25/03/2026
๐. ๐๐ถ๐ป๐ฎ๐น๐ถ๐๐๐ฒ ๐๐ฎ๐บ๐ถ๐ป'๐ป๐ ๐ณ๐ถ๐ณ๐ฎ๐ป๐ถ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฑ๐ถ๐ต๐ ๐๐ฎ๐๐ผ ๐ฎ๐ป๐ฎ๐๐ถ๐ป'๐ป๐ ๐๐๐ข๐ ๐๐ก๐๐ก๐ ๐๐ก๐๐๐๐๐ก๐ ๐๐ฉ๐๐ฅ๐๐ง๐ฅ๐ ๐
๐. Ny Alahady 22 Mars 2026
- ๐ป๐๐๐๐๐๐: TANAMBAOLAINA
09/03/2026
๐. ๐๐ธ๐ผ๐ป'๐ป๐ ๐ณ๐ฎ๐ป๐ธ๐ฎ๐น๐ฎ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ด ๐ ๐ฎ๐ฟ๐ ๐ฎ๐ฌ๐ฎ๐ฒ:
๐ญ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐
๐๐๐'๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐-๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐'๐๐ ๐ฒ๐จ๐ถ๐ด๐ฐ๐ต๐ฐ๐ต๐จ๐ต๐จ ๐จ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐จ๐๐
๐๐๐๐๐ ๐จ๐๐๐๐๐๐๐ ๐
๐ฅ. Mankasitraka antsika rehetra izay nandray anjara, Fokontany 7 misy ato anatin'ny Kaominina ๐
10/02/2026
FILAZANA MANOKANA MOMBA NY RIVODOZA| 10 Febroary 2026 โ 04 ora maraina
โ๏ธTaminโny 03 ora maraina teo dia tany aminโny manodidina ny 290 km atsinananโ i Toamasina no nisy ny foibenโi GEZANI. ๐Lasa rivodoza mahery izy. Niakatra ho 150 km/ora ny rivotra miaraka aminy, izay arahina tafiotra 210 km/ora. Nikisaka niakandrefana izy ka nahafaka 17 km/ora.
โ๏ธ Vinavinaina hiditra an-tanety ao aminโny distrikanโi Toamasina II i GEZANI anio tolakandro na ny alina, aminโny tanjaka rivodoza mahery vaika (tafiotra manodidina ny 250 km/ora).
๐จMba ho fiomanana manoloana izany dia miova toy izao ny filazana loza mikasika ny rivodoza
๐๐ Loza manambana miloko mavo : Ambatosoa, Analanjirofo, Atsinanana, Alaotra Mangoro, Analamanga, Betsiboka, Bongolava, Itasy, Vakinankaratra, Antalaha, Andapa, Mandritsara ary Befandriana Avaratra ;
๐๐ Fanairana miloko maintso : Melaky ary Menabe.
๐ง Ankoatra ny rivotra mafy ho entiny eo am-pidirana an-tanety, dia hitondra rotsakorana betsaka aminโireo faritra ho lalovany izy (100 hatraminโny 150 mm/24 ora). Ahiana araka izany ny tondradrano, ny fiakaranโny renirano sy ny fihotsahanโny tany.
โ๏ธโ๏ธEfa manomboka hita taratra aminโny morontsiraka afovoany atsinanana iny ny fanantonanโi GEZANI.
โโIangaviana ny mpampiasa ranomasina eo anelanelanโny Vohemar sy Mahanoro mba tsy hiandriaka satria miharatsy ny toetry ny andro. Toy izany koa ny eo anelanelanโny Besalampy sy Morombe manomboka rahampitso maraina. โโ
๐ Entanina ny rehetra mba haraka ny toro-marika omenโny manam-pahefana isan-tokony.
๐ Mรฉtรฉo Madagascar
Ministรจre des Transports et de la Mรฉtรฉorologie de Madagascar
31/01/2026
โ๏ธ๐ฅ. FILAZANA MANOKANA MOMBA NY RIVODOZA| 31 Janoary 2026 โ 04 ora maraina
โ๏ธ Andalam-pidirana an-tanety ao aminโny distrikanโi Soalala ilay rivodoza FYTIA. Manodidina ny 150 Km/ora ny rivotra miaraka aminy izay arahina tafiotra 210 Km/ora manakaiky ny foibeny. Nikisaka nianatsimo somary atsimo atsinanana izy ka nahafaka 18 Km/ora.
โ Efa ao anaty orana mikija tanteraka ny faritra Boeny, ny tapany avaratrโi Melaky ary ny ilany andrefanโi Bestiboka.โ
Noho izany dia miova ho toy izao ny filazana loza :
๐๐ Loza mitatao miloko mena : Boeny, Melaky, ny Distrikanโi Kandreho sy Maevantanana ;
๐๐ Loza manambana miloko mavo : Bongolava, ny DistrikanโAnkazobe, Anjozorobe ary Tsaratanana ;
๐๐ Fanairana miloko maintso : Itasy, Alaotra Mangoro, ny DistrikanโAmbatolampy, Ambohidratrimo, Andramasina, Manjakandriana, Antananarivo Renivohitra, Antananarivo Atsimondrano ary Antananarivo Avaradrano.
โ ๐งHamakivaky ny faritry ny afovoan-tany ity rivodoza ity ka hitondra rotsakorana betsaka (50hatraminโny 150 mm/24 ora) amina faritra maro.
โ๏ธโ๏ธ Ahiana mafy ny tondra-drano, ny fiakaranโny renirano, ny fihotsahanโny tany sy ny lalana. Misy ny fampitandremana mikasika izany. โ๏ธโ๏ธ
โ๏ธTombanana hivoaka any an-dranomasina kosa izy ny Alahady maraina, any aminโny faritra Atsinanana
โ๏ธEntanina ny mpampiasa ranomasina eo anelanelanโi Analalava sy maintirano mba tsy hiandriaka mandrapahalasa ny loza tanteraka. Toy izany ihany koa ny eo anelanelanโi Fenoarivo Atsinanana sy Mananjary manomboka anio tolakandro. Araho mandrakariva ny toro-marika omenโny manam-pahefana isan-tokony.โ๏ธ
๐ Mรฉtรฉo Madagascar
Ministรจre des Transports et de la Mรฉtรฉorologie de Madagascar.
๐ฒ๐ฌ
30/01/2026
โ๏ธ๐ฅ. ๐๐ฎ๐ป๐ฒ๐ป๐๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ถ๐๐ฎ๐บ-๐ฝ๐ผ๐ธ๐ผ๐ป๐๐ฎ๐ป๐ ๐บ๐ผ๐บ๐ฏ๐ฎ ๐ป๐ ๐๐ฎ๐น๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐ฟ๐ฒ๐๐ถ๐ป๐ฎ ๐ต๐๐๐
๐๐๐-๐ฎ๐๐๐
๐๐, ๐๐๐ ๐๐๐๐'๐๐ ๐๐ข๐ ๐ ๐จ๐ก๐ ๐ฅ๐จ๐ฅ๐๐๐ ๐๐ก๐๐๐๐๐ก๐ ๐ก๐ข๐ฅ๐.
๐. Anjaran'ny Fokontany ANDRATSIOLONA indray androany Zoma 30/01/26, tonga maro sy mavitrika ireo fokonolona, indrindra ireo Ray aman-dRenin'ny Mpianatra.
๐. Tafita ny hafatra fa anjaran'ny tsirairay sisa, hanatanteraka na tsia izay napetraka ๐
๐ฒ๐ฌ
30/01/2026
โ๏ธ๐ฅ. ๐๐ฎ๐ป๐ฒ๐ป๐๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ถ๐๐ฎ๐บ-๐ฝ๐ผ๐ธ๐ผ๐ป๐๐ฎ๐ป๐ ๐บ๐ผ๐บ๐ฏ๐ฎ ๐ป๐ ๐๐ฎ๐น๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐ฟ๐ฒ๐๐ถ๐ป๐ฎ ๐ต๐๐๐
๐๐๐-๐ฎ๐๐๐
๐๐, ๐๐๐ ๐๐๐๐'๐๐ ๐๐ข๐ ๐ ๐จ๐ก๐ ๐ฅ๐จ๐ฅ๐๐๐ ๐๐ก๐๐๐๐๐ก๐ ๐ก๐ข๐ฅ๐.
๐. Tao amin'ny Fokontany MALADIALINA no nanombohana izany voalohany omaly Alakamisy 29/01/26, notronin' ny Ben'ny TANรNA sy ny lehiben'ny tobim-pahasalamana CSB๐ฐ๐ฐ Andilana Nord, Ary ireo vahoaka tonga maro liana tamin'izany.
๐. Tafita ny hafatra fa anjaran'ny tsirairay sisa, hanatanteraka na tsia izay napetraka ๐
๐ฒ๐ฌ
30/01/2026
โ๏ธ๐ฅ. ๐๐ข๐ ๐ ๐จ๐ก๐ ๐ฅ๐จ๐ฅ๐๐๐ ๐ง๐๐ก๐๐ ๐๐, ๐
๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐ฃ๐๐ฅ๐๐๐๐ฅ๐๐ฉ๐ข๐๐, ๐ญ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐ข๐ง๐ฅ๐ ๐ ๐๐ก๐๐ข๐ฅ๐ข.
๐. ๐ฌ๐๐ ๐๐๐
๐๐๐๐-๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐.
๐ฒ๐ฌ