09/07/2026
𝐅𝐀𝐌𝐎𝐑𝐎𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐀𝐒𝐀 | 𝐓𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐌𝐈𝐒𝐎𝐍𝐃𝐑𝐎𝐓𝐑𝐀
Ny 𝐏𝐥𝐚𝐭𝐞𝐟𝐨𝐫𝐦𝐞 𝐌𝐮𝐥𝐭𝐢𝐦𝐨𝐝𝐚𝐥𝐞 𝐋𝐨𝐠𝐢𝐬𝐭𝐢𝐪𝐮𝐞 𝐞𝐭 𝐏𝐨𝐫𝐭𝐮𝐚𝐢𝐫𝐞 𝐝𝐞 𝐓𝐬𝐚𝐫𝐚𝐤𝐨𝐟𝐚𝐟𝐚 dia tsy resaka kamiao sy fitaterana entana fotsiny.
✅ Tetikasa mamorona asa ho an’ireo mpanao trano, injeniera ary teknisianina avy eto Toamasina.
✅ Tobin-tsolika mamorona asa ho an’ireo mpamatsy solika eto an-toerana.
✅ Trano fisakafoanana sy trano fandraisam-bahiny mampidi-bola sy mamelona fianakaviana maro manerana ny Faritra Atsinanana.
✅ Foibe tokana fanatanterahana ny raharaham-panjakana sy ara-pitantanana, mamorona asa maharitra.
✅ Rafitra ara-toekarena iray manontolo mivoatra manodidina ny fotodrafitrasa manaraka ny fenitra sy ny teknolojia avo lenta.
65,75 lavitrisa Ariary no hampiasaina amin'ity tetikasa ity. Ny fampiasam-bola eto. Ny tombontsoa eto. Ho an'ny mponina eto.
𝐇𝐚𝐭𝐫𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐢𝐳𝐚𝐲 𝐝𝐢𝐚 𝐢 𝐓𝐨𝐚𝐦𝐚𝐬𝐢𝐧𝐚 𝐧𝐨 𝐟𝐨𝐢𝐛𝐞𝐧’𝐧𝐲 𝐭𝐨𝐞𝐤𝐚𝐫𝐞𝐧’𝐢 𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐢𝐤𝐚𝐫𝐚. 𝐈𝐭𝐲 𝐭𝐞𝐭𝐢𝐤𝐚𝐬𝐚 𝐢𝐭𝐲 𝐧𝐨 𝐡𝐚𝐧𝐨𝐦𝐞 𝐚𝐳𝐲 𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐟𝐢𝐭𝐚𝐨𝐯𝐚𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐡𝐞𝐫𝐲 𝐢𝐥𝐚𝐢𝐧𝐚 𝐦𝐛𝐚 𝐡𝐚𝐧𝐨𝐡𝐢𝐳𝐚𝐧𝐲 𝐢𝐳𝐚𝐧𝐲 𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐢𝐤𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐬𝐲 𝐡𝐚𝐧𝐚𝐦𝐚𝐟𝐲 𝐢𝐳𝐚𝐧𝐲 𝐭𝐨𝐞𝐫𝐚𝐧𝐲 𝐥𝐞𝐡𝐢𝐛𝐞 𝐢𝐳𝐚𝐧𝐲.
👉 Zarao amin'ireo rehetra mino ny hoavin'i Toamasina.
______________________________________________________________
𝐃𝐄𝐒 𝐄𝐌𝐏𝐋𝐎𝐈𝐒. 𝐃𝐄 𝐋𝐀 𝐅𝐈𝐄𝐑𝐓𝐄. 𝐔𝐍𝐄 𝐕𝐈𝐋𝐋𝐄 𝐐𝐔𝐈 𝐀𝐕𝐀𝐍𝐂𝐄.
La 𝐏𝐥𝐚𝐭𝐞𝐟𝐨𝐫𝐦𝐞 𝐌𝐮𝐥𝐭𝐢𝐦𝐨𝐝𝐚𝐥𝐞 𝐋𝐨𝐠𝐢𝐬𝐭𝐢𝐪𝐮𝐞 𝐞𝐭 𝐏𝐨𝐫𝐭𝐮𝐚𝐢𝐫𝐞 𝐝𝐞 𝐓𝐬𝐚𝐫𝐚𝐤𝐨𝐟𝐚𝐟𝐚, ce n'est pas qu'une question de camions et de logistique.
✅C'est des chantiers qui emploient des maçons, des ingénieurs, des techniciens de Toamasina.
✅C'est des stations-services qui recrutent des pompistes locaux.
✅C'est des restaurants et des hôtels qui font vivre des familles de la région Atsinanana.
✅C'est un guichet unique qui crée des postes administratifs stables.
✅C'est tout un écosystème économique qui se développe autour d'une infrastructure intelligente.
65,75 milliards d'Ariary investis ici. Des retombées ici. Pour les gens d'ici.
𝐓𝐨𝐚𝐦𝐚𝐬𝐢𝐧𝐚 𝐚 𝐭𝐨𝐮𝐣𝐨𝐮𝐫𝐬 𝐞́𝐭𝐞́ 𝐥𝐞 𝐩𝐨𝐮𝐦𝐨𝐧 𝐞́𝐜𝐨𝐧𝐨𝐦𝐢𝐪𝐮𝐞 𝐝𝐞 𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐜𝐚𝐫. 𝐂𝐞 𝐩𝐫𝐨𝐣𝐞𝐭 𝐥𝐮𝐢 𝐝𝐨𝐧𝐧𝐞 𝐥𝐞𝐬 𝐦𝐨𝐲𝐞𝐧𝐬 𝐝𝐞 𝐜𝐨𝐧𝐭𝐢𝐧𝐮𝐞𝐫 𝐚̀ 𝐥'𝐞̂𝐭𝐫𝐞.
👉Partagez avec ceux qui croient en l'avenir de notre ville.
www.toamasina-port.com