06/26/2024
๐๐๐ก๐ฎ ๐ข๐๐๐ง๐๐๐๐๐ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ก๐๐๐๐จ๐ฎ ๐ง๐๐๐๐ฉ๐ง๐ ๐ฉ๐ง๐๐ฉ๐ง๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐ผ๐จ๐๐ง๐๐ข๐๐ฃ๐๐ฉ๐ง๐ 2024!
๐๐๐๐๐๐๐จ๐๐ ๐๐ง๐ ๐ข๐๐ฃ๐๐ง๐ค๐จ๐ค,
๐๐๐ก๐๐๐๐จ๐ฎ ๐ข๐๐๐ง๐-๐ข๐๐๐ฃ๐ฉ๐๐ฃ๐ ๐๐ค ๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฉ๐๐๐ซ๐๐ฃ-๐ฉ๐๐ฃ๐๐ฃ๐๐ง๐๐ฏ๐๐ฃ๐.
06/25/2021
๐
๐๐ค๐๐ง-๐ค๐๐ฏ๐ข๐ญ๐ซ๐ ๐ฏ๐ข๐ซ๐ญ๐จ๐๐ฅ๐ฒ ๐ก๐จ ๐๐๐ง๐๐ญ๐ฌ๐๐ซ๐ฬ๐ง๐ ๐ง๐ฒ ๐๐ข๐ค๐๐ซ๐๐ค๐๐ซ๐๐ง๐ ๐ง๐ฒ ๐๐๐ง๐๐ฏ๐๐จ๐ณ๐๐ง๐ ๐ฉ๐๐ฌ๐ข๐ฉ๐๐จ๐ซ๐จ ๐ก๐จ ๐๐งโ๐ง๐ฒ ๐๐๐ฅ๐๐ ๐๐ฌ๐ฒ ๐๐ฆ-๐ฉ๐ข๐๐ฅ๐๐ณ๐๐ง๐.
Raha liana amin'izany ary isika dia iangaviana mba hamaly ny fanontaniana vitsivitsy ao amin'ity rohy manaraka ity mialohan'ny alatsinainy 28 jona ho avy izao :
FAKAN-KEVITRA MOMBAN'NY FANAVAOZANA PASIPAORO
Fakan-kevitra momban'ny fikarakarร na fanavaozana pasipaoro ho an'ny Malagasy am-pielezana
03/08/2021
๐๐ซ๐๐ก๐๐๐๐ข๐ง๐ ๐ญ๐ซ๐๐ญ๐ซ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐๐ง๐๐ซ๐จ ๐ข๐ซ๐๐ข๐ฌ๐๐ฆ-๐ฉ๐ข๐ซ๐๐ง๐๐ง๐ ๐ก๐จ ๐๐ง' ๐ง๐ฒ ๐๐จ๐ง'๐ง๐ฒ ๐๐๐ก๐ข๐ฏ๐๐ฏ๐ฒ
Amin'izao fankalazร na ny andro iraisam-pirenena ho an'ny Zon'ny Vehivavy izao dia tsara hatrany ny midera ireo fandrosoana efa tontosa amin'ny fanomezan-danja sy fanajร na ny Zon'ny ny Vehivavy eo anivon'ny fiaraha monina amin'ny lafiny rehetra.
Mbola misy ihany koa kanefa ny ezaka mila tanterahina, koa 'ndeha isika hanohy ny fiaraha misalaha ho amin'ny fanamafisana izany sy hampanjaka ny fanomezan-danja ny Vehivavy amin'ny lafiny rehetra sy ny fiarovana ny Zon'izy ireo.
12/01/2020
โ ๏ธ FILAZANA โ ๏ธ
Misaotra antsika rehetra tamin'ny firaisam-po sy ny fitsimbinana ny maha-Malagasy iray aina antsika rehetra taminโny fikarohana ny havan'itompokolahy Emmanuel Ratsimanosika. Namaly ny antso ny fianakaviany izay efa hanpifandraisina amin'ny County anโi Franklin Ohio.
11/26/2020
๐ ๐๐ช๐น๐น๐ ๐ฃ๐ฑ๐ช๐ท๐ด๐ผ๐ฐ๐ฒ๐ฟ๐ฒ๐ท๐ฐ ๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ป๐๐ธ๐ท๐ฎ !!! ๐๐ฎ๐ฝ'๐ผ ๐ซ๐ฎ ๐ฐ๐ป๐ช๐ฝ๐ฎ๐ฏ๐พ๐ต ๐ฏ๐ธ๐ป ๐ช๐ต๐ต ๐ฝ๐ฑ๐ฎ ๐ซ๐ต๐ฎ๐ผ๐ผ๐ฒ๐ท๐ฐ๐ผ, ๐๐ฒ๐ผ๐ฑ ๐๐ธ๐พ ๐ช๐ท๐ญ ๐๐ธ๐พ๐ป ๐ต๐ธ๐ฟ๐ฎ๐ญ ๐ธ๐ท๐ฎ๐ผ ๐ช ๐ญ๐ช๐ ๐ฏ๐ฒ๐ต๐ต๐ฎ๐ญ ๐๐ฒ๐ฝ๐ฑ ๐ณ๐ธ๐ ๐ช๐ท๐ญ ๐ฑ๐ช๐น๐น๐ฒ๐ท๐ฎ๐ผ๐ผ!!!๐
๐ ๐๐ฒ๐ป๐ช๐ป๐ ๐ช๐ท๐ญ๐ป๐ธ ๐ฏ๐ฎ๐ท๐ธ ๐ฏ๐ฒ๐ช๐ญ๐ช๐ท๐ช๐ถ-๐น๐ธ ๐ผ๐ ๐ฏ๐ฒ๐ฏ๐ช๐ต๐ฒ๐ช๐ท๐ช ๐ฑ๐ธ ๐ช๐ท๐ฝ๐ผ๐ฒ๐ด๐ช ๐ป๐ฎ๐ฑ๐ฎ๐ฝ๐ป๐ช !!! ๐ฃ๐ผ๐ช๐ป๐ช ๐ฑ๐ช๐ฝ๐ป๐ช๐ท๐ ๐ท๐ ๐ถ๐ช๐ท๐ด๐ช๐ผ๐ฒ๐ฝ๐ป๐ช๐ด๐ช ๐ฒ๐ป๐ฎ๐ธ ๐ผ๐ธ๐ช ๐ผ๐ ๐ฏ๐ช๐ท๐ช๐ถ๐ซ๐ฒ๐ท๐ช๐ท๐ช ๐ถ๐ช๐ท๐ญ๐ป๐ช๐ฟ๐ช๐ด๐ช ๐ท๐ ๐ฏ๐ฒ๐ช๐ท๐ช๐ท๐ฝ๐ผ๐ฒ๐ด๐ช!!!๐
10/28/2020
Filazร na avy amin'ny "Aviation Civile de Madagascar" mikasika ny fandrarร na ny fiondrร nan'ny mpandeha miainga avy amin'ireo firenena 16 voatanisa ao anatiny Naoty mipaingotra etsy ambany.
---------------------------------------------
Note from the Civil Aviation of Madagascar regarding the boarding ban toward passengers from the 16 listed countries.
07/30/2020
Tsara hatrany ny mahafantatra ny tatitra momban'ny fangaraharan'ireo firenena tsirairay misitraka fampindramam-bola avy tamin'ny Banky Iraisam-pirenena.
Indro araho amin'ny rohy etsy ambany ary ny nandaharan'ny Banky Iraisam-pirenena azy ireo araka ny fangaraharany amin'ny fanatanterahana tatitra mikasika ny fandaniana rehetra nampiasan'izy ireo izany.
Debt Transparency: Debt Reporting Heat Map
Debt Transparency Report