31/05/2026
Voromanga 🐦
Endémique de Madagascar.
🛣️Làlana iray, 🎙️Vibe iray, 👣Araho ny dianay
Klikeo ny suivre ⤵️⤵️⤵️
31/05/2026
Voromanga 🐦
Endémique de Madagascar.
22/05/2026
20/05/2026
iza no efa nisotro Betsa? 🫗
19/05/2026
Inona no iantsoana an'io zavamaniry io any aminareo ?... 🌱👀
19/05/2026
Akory aby
14/05/2026
**Ny tena fitiavana 💖**
Miara-mitady, miara-miaritra, miara-manorina, miara-tafita, miara- sambatra 💑
Mahafinaritra sy misy tsirony kokoa ny fitiavana rehefa niara-niady mafy ny mpifankatia vao tonga amin`ny tanjona hiriana. 🥰
13/05/2026
Fianakaviana sambatra ❤️
11/05/2026
Kopan-tanana ho anareo mpianatra tao amin'ny Sekoly Protestanta Manarintsoa Ambositra
Lycée Benjamin Escande Ankehitriny
🎞️ Ambositra 1901