao ho fanampiana ireo tsy manana kopia noho ny antony maro samihafa mba hahafahan'izy ireo hisitraka ny zo fototra feno amin'ny maha olom-pirenena azy.
โ
๐๏ธN.B.: Ny 03 Jolay 2026 ho avy izao dia mbola misy ny fandraisana ireo antontan-taratasy
27/05/2026
โ ๏ธโ ๏ธโ ๏ธFILAZANA MAIKA HO AN'NY JIRAMAโ ๏ธโ ๏ธโ ๏ธ
โ
Efa nisy hatrany ny fampandresena ny tompon'andraikitra eo anivon'ny Jirama nataon'ny mpitantana ny tanร na, narahina taratasy ara-dalana mahakasika ity fantsona vaky eto amin'ny "Arrรชt Bus Galana" ity. Ary efa tonga nijery teto ireo teknisianin'ny Jirama ary nilaza fa misy "piรจce" lehibe tsy maintsy soloina.
โ
๐ Koa mamerina ny fanairana ho an'ny Tomponandraikitra eo anivon'ny Jirama mba tsy hihitaran'ny fahavoazana. Etsy andaniny, voahelingelina tanteraka ny mpampiasa ny lร lana ary hahiana ny hisian'ny loza mety hitranga.
Jirama ofisialy
https://www.facebook.com/share/p/17gvyKy6We/
26/05/2026
๐ฃโฐ๐
๐Aza adinoina ny fotoanantsika "KOPIA FAOBE 2026", rahampitso Alarobia 27 May 2026 ; eo ihany koa ny Alarobia 03 Jona 2026.