Sakamainty USI

Sakamainty USI

Share

Unité Spéciale d'Intervention. Dernier rempart de la Police Nationale de Madagascar. Elle servira à établir une communication entre nous. Attention alors ! Merci !

LE MOT DU COMMANDANT
Ô Habitant de la terre, peuple du territoire Malagasy, Policiers et frères d’armes, Amis et fanatiques du Facebook. Cette page est conçue par le Service Central des Unités Spéciales d’Intervention pour une information générale relative à ce service. En effet, vous connaîtrez ce service, ses missions ses qualités et actualités ; Et vous enverrez aussi vos informations pouvant

Photos from Polisim-pirenena Malagasy's post 26/06/2022

Fier d 'être Malagasy. Félicitations Mr l' Officier

Photos from Sakamainty USI's post 20/01/2022

Tontosa tamin' ny Alatsinainy 17/01/2022 teo ny " passation de Service" teo amin' ny tenako izay Commandant ny USI teo aloha, ny Commissaire Principal de Police ANDRIANAVALONA Patrick sy ny Commandant ny USI vaovao ny Commissaire de Police RAKOTOJOELIMARIA Andry Tiana. Niezaka nanao izay heriko rehetra aho nijery izay anatsarana amin' ny lafiny rehetra izany vondrona manokana miady amin' ny andianjiolahy mahery vaika ato amin' ny Police Nationale izany. Maro no efa vita, fa maro ihany koa ny mbola tsy tanteraka. Voalohany, dia misaotra sy mankasitraka Polisy ato amin' ny USI niara-niasa tamiko rehetra tsy misy ankanavaka ny tenako, nandritran' izay 3 taona nitondrako ny USI, tamin' ny fanomezany ny heriny rehetra, ny fahaizany, ny fotoanany ary indrindra ny fahavononana nanome atramin' ny ainy mba niarovana ny vahoaka sy ny fananany, ary ny andrim-panjakana misy. Faharoa , dia misaotra ireo lehibe ako isan' ambaratongany izaho, tamin' ny torimarika sy baiko afahako nanantareka izany asako izany. Fahatelo, mirary soa an' i Komandy ny USI vaovao ny tenako, ahatontosa antsakany sy andavany izany andraikitra goavana napetraky ny firenena izany; ary koa ny anatsara atrany izay vitan'ny teo aloha. Ary ny farany fa tsy ny kely indrindra , dia ny fisaorana an ' Andriamanitra tamin' ny nanomezany hery, tanjaka , ary fahasalamana ahy nandritran' ny fotoana nitondrako ny USI, sy ny niarovany ny tenako hatrany; ary mbola mangataka Aminy ny hitantanany ny tenako amin' ny làlana rehetra izay mbola alehako. MASINA NY TANINDRAZANA. DIA SAMY HO TAHIAN' ANDRIAMANITRA DAHOLO.
" USI un jour, USI pour toujours"

07/10/2021

Démonstration dynamique ( descente en rappel ) faite par les personnels de l'USI "SAKAMAINTY" lors du 60 ème anniversaire de la Police Nationale .
#

07/10/2021

Remise de brevet au camp FIP Antanimora, à l'encontre des Policiers de l' ENSP, ENIAP, FIP et USI ; après une formation d' aguerrissement commando et de technique d' intervention professionnelle( Ambanitsena Camp FIP). Cérémonie présidée par le Directeur Général de la Police Nationale.

Photos from Polisim-pirenena Malagasy's post 27/11/2020

Mirary soa ny promotion " MANDRESY"

Photos from Sakamainty USI's post 25/11/2020

Miarahaba antsika rehetra . Ny Unité Spéciale d'Intervention(USI SAKAMAINTY) dia manentana antsika vahoaka Malagasy tsy ankanavaka , mba hifanome tànana, hiara hiasa akaiky mba hanjakan'ny fandriampahalemana eto Madagasikara. Mijaly ny ankamaroan'ny vahoaka, satria mitaintaina andro aman'alina , noho ireo tsy matahotody (mpangalatra, mpanolana, mpanendaka, Mpanao fanafihana mitampiadiana, mpamono olona, mpanao fakana an-keriny,sns.) Ny loharanom-baovao marina dia tsy maintsy avy aminareo vahoaka; eo amin' ny fokontany iray ohatra dia ianareo eo an-toerana no mahalala ny mombamomba ny olona tsirairay izay mifanolobodorindrina aminareo. Efa miezaka manao izay azonay rehetra atao izahay mandefa ny maso sy ny sofinay eraky Madagasikara, fa tsy ampy izany. Izay mitambatra vato, izay misaraka fasika; Ny "SÉCURITÉ"( miala tsiny amin'ny teny vazaha frantsay) dia hiarahantsika rehetra misalahy. Marina fa mety mbola misy ireo Polisy sasantsasany, mety manana fitondratena tsy mendrika eny amin'ny fiaramonina eny, na Polisy mifandray amin'ireo olondratsy; ka mahatonga antsika vahoaka tsy mahatoky ny mpitandro filaminana; fa maro koa anefa ireo Polisy tena mijery ary vonona ny "HIARO SY HANOMPO" anareo amin fony, ary vonona ny hamoy ny ainy . Ny Ministeran'ny filaminambahoaka kosa dia tsy misangy, na mandefitra na miaro, na manao kitrano an-trano hoan'izay Polisy ratsy fitondratena, manao fanamparam-pahefana, tsy manaja ny "déonthologie", mifandray tendro amin' ny fikambananjiolahy na mitovitovy amin' izany,etc . Mahazo mahatoky 100% anay ianareo , fa hapandry fahalemana hoanareo vahoaka Malagasy sy ny Andrim-panjakana misy, no antompisihanay. Ary eto izahay, dia mbola mamerina, fa ny andro iray zay tsy maintsy hifandonanareo aminay , dia io no andro marary sy ratsy indrindra eo amin' ny fiainanareo. Ary na aiza ianareo na aiza no hiafina dia tsy maintsy hifanehatra aminay. Ny laharana finday azahona anay dia +261340551721 sy 0340599889. Mankasitraka indrindra tompoko, dia samy ho tahian' Andiamanitra.
# bandits auteurs de nombreux Vols à main armée ,abattus par SAKAMAINTY dans la région Atsinanana

Photos from Sakamainty USI's post 17/11/2020

Tamatave et Antananarivo

Want your business to be the top-listed Government Service in Alasora?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address


Rue VVS
Alasora