Minisiteran'ny Varotra sy ny Fanjifana
Direction Régionale du Commerce et de la Consommation AMM -DRCC AMM
Léa Danielle
Direction régionale du commerce et de la consommation de la région HM
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Direction régionale du commerce et de la consommation de la région HM, Government Organization, Ambalavao.
05/06/2026
TATITRA MIKASIKA NY FANARAHA-MASO SY FISAVANA IREO FITAOVAM-PANDAJANA ( MIZANA SY VATOMIZANA )
Mitohy hatrany ny fidinana ifotony misava sy manamarina ireo fitaovam-pandanjana (Mizana sy Vato-mizana) ato amin'ny Faritra Mahatsiatra Ambony ka tao amin'ny Fokontany ankidona, ambodirotra, ampitakely indray no nanatanterahana izany .
Toy izao ny fizotrin'ny fitsarana ireo fitaovam-pandanjana :
👉Fitaovana voatsara: 22
👉Mizana Bascule :07
👉Balance électrique :9
👉Balance Roberval:06
👉Vato Mizana:40
👉Famarana:07
👉Vignette voazara:22
👉balance refusée nesorina teny amin'ny Tsena efa nisy fitomboka fandavana ( croix de réfus ): 01
Mbola mitohy any @ faritra manodidina moa izany amin'ny herinandro ambony
03/06/2026
Nanao fanaraha-maso ny entana sy kojakaoja ilaina an-davan’andro tany Ankijana Distrika Lalangina ireo mpanaramason’ny Varotra ato amin’ny DRCC Matsiatra Ambony anio 03 Jiona
💠Mpivarotra 15 no notetezina
💠Entana tsy ara-dalàna “Koba aina» vitsivitsy no nogiazana
💠Mpivarotra 01 no nahazo fiantsoana
💠Mpivarotra 08 no nomena fampitandremana nohon’ny tsy fametahana vidin’entana sy tsy fanakana taratasy nividianana entana
👉Nohamafisina nandritra ny fidinana ny tokony hanajana ireo lalàna miaro sy miantoka ny mpanjifa sy ny lalàna mifehy ny fifaninanana
27/05/2026
21/05/2026
Nitsidika ny faritra ambalavao ny ekipan'ny fitaleovam-paritra ny varotra sy ny fanjifana eto @ faritra Mahatsiatra ambony.
Nandritra ny (2) Andro moa no nanaovana izany,ka fokontany (6) no vita ka:
Ambohijafy,Ankofoka, Avaratsena, Atsimotsena,Avaramanda, Androka.
Nisy ny fisavana sy ny fanamarinana ireo fitaovana tsy manara-dalana ,eo ihany koa ny fanentanana hatrany ny amin'ny tokony hitsarana ireo fitaovam-pandajana .
Ka ireto no hita:
Fitaovana tsy manara-dalana:
👉Famarana:07
👉poids:06
👉balances:03
Teo avaratsena sy Ankofoka ary Atsimotsena no nahitana an'ireo fitaovana tsy manara-dalana ireo.
Nisy ny nahazo taratasy fampiantsoana aty @ birao, ary nogiazana kosa ireo fitaovana tsy manara-dalana.
Mbola hitohy any andonaka izany.
19/05/2026
Nanao fanaraha-maso ny entana sy kojakaoja ilaina an-davan’andro tany amin’ny Kaominina Talata Ampano ireo mpanaramason’ny Varotra eto amin’ny fitaleovam-paritra ny varotra Matsiatra Ambony anio 19 Mey
💠Mpivarotra 25 no notetezina
💠Entana lany daty” biscuits » vitsivitsy no tratra
💠Mpivarotra 02 no nahazo fiantsoana
👉Mpivarotra 19 no nomena fampitandremana nohon’ny tsy fametahana vidin’entana sy tsy fanakana taratasy nividianana entana
👉Nohamafisina nandritra ny fidinana ny tokony hanajana ireo lalàna miaro sy miantoka ny mpanjifa sy ny lalàna mifehy ny fifaninanana
16/05/2026
Ministère du Commerce et de la Consommation
Direction Régionale du Commerce et de la Consommation AMM -DRCC AMM
Léa Danielle
11/05/2026
Miarahaba am-panajana tompoko!
Tatitry ny fidinan' ny ekipan'ny fitaleovam-paritry n'y varotra sy n'y fanjifana Mahatsiatra ambony teny tanana Ambony sy Antsenakely Ambozontany anio 11/05/26.
👉Tsena 9 teo no nanaovana fitsirihana ny kalitaon' ny entana sy ho fanamarihana ny vidin'entana.
👉Nentanina hatrany ny fametrahana ny prix ho hitan 'ny mpanjifa amin entana rehetra fa tsy ny ampahany ihany.
👉Nosavaina ny facture hanamarihana ny fampiharana ny prix antsinjarany
👉mpivarotra iray no nampanatsoina ho ety amin'ny biraon'ny Commerce.
Noho izany, bonbon sachet iray+fromage iray ary dobera iray lany daty no noraofina.
07/05/2026
Fitsidihana ara pomba fifanajana ny lehiben'ny Faritra Mahatsiatra ambony.
Noraisin'ny lehiben'ny faritra tao amin'ny toeram-piasany ny ekipan'ny fitaleovam-paritry ny varotra sy ny fanjifana Mahatsiatra ambony androany maraina izay notarihin'ny Talem-paritra Dr RAKOTONIRINA Marie Léa
👉Nisy ny fampahafantarana ny andraikitra sahanin'ny fitaleovam-paritry n'y varotra.
👉Dinidinika momba ny fampandrosoana
07/05/2026
Miarahaba amim-panajana Tompoko
Nanao fanaraha-maso ny entana sy kojakaoja ilaina an-davan’andro teny an-tsena ireo mpanaramason’ny Varotra ato amin’ny DRCC Matsiatra Ambony anio 07 Mey
👉Teny amin'ny fokontany ankofafa indray no nanatanterahina ny fanaraha-maso
💠Mpivarotra 08 no notetezina
💠Entana lany daty” Fromage sy biscuits » vitsivitsy no tratra
💠Mpivarotra 01 no nahazo fiantsoana
💠Mpivarotra 05 no nomena fampitandremana nohon’ny tsy fametahana vidin’entana .
Click here to claim your Sponsored Listing.
Location
Category
Website
Address
Ambalavao
