Handy.Mdg

Handy.Mdg

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Handy.Mdg, Transit System, Antananarivo, Antananarivo.

Handy est une plateforme collaborative qui regroupe des loueurs de voitures à travers Madagascar, simplifiant ainsi la recherche pour les clients et offrant une solution pratique pour trouver le véhicule idéal.

06/01/2025

Miarahaba ô !

Miditra faha2 2025 sahady isika. Vetivety e ? ☺️Dia vetivety eo ihany koa izao dia ho avy indray ny fialantsasatry ny P***a. Homano dieny izao ary ny fivoahana e🥰
Azonareo atao sahady ny mifampiresaka aminay ny momba ny "voyage" rehetra tianareo atao taona ity. Manasa anareo ary hitafatafa e !

Mbola misokatra foana ihany koa izahay ho an'ireo rehetra maniry hifampizara traik'efa aminay.

an.
☎️Midira Messenger, WhatsApp na Telegram :
034 27 673 20 / 032 11 123 61 (WhatsApp & Telegram)
Na manorata :
📧[email protected]
Antananarivo - Mahajanga

́couverte

01/01/2025

Mirary taona 2025 feno fahombiazana ho antsika rehetra izahay ato Handy.Mdg

31/12/2024

Mankasitraka ireo rehetra efa niaraka taminay t@ity taona 2024 ity dia mankasitraka sahady anareo izay mbola hiara-dia aminay ihany koa ho amin'ny taona 2025 🥰🥰🥰

Andao hotetezin-tsika i Madagasikara🥰

25/12/2024

Mirary fetin'ny Noely sambatra ho atsika rehetra.🥰🥰🥰

23/12/2024

❤️2 andro sisa dia NOELY❤️
2 andro ihany koa zany sisa no anomananareo ny fivoahana mandritra ny Noely. Raha toa mbola sahiran-tsaina ianareo mitady fiara hitondra dia afaka miresaka aminay. Raha misy courses ho atao ihany koa anomanana ny fety dia aza misalasala miantso anay an.

☎️Midira Messenger, WhatsApp na Telegram :
034 27 673 20 / 032 11 123 61 (WhatsApp & Telegram)
Na manorata :
📧[email protected]
Antananarivo - Mahajanga

19/12/2024

⛔️HEY, O rey olona a⛔️

Andro sisa no isaina dia higadona anie ny Noely sy ny fialatsan-tsasatry ny mpianatra e❤️❤️❤️

Efa nahavita famandrihana ny fiara hitondra anareo mandritra izany fotoana izany angaha ianareo ? Raha tsia dia aza misalasala manatona anay.

Aza adinoina hoe mandray ireo manana fiara ka te hiditra anaty vondrona matotra faran'ny taona izao ihany koa izahay❤️
☎️Midira Messenger, WhatsApp na Telegram :
034 27 673 20 / 032 11 123 61 (WhatsApp & Telegram)
Na manorata :
📧[email protected]
Antananarivo - Mahajanga

13/12/2024

Raha mikasa hivoaboaka kely ianareo faran'ny herinandro izao dia manasa anareo hiditra hafatra miafina na hiantso anay ô ! Misy karazany ny fiaranay na maro2 ianao na vitsy2 an 🚙🚗🛻🛺 Misy natao ho an'ny renivohitra dia misy ihany koa natokana ho an'ny lalana ratsy any ambanivolo rehetra any🏝🏖⛺️

Aza adinoina hoe mandray ireo manana fiara ka te hiditra anaty vondrona matotra faran'ny taona izao ihany koa izahay❤️

☎️Midira Messenger, WhatsApp na Telegram :
034 27 673 20 / 032 11 123 61 (WhatsApp & Telegram)
Na manorata :
📧[email protected]
Antananarivo - Mahajanga

09/12/2024

Miarahaba o !

Efa voahomana ve ny fitaovam-pitanteranareo e ?

Aza misalasala miresaka aminay raha toa ka mbola tsy nahavita réservation ianareo.

Misy karazany ny fiaranay na maro2 ianao na vitsy2 an 🚙🚗🛻🛺 Misy natao ho an'ny renivohitra dia misy ihany koa natokana ho an'ny lalana ratsy any ambanivolo rehetra any🏝🏖⛺️

Raha toa koa ianareo manana fiara ka te hiditra anaty vondrona matotra faran'ny taona izao dia aza misalasala miresaka aminay❤️
☎️Midira Messenger, WhatsApp na Telegram :
034 27 673 20 / 032 11 123 61 (WhatsApp & Telegram)
Na manorata :
📧[email protected]
Antananarivo - Mahajanga

02/12/2024

⛔️Oaiiii mihazakazaka anie ny fotoana e !!!⛔️

Aza variana fa efa volana desambra sahady an ❗️❗️❗️

Mbola manana andro vitsivitsy ianareo anomanana ny fivoahana rehetra faran'ny taona sy mandritra ny fialan-tsasatry ny krismasy. Mbola afaka manao famandrihana fiara ato aminay 🚙🚗🛻🛺 Na hiala alavitra ianareo na handeha somary akaiky mety foana an🏝🏖⛺️

Raha toa koa ianareo manana fiara ka te hiditra anaty vondrona matotra faran'ny taona izao dia aza misalasala miresaka aminay❤️

☎️Midira Messenger, WhatsApp na Telegram :
034 27 673 20 / 032 11 123 61 (WhatsApp & Telegram)
Na manorata :
📧[email protected]
Antananarivo - Mahajanga

27/11/2024

Salama ianareo o😊😊

Efa hainareo tsara ve ny fomba fanaovana réservation ato aminay ?

☎️Midira Messenger, WhatsApp na Telegram :
034 27 673 20 / 032 11 123 61 (WhatsApp & Telegram)
Na manorata :
📧[email protected]
Antananarivo - Mahajanga

Aza misalasala miresaka aminay raha manana projet voyage ianareo na andro iray, na andro maromaro, na akaiky na alavitra an 😉😉

21/11/2024

Miarahaba ô !

Efa miha-manakaiky ny fialantsasatry ny Noely an. Sao variana ianareo. Maro be ny mifidy hiala kely ny toerana misy azy mba haka aina dia fandrio aloha ary ny fiara hitondra anareo sy ny trano fivantanana e.

Afaka miresaka aminay ianareo raha toa ka manana faniriana handeha na alavitra na akaiky an. 😊😊

☎️Midira Messenger, WhatsApp na Telegram :
034 27 673 20 / 032 11 123 61 (WhatsApp & Telegram)
Na manorata :
📧[email protected]
Antananarivo - Mahajanga

15/11/2024

Manana programa hivoaka kely va ianareo ? Sa misy "déplacement" momba ny asa mila atao ? Jereo anie ny hatsaran'ny fiaranay e 😁🥰😍

Aza misalasala ary mamandrika izay date mety aminareo e😉

😊😊
☎️Midira Messenger, WhatsApp na Telegram :
034 27 673 20 / 032 11 123 61 (WhatsApp & Telegram)
Na manorata :
📧[email protected]
Antananarivo - Mahajanga

Want your business to be the top-listed Government Service in Antananarivo?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Category

Telephone

Website

Address

Antananarivo
Antananarivo
101