12/10/2025
Mandroso ny fanovàna!. Misaotra ny Miaramila avy ao amin'ny CAPSAT, Mijoro ho an'ny VAHOAKA SY NY TANINDRAZANA!Efa nanao ezaka isika hatramin'izay,ary mbola mijoro, tsy maintsy haverina amin'ny VAHOAKA ny FAHEFANA.
Lahatra RAFAL dia tsy mbola miova,Miaraka amin'ny VAHOAKA foana.
10/12/2024
▶️Tapitra ny fampielezan-kevitra araky ny Lalàna mifehy ny 🗳️fifidianana..
👏👏Ka misaotra antsika mpiara-miasa rehetra🙏 niara-nisalahy ka nanatanteraka ireny, indrindra fa isika vahoaka maro be tsy ankanavaka, teo foana isika.
👉Tsapako fa mila fandrosoana ny isam-batan'olona ary te handroso valim-babena ho an'ny tanàna isika.
⚠️Mbola fotoana androany ahafahantsika mandinika/misafidy tsara ka manentana antsika hanefa ny adidy rahampitso 11 desambra.
⚠️Mbola mamerina miantso hatrany koa anareo tompon'andraikitra sy mpikirakira ny fifidianana,aza mety hatao fitaovana potika ianareo.Hampanjakao ny fahamarinana sy ny fahamasinana ary ny mangaraharaha.Aoka hisafidy malalaka ny vahoaka.
RAFAL 3️⃣ miaraka amin'ny Vahoaka tsy maintsy mandresy.
29/11/2024
https://www.facebook.com/100064151550342/posts/957219626426414/?mibextid=rS40aB7S9Ucbxw6v
🚨🚨Ry vahoakan'Amparafaravola.
⚠️Ampy izay taona maro (64 taona) nandrendrehana antsika tanaty torimaso lalin’ny (fahantrana/fahatarana) izay.
⚠️Ampy izay ny fampiesonana antsika tamin'ny fampanantenana poakaty….
▶️Ampy izay ka mifohaza, ‘Ndeha hifanome “tanana ho an’ny tanàna”,mila miova AMPARAFARAVOLA
Lahatra RAFAL numero 3️⃣
RAFAL miaraka@vahoaka
*Copyright © COM/LahatraRAFAL/29 nov 2024
26/10/2024
⚠️Manasa antsika⚠️
Noho ny antony ara-teknika dia ity pejy ato anatin'ity rohy ity no anarahantsika ny vaovao momba ny tenako manomboka izao.
▶️Aparitaho
https://www.facebook.com/100064151550342/posts/933463265468717/?mibextid=rS40aB7S9Ucbxw6v
13/10/2024
▶️Iza moa i Lahatra RAFAL⁉️
▶️Manao ahoana ny fomba fahitany ny zava-misy eto amin'ny Kaominina Ambonivohitra Amparafaravola⁉️
▶️indro zaraina amintsika ity fanadihadiana an-gazety antsoratra 📰🗞️ natao tamin'ny Lahatra RAFAL ity.
Lahatra RAFAL 3️⃣
Lahatra RAFAL 3️⃣
*Copyright © COM/LahatraRAFAL/13 Oct 2024
09/10/2024
📢📢🚨🚨Ofisialy no ilazako fa kandida Ben'ny Tanàna eto amin'ny Kaominina Ambonivohitra Amparafaravola ny tenako 🔺Lahatra RAFAL ary laharana faha3️⃣ ao anatin'ny biletà tokana.
👉Mampahafantatra antsika ny tenako fa manana Vinanasa efa vita sedra niaraka amin'ireo teknisianina sy manam-pahaizana marobe efa voky trai-kefa isika,vinanasa azo tanterahina tsara ary azo antoka fa tena hampandroso haingana ny vahoaka sy ny tanànantsika.
🚨Tsy ho vitanay samy irery anefa izany fa mila fifanomezan-tananana avy amintsika.
👉Koa eto dia manao antso avo!!ndao hanatevindaharana, ho an'ny Tanàna,fampandrosoana maharitra/lovainjafy no tanjona.🙏
RAFAL numero 3️⃣
*Copyright © COM/LahatraRAFAL/09 Oct 2024
08/08/2024
📢🤝🤝Andao (hiaraka/hifanampy) fa Tonga ny fotoana🚨🚨
--------------------
▶️Tapaka nandritra ny Filan-kevitry ny Governemanta androany 0️⃣8️⃣ Aogositra2️⃣0️⃣2️⃣4️⃣ fa amin'ny🔺 🗓️
1️⃣1️⃣ DESAMBRA 2️⃣0️⃣2️⃣4️⃣ ny ho tanterahina ny
Fifidianana 📬 Ben'ny Tanana sy Mpanolontsaina manerana ny tany sy ny Repoblikan'ny MADAGASIKARA.
⏭️Ho an'ny Kominina Ambonivohitra Amparafaravola efa vonona isika,handao hiaraka.💪💪💪
anao hanaraka ny pejy.
*Copyright © COM/LahatraRAFAL/08 aout 2024