TGV Anaborano Ifasy

TGV Anaborano Ifasy

Share

Ity Pejy Ity dia natao ho fifanakalozana, serasera, politika, ekonomika ary fanabehazana.

Photos from Andry Rajoelina's post 21/05/2024
Photos from TGV Anaborano Ifasy's post 04/05/2024

Izy no Zafy Dorin SG TgV eto ANABORANO ifasy. Izy dia agnisany Tanora tia tany niavihany ary magnano @ asa sosialim-bahoaka. Magnampy ny fiaraha-monigny @ sarotro ary mandray anjara mavitriky @ fampandrosoagna ny tanana na @ lafin’ny fanabehazana, fahasalamagna, fagnatsaragna ny tanana sns dia ahitagna taratra izy avokoa atrizay. Ndao ampiatsika izy @ fagnatsaragna ny tanana fa tsotra ny tanjogno hoy izy. Dia ny ahita i Agnaborano Sambatra alohan’ny ikipiany maso.

Want your business to be the top-listed Government Service in Ambilobe?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Website

Address


Anaborano Ifasy
Ambilobe
204