πšƒπš˜πšŠπš›πšŽπš—πš’ πš…πš˜πš‘πš’πšπš›πš˜πš–πš‹πš’ π™°πš–πš‹πš˜πšœπš’πšπš›πšŠ

πšƒπš˜πšŠπš›πšŽπš—πš’ πš…πš˜πš‘πš’πšπš›πš˜πš–πš‹πš’ π™°πš–πš‹πš˜πšœπš’πšπš›πšŠ

Share

Angady tsa nampindramina...tapaka

Vohitromby dia agnarandray nolovaina tamin'i Renimaha zaza natsangan'Andriatsimagnometany zanany zanaky Rivoekembahoaka nanjaka tao Ikiririoka Fandriana

21/03/2026

πŸ•ŠοΈ FILAZANA MANJO

Ampandrenesina antsika rehetra fa nodimandry i Noa, vadin’i Rabri.

Ny razana dia miainga avy any Antananarivo, ary hoentina any Toareny Vohtromby.

Ny fandaharam-potoana sy ny antsipiriany rehetra dia mbola ho lazaina manaraka eto ihany.

Mirary fiononana feno ho an’ny fianakaviana rehetra.
πŸ–€πŸ•―οΈ

19/07/2024

Mifankafitiava fa ny hambom-po sy firehany, foto-kevitra dia hatreo ambaravan'ny fasana irery ihany no mety manan-kery

03/04/2024

Tsy misy mahasakana ny sitrapon'Andriamanitra ❀️

29/12/2023

Maintso ahitra

25/04/2022

Toareny roa anaran-tany.
Tapit'ohatra ny hatsarany
Raha ilaozana mampitomany
Ivavahana fa tany tiana
Sady loharam-pitahiana

Want your business to be the top-listed Government Service in Ambositra?

Click here to claim your Sponsored Listing.

Location

Telephone

Address


Anjoma Masapoana
Ambositra
306