03/07/2025
En attendant les nouveaux produits, nous tenons à vous informer que les salons restants seront liquidés à un prix très bas, à un prix auquel vous ne vous attendrez pas.
Nous vous rappelons que nos salons :
1️⃣ Fabriqués en bois dur et ils sont donc très résistants, robustes et durables.
2️⃣ Matelas de haute qualité et bien sûr qu'ils ne s'useront pas rapidement.
3️⃣ La housse peut être lavée si elle est sale.
Sur ces arguments, notre salon est plus que excellente
Nous n'avons reçu aucune critique de la part de nos clients jusqu'à présent, et nous n'en recevrons probablement jamais, car la qualité de nos produits est garantie.
Et donc, 😊 venez nous rejoindre, nous vous attendons 😊
11/06/2025
Nga ts mba misy kelikely moramora ??
==> Vita izy io ny kelikely moramora
Fleur de déco intérieure
5.000 ariary ny iray
Ary raha maka maro mba atao isaky ny efitrano ??
==> Azo alatsaka ny vidiny
Raha maka 5 de tonga de atao 20.000 ariary izy dimy
Ary raha hivarotra ??
==> Mbola misy prix de gros koa
Midira mp
Misy loko maro azo isafidianana: beige, rose kely, rose be, rose antonony, jaune
Mbola ho avy eo ny loko hafa
Toerana : eo am Ala Mode Malagasy, Ambalavato apitan'ny ISMATEC
25/05/2025
Akon'ny androany : fehezina fotsiny hoe reny 80 eo ho eo no nahazo voninkazo 😍👏😍
Nisy commande tsy noraisina fa reraka loatra, tsy vita intsony 💔 hiezaka be isika amin'ny taona ho avy 🙏
Mirary soa ho an'ny Reny rehetra ❤️😊
12/05/2025
Vonona ny bouquet ho an'ny ❤️ NENY ❤️
Manomboka amin'ny 15.000 ariary fotsiny dia efa mahazo amboaram-boninkazo manitra 😍 NENY 😍
Bouquet 15.000 ariary: azontsika alaina ao amin'ny mode malagasy ( Amborovy juste avant barrière aéroport; mandeha ligne 6 miala amin'ny arrêt "plaque 50" dia efa miandry anao eo ivelany ireo salon 6 place mafy sy matanjaka ary mateza ny mode malagasy, ary ao anatiny ao amin'ny magasin mihitsy ny bouquet ho an'ny ❤️ NENY ❤️, fa mila manao commande mialoha fotsiny )
Bouquet 30.000 ariary: bouquet des fleurs + vase kely asiana azy aorian'ny fetin'ny RENY + taratasy misy fisaorana sy hafatra mamy ho an'ny Neny + livraison gratuit (aterinay any amin'ny NENY amin'ny andron'ny fetin'ny RENY mihits ilay bouquet 😍 Ouiii 😍 aterinay any hoy aho, atao surprise aminy )
Aya koa rou hahita ?? MP malaky
21/03/2025
Amin'ny zoma 28 mars ny livraison ( gratuit )
Isaky ny sary ny prix
Afaka manao commande ny couleur izay tiana
Faran'ny commande Alarobia 26 mars
😍 asan'ny tanako daholo 😍
07/02/2025
😍 omeo bouquet mena ny olon-tiana 😍 omeo bouquet fotsy ny namana tiana 😍
Tsy arakarakan'io hatsarany io ny vidiny fa mora be
15.000 ar...livraison gratuit
( asan'ny tanako daholo foana)
23/01/2025
Coucou 😍 !!
Azo atao amin'ny zoro-trano, na toerana hafa...
6.000 ariary fotsiny ny iray
Livraison gratuit, isaky ny zoma maraina
Tsy misy hoe mandefa mobile money na ohatran'izany, fa tenenina ao amin'ny mp fotsiny ny isan'ny ho alaina, ny lokony, ny toerana anaterana azy, ny contact-nao, c'est tout 😊
Any amin'ny mp aho miandry anao 😍
(Asan'ny tanako 😁)
13/01/2025
Ny mampiavaka ny bouquet ntsika:
1⃣ mora be satria 30.000 ariary fotsiny
2⃣ raha tsy eto ianareo ilay hividy nefa eto ny olona omena azy dia afaka aterina avy hatrany any amin'ilay olona tiana omena azy ny bouquet (aterina tsotra, na atao surprise)
3⃣ rehefa voaray ny bouquet, dia azo atao tsara amin'ny toerana talaky maso (satria efa misy vase miaraka aminy), mba ho tsaroana foana ilay nanolotra azy
4⃣ bouquet azo ampiasaina amin'ny endrika maro: mariage, cadeau...
5⃣ afaka manao commande ny loko izay tiana
Miandry anareo izahay 😊
(Asan'ny tanako 😁)
😍 Misy tolotra mamy be ho an'ny 14 febroary ihany koa miandry antsika ao 😍
29/12/2024
Miarahaba tompoko !!
Asan'ny tanako daholo izy rehetra 😊
Mandray commande :
Fleur atao amin'ny latabatra ( efa misy vase )
Fleur atao ambanin'ny télé
Fleur atao amin'ny zoro-trano
Bouquet atao fanomezana
Bouquet hanaovana mariage
Rose ho an'ny olo-tiana
Rose ho an'ny namana
Haingom-bolo mitovy
Haingo-tanana ho an'ny demoiselle sy dame d'honneur...
Amin'ny couleur izay tianareo
😊 Misaotra 😊