24/03/2026
💫Fantatrao ve fa ny varavarana sy varavarankely no manome ny hatsarana voalohany ho an'ny trano iray?
Raha te hanana trano maoderina, kanto, sady azo antoka ianao, Aluminium no safidy tsara indrindra.
Araraoty ary fa occasion be ity:
💸 Nahidina -5% ny vidiny ho anao (Remise exceptionnelle) !
🛠️ Tsy andoavanao vola ny fanaterana sy ny fametrahana azy (Livraison & Installation offertes). Tsy mila miahiahy mitady mpametaka intsony ianao fa tonga dia vonona hampiasaina!
sur mesure sy ny loko tianao izahay ( couleur disponible : blanc, noir, marron,gris "couleur mât").
fenêtre coulissante B65 : 235.000ar/m²
fenêtre et porté coulissante K56 : 280.000ar/m²
porte ouvrante tout -vitré : 340.000ar/m²
porte ouvrante semi vitré : 350.000ar/m²
porte ouvrante pleine : 400.000ar/m²
véranda en inox : manomboka amin'ny 220.000ar/mètre linéaire
Naco, à soufflet, châssis fixes, jalousie,...
Midira MP raha mila fanampi-panazavana na devis
adresse :67ha arrêt bus 30
contact: 038 78 021 98/032 64 515 63
WhatsApp : 038 78 021 98
24/03/2026
🔒 NY FILAMIN-TSAINAO NO LAHARAM-PAMEHANAY
Raha ny marina, ny rideau métallique dia natao hiaro ny fandraharahanao sy ny fanananao. Fa inona no mitranga raha tampoka teo ka miraikitra izy iny amin'ny maraina fidirana? 😱
Eto amin'ny Profilex, tsy rideau métallique fotsiny no amidinay aminao. Omenay anao ny toky fa ho voaaro ny tsena na ny toeram-piasanao
✨ Inona no tena mampiavaka ny tolotray?
🌟Kalitao avo lenta sy mateza
🌟Vidiny mifanaraka amin'ny fahefa-mividy ny tsirairay:270.000 Ar / m² (Sady tsara no mirary).
🌟Tombony lehibe indrindra: Ny Service Après-Vente (SAV) tena haingana sy azo antoka! Raha misy olana tampoka na mila fanitsiana kely fotsiny aza ny rideau-nao rehefa voapetraka, dia ho avy avy hatrany izahay handamina izany. Tsy havelanay ho sahirana irery ianao!
📥 Mandefasa hafatra miafina (MP) avy hatrany hanaovanay devis maimaim-poana ho anao, na tsidiho mivantana izahay eto 67ha Sud arrêt bus 30
WhatsApp : 038 78 021 98
contact : 038 78 021 98/ 032 64 515 63
04/03/2026
Volana vaovao, Hanomananay ho anareo tolotra tena miavaka
Fenêtre coulissante b65: 235.000ar/m²
Porte et Fenêtre coulissante K56: 280.000af/m²
Rideau métallique galva: 260.000ar/m²
Porte ouvrante semi-vitrée: 350.000ar/m²
Porte ouvrante toute vitrée: 340.000ar/m²
Véranda sy rampe d'escalier en inox: manomboka amin'ny 220.000ar/ml
Aza miandry ela fa mana-petra ny tolotra
Miasa any amin'ny faritra
Contact: 038 78 021 98/ 032 64 515 63
WhatsApp: 038 78 021 98
Showroom :67ha arrêt bus 30
16/02/2026
🔥 PROMO FENÊTRE COULISSANTE
K56 1er choix, matevina no sady lehibe "norme européenne ", 280.000ar/m²
B65 2em choix, tsara endrika no sady mafy 235.000ar/m²
Accessoires de qualité
vitre tena 5mm
Contact: 038 78 021 98/ 032 64 515 63
Adresse : 67 ha eto amin'ny arret bus 30
installation sy livraison gratuite, mandefa any amin'ny faritra, tongava maro
16/02/2026
Araraoty fa mbola mitohy ny promotion véranda sy rampe d'escalier en inox ato aminay
💫Manomboka amin'ny 220.000ar ny mètre linéaire
💫 Livraison gratuite (Raha eto Tana)
💫 Installation gratuite
Contact: 038 78 021 98/ 032 64 515 64
Adresse : 67ha Sud arrêt bus 30
29/12/2025
🔥 INOX sécurité sy Haingo ho an'ny Tranonao ! 🔥
🔹 Garde-fou, Rampe d'escalier, Main courante, Grille de protection... : Rehetra vita amin'ny inox matevina tsara !
✅ Matanjaka sy mahazaka toe-trandro
✅ Endrika maoderina sy manintona (afaka atao mifanaraka amin'izay tianao)
✅ Installation gratuite (mpametaka matianina), réalisation rapide, livraison offerte raha manodidina an'Antananarivo
✅ Vidiny tena mirary manomboka amin'ny 220.000ar par mètre
📞 Raha mila fanazavana fanampiny dia antsoy ny 038 78 021 98/ 032 64 515 63
Adresse: 67ha eto amin'ny arrêt bus 30
Miasa any amin'ny faritra
24/12/2025
Amin'izao fifaranan'ny taona izao, izahay eto amin'ny Profilex Mada dia manao fihenam-bidy 5% hatramin'ny 10% amin'ireo asa rehetra ataonay, na menuiserie en aluminium - rideau métallique -inox-verre
✅ Fenêtre coulissante profil B65, vitre claire 5mm= 235.
000ar/m²
✅ Fenêtre ou porte coulissante profil K56,vitre claire 5mm= 280.000ar/m²
✅Porte ou fenêtre ouvrante toute vitré, vitre claire 5mm= 340.000ar
✅Porte ouvrante semi-vitrée, vitre claire ou cathédrale 5mm= 350.000ar/m²
✅Naco 50x50= 100.000ar
✅A soufflet 50x50= 140.000ar
✅ Rideau métallique galva 0,7mm = 260.000ar/m²
✅ Véranda ou rampe d'escalier en inox= manomboka amin'ny 220.000ar/m (miova araka amin'ny modèle)
Adresse : 67ha eto amin'ny arrêt bus 30
Contact : 038 78 021 98/ 032 64 515 63
Livraison sy installation mamaimpoana
Miasa ivelan'Antananarivo
16/12/2025
🌲🌲🌲IT'S TIMEEEEE!!!!🌲🌲🌲
Fotoana izao hamitana an'ilay VERANDA SY RAMPE D'ESCALIER efa saika natao efa ela, aza manao andraso andraso intsony fa OCCASION BE ITY manomboka amin'ny 220.000ar fotsiny ny mètre
✅Inox matevina, tsy miofo, finition impeccable
👷🚚Installation offerte, livraison gratuite raha périphérie
✅Échantillon disponible en magasin
Raha mila fanazavana be be kokoa dia miantsoa avy hatrany na mandefasa MP
Adresse : 67ha arrêt bus 30
Contact : 038 78 021 98/ 032 64 515 63
03/11/2025
Ho antsika rehetra tsy an-kanavaka, na olo-tsotra, na orinasa,.... Promotion mandritry ity volana ity ny asa rehetra momban'ny aluminium ato aminay toy ny:
✅Fenêtre coulissante B65 vitre claire 5mm: 240.000ar/m²
✅Porte coulissante K56 (norme européenne): 290.000ar/m²
✅Porte ouvrante toute- vitrée: 340.000ar/m²
✅Porte ouvrante semi-vitrée : 350.000ar/m²
✅Naco: 100.000ar/ 50x50
✅À soufflet: 120.000ar/ 50x50
Raha mila fanazavana fanampiny dia aza misalasala manoratra amin'ny MP na miantso avy hatrany ny 038 78 021 98, azonao atao ihany koa ny manantona mivantana ny Profilex Mada 67ha sud (arrêt bus 30), échantillon disponible sur place
Miasa manerana an'i Madagascar 🇲🇬
03/11/2025
Ho anao izay maniry hanamafy ny hidy trano, tsena, garage,....mitady ny kalitao, mafy sy mateza ary maharitra an-taonany maro, araraoty ny promotion RIDEAU MÉTALLIQUE 💥260.000ar/m²💥
Couleur azo hisafidianana: blanc, noir, gris
Installation et livraison gratuite pour Tana
Adresse :67 ha arrêt bus 30
Contact: 038 78 021 98/ 032 64 515 63
WhatsApp: 038 78 021 98
Miasa ivelan'Antananarivo 🇲🇬
03/11/2025
Na orinasa, na fiangonana, na Olo-tsotra ankino aminay ny fanantanterahana ny véranda sy ny rampe d'escalier en inox anao fa efa maro no afa-po tato aminay, finition impeccable, réalisation ara-potoana amin'ny vidiny tena mirary manomboka amin'ny 220.000ar ( miankina amin'ny modèle) ireto ary ny santionany vitsivitsy tamin'ny asa notanterahinay
Adiresy tsy miova 67 ha eto amin'ny arrêt bus 30
Contact 038 78 021 98/ 032 64 515 63
Miasa any amin'ny faritra
27/10/2025
Na orinasa, na fiangonana, na Olo-tsotra ankino aminay ny fanantanterahana ny balcon sy ny rampe d'escalier en inox anao fa efa maro no afa-po tato aminay, finition impeccable, réalisation ara-potoana amin'ny vidiny tena mirary manomboka amin'ny 220.000ar ( miankina amin'ny modèle) ireto ary ny santionany vitsivitsy tamin'ny asa notanterahinay
Adiresy tsy miova 67 ha eto amin'ny arrêt bus 30
Contact 038 78 021 98/ 032 64 515 63
Miasa any amin'ny faritra